Cours de coupe et couture

1. pskl ( 18/03/2008 10:48)
Manaona dôly ô.
Za zany mba te ianatra manjaitra, tena mbola vô débutante raha resaka coupe reny.
Efa nanontany tao amlé Analakely ery amlé totobato iny, Harisoa mou sa iza..D 8 mois nénazy raha toa ka ts les samedi lé cours.
Lé any am ECOVA tsy dé tiko fa sô dé efa b kil be dé tsy araka tsara ny ankizy tsirairay.
Isaky ny wikend za vô afaka mianatra satria miasa andavanan'andro.

Aiza ko ry reto no misy tsara?
Na koa oé tsy école fa olontsotra mampianatra manjaitra?

Misaotra mialoha é.
novalian'i pskl ny 07/04/2008 10:25
2. fahamarinana ( 18/03/2008 11:01)
:arrow: Raha ny hevitro aloha dia tonga dia any am mpanjaitra ireny no mianatra fa sady misy pratique avy hatrany fa tsy fantatro ny any dago.Ny ahy zao ny faniriako raha mba mankany dia maka 2semaines mba hiarahako amin'ireny mpanjaitra lehilahy mpanao costards sns reny fa tena mbola hitako mahay ny gasy mpanjaitra sy tsara finition(l)
3. tslem ( 18/03/2008 14:24)
Raha tsy diso aho ao @ MRE toa misy fampianarana zaitra fa any oe manontany? nefa raha izaho ianao dia ao @ Herisoa fa mivoaka tsara mihitsy ny mpianatra avy ao.
4. Soniamada ( 18/03/2008 16:53)
za manoro hevitra anao hoe tranombarotra herisoa atao fa ny azy tena haute couture no ampianariny.
Ianao moa isaky ny asabotsy vao afaka dia izay no mahaela azy fa raha isan'andro ianao dia vetivety :)

5. fahamarinana ( 18/03/2008 17:26)
:arrow:aiza ho aiza kay ilay herisoa io ry reto azafady? dia ohatrinona ny cours-ny raha azo lazaina eto sinon alefaso ao am hafatra.Misaotra mialoha anreo afaka manome (l)
6. tslem ( 18/03/2008 17:34)
Tao @ building Ramaroson Soarano izy taloha fa toa efa nifindra hono ka tsy haiko intsony hoe aiza izao.
7. pskl ( 19/03/2008 06:01)
Merci dôly tam valiteny é.
Lé Herisoa lasa etsy am totobato près des Pavillons.
Misy anlé pivarotra tavoangy reo près du Somacodis taloha dé lé totobato akaikin'io dé miakatra amin'iny dé éry ambony lé izy, mbola tsy tonga any am tapony fa antenatenany.
Lé prix tsy tadidiko tsara tsony fa efa elaela za no nandalo teny dé mba sendra nanontany ftsn.
8. antsagasy ( 01/04/2008 19:58)
Herisoa ihany aloha ny tsara ao h@ izao.Sady manara-maso tsara ny mpianatra ts-1-1.
9. pskl ( 07/04/2008 10:25)
kikou dôly,

msôtra am conseils é. efa nianatra za zao.efa 2 semaines zao, defa mahay zipo :°) .
Fa nianatra tous les jours teo fa zao efa tsy tafa fa efa lasa tous les samedis.
Mafnaritra ry reto a.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.451