Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ni81
(
20/03/2008 21:05)
Mbili tihizintsiky ihiny ny fihimihiziny i!
Ilii isiky mbi mivinitiky, ity fi rihifi viziny vi tsy hijininy! si ihiiny hiy nirii!:lol::lol: Tihizy ny risiky miniriky:-D:-D...
tohiny
novalian'i dziana ny 25/04/2008 13:55
lianacarene
(
20/03/2008 20:54)
Sao de misy mafantatra restaurant fanaovana mariage any tanà
So de mba mafantatra toerana fanaovana mariage mba tsara nareo: cadre tsara, mba misy verdure, miataka kely ny ville,misy lac sns, otrany tsy mahita site am internet mintsy za, za manko tsy any dago f...
tohiny
novalian'i rvoulah ny 07/06/2008 17:49
xxx
(
20/03/2008 19:53)
Année 60 Tsimbazaza
Sao aminareo mpiserasera eto na ny reninareo , ny mpirai-tampo aminareo na koa ireo namanareo mba nisy nianatra na nampianatra tao amin'ny Centre d'Apprentissage Féminin tao Tsimbazaza tany amin'ny 1...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/04/2008 10:31
xxx
(
20/03/2008 19:30)
ete roma
ary ovina ndray ny fihaonana ete roma no atao e,zay hande any amzay amty ra misy a,manantena ny mpikarakara e,misaotra o...
tohiny
razamble
(
20/03/2008 17:41)
Paska RNS hisy orana sy lanézy
Manahy aho rey olona fa hamirifiry ny hatsiaka any Vichy. Ny asabotsy dia hanorana. Ny alahady fanaovana finale dia hisy lanézy. Aza mitondra ankizy raha azo atao fa ndrao dia hanavy izy ireo !...
tohiny
novalian'i tess ny 24/03/2008 16:53
ftma
(
20/03/2008 17:31)
avionbasprix
Raha sendra mitady billet mora ianareo @ ity site ity mora ny mitady ny saran-dalana mora indrindra, tsindriana fontsiny ny ville misy anareo dia hita ny lien rehetra ny toerana azo handehanana
http...
tohiny
novalian'i tess ny 21/03/2008 18:37
comptezo
(
20/03/2008 17:26)
Miatsara velatsihy marina ve ny gasy?!!!!!!!!!!!
[url]http://www.dailymotion.com/relevance/search/francis%2Bturbo%2B%2Bgasy/video/x3aqrm_gasy-mihatsaravelatsihy-francis-tur_fun[/url]
:?:Mety marina ihany ny azy!!!!!!!!!...
tohiny
novalian'i RAKVOL ny 16/04/2008 20:12
kantokoely
(
20/03/2008 16:51)
jesosy kapiteny
misy hiran'ny telonohorefy famonjena izay nampidiriko fa tsy mety hitako ato anaty lisitra lay izy mba afaka jeren'ny tompon'andraikitra ve azafady efa ela ihany no napetrako tato dia mamerina mampidi...
tohiny
novalian'i kantokoely ny 27/03/2008 21:32
betty
(
20/03/2008 13:14)
sakafo paka
Inona ary zao no sakafo milay ndrindra fanao @ pacques ankoatry ny agneau eh?...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 24/03/2008 05:44
xxx
(
20/03/2008 12:06)
Petara
http://www.filefreak.com/ppublic/20305/znd.mp3
:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 20/03/2008 17:17
tslem
(
20/03/2008 12:06)
fanontaniana kely
Saika mba hanontany aho ho an izay mahafantatra.
Raha ohatra ve ka olona manana visa any Allemagne dia afaka mandeha aty France ilay olona, dia raha afaka dia afaka mijanona aty pendant 3mois?
I...
tohiny
novalian'i nani ny 25/03/2008 17:16
hery
(
20/03/2008 11:11)
Taranak'andevo
Tsy hoe hi-polemika aho fa rehefa dinihina dia resaka fahateren-tsaina sy fahalalahan-tsaina ny tsy fanekena na fanekena ilay resaka hoe taranak'andevo.
Fantatsika rehetra tsara fa NISY (indrisy) n...
tohiny
novalian'i odilontodisoa ny 20/08/2017 12:08
tselatra
(
20/03/2008 10:14)
na inona ny anaram-poko misy anao
tidaiaviko io tonkira io azafady,,,, lay hira hoe,, na inona no anaram-poko misy anao- de malagasy ihany ianao.misaotra mialoha....
tohiny
Mandefitra
(
20/03/2008 06:14)
Resaka Otra (massage)
Raha toa enao vizana na reradreraka:
- tena ilaina ve ny miotra?
- maha-afabizana ve ny otra?
- mila specialiste ve ny manotra sa ra mba rerak i madama ohatra de manotra ramose?
- mety ve ra miotr...
tohiny
novalian'i tahiantsoa ny 23/06/2015 07:58
niryna
(
20/03/2008 05:53)
Na dia manahy aza isika dia tsy misy mahay manampy ny andro
Hiaraha mahalala fa be fanahiana ity fiainana ity,kanefa ny tenin'Atra dia manambara fa tsy tokony hanahy isika satria tsy misy mahay manampy ny andro na dia iray akory aza isika.
Ny fahalalako an'iz...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/04/2008 14:51
niryna
(
19/03/2008 17:54)
Manimanina ny any aminay izaho e,
Miarahaba antsika rehetra indray ny tenako.Asa hianareo raha mba mitovy ny ankizy maromaro aty fa ny andro Paska dia andro iray ahalahelovana ny fianakavina sy ny namana aman-tsakaiza any amin'ny tana...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 03/04/2008 14:29
xxx
(
19/03/2008 15:25)
Bôn annif njay e
vraimentjolie, landibe, tandrakely, enteme, ragany, 2810, Raedy, lionakely, ralanja, andansonia, RADOUXE, herinasolo, teejee, ando1205, fango, melianie, henikaja, latiana, tsiferana, dex, degree, lala...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 20/03/2008 09:54
xxx
(
19/03/2008 13:49)
arastarast oata yhemohipmam
abm okatih ynat akidabma ynat aid yrtaho yn artiranifaham yha aid abm oata oalal ylek ote yardni e! ozihot...ymas artaronam yazi ynait anataros akalalam ny artivehida...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 07/04/2008 13:56
zazou
(
19/03/2008 13:02)
Asa ianao raha hino ahy /Black Jack
Tsy fantatro na io ny lohateny fa ilay misy hoe asa inao raha hino ahy iny sy ilay hoe: tsy aleo ve miaina @rambomanga kely sy patsa
toy izay any @havana hanimpitoloha, arahin-datsa
misaotra tompok...
tohiny
novalian'i andryrabe ny 20/03/2008 11:19
kiadi
(
19/03/2008 12:59)
declarationmilay be fa andramo!
permet moi ma jolie de donner mon avis sur toi meme si on se connait même pas, tu es trés chamante, un sourire divin, tu es magnifique, belle comme un coeur. J'ai envoyé un ange déposer milles bis...
tohiny
novalian'i Papoose ny 12/04/2008 22:50
