Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsouly
(
26/03/2008 10:04)
IFANIHY LEMENA
MILMAY BE IO VAZO IO E KOZY E§...
tohiny
novalian'i cutie ny 26/03/2008 11:09
volatsara
(
26/03/2008 09:19)
aiza, iza marina
miha maro sy mirongatra ny antokom-pinoana sy ny karazam-pivavahana @ zao androntsika izao, efa azo lazaina fa miaina ny andro farany araka ny voalazan'ny soratra masina isika!mila manana finoana tsy ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 11/04/2008 14:47
Jeankely
(
26/03/2008 00:45)
Ny mpanao politika Malagasy ve tsy mba menatra?
Mandeha ny hoe OLOKENDRY, ao ny hoe OLOMANGA, ao ny NOTSONGONOMBOLO, ao ny mahay sy malaza @ FITARIANA GREVY, ao ny MAHAY MANJERA TETEZANA, manao BARAZY sns... Tsy mba menatra ve mifampikasoka amin'ny...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/03/2008 03:20
ikalamako
(
25/03/2008 23:16)
Zoaie Versera Harilova !
hay ve versera anio dia tsy arakay, tssss
Soa fa misy ny serasera koa ity lesy ny fiarahabana avy amin'ny namana ah ! :
[img]http://farm4.static.flickr.com/3246/2362657612_96bcc4d059.jpg?v=0[/img]...
tohiny
novalian'i ikalamako ny 27/03/2008 22:25
penina
(
25/03/2008 23:08)
beloty
- Za no main
- Coeur
- Sans A
- Tout A
- Coupé
Kay lery mpanao ai ams...
tohiny
novalian'i kiadi ny 31/03/2008 20:05
penina
(
25/03/2008 18:36)
Surf's Up
Masaka be, ou houuuuuu
5/5
[center][img]http://www.austinchronicle.com/binary/2d8b/SurfsUp.jpg[/img][/center]
mazotoa mijery fa tena tsara. :wink:...
tohiny
novalian'i penina ny 25/03/2008 22:10
doulakely
(
25/03/2008 16:49)
voanio
mba mangataka ny t(onon kira ny voanio!misaotra tompoko o!...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 11/04/2008 12:36
harinah
(
25/03/2008 16:41)
mahita ahy mangingina ndray nga sa tsy mahita dinika
lazaiko eto fa tsy karinah velively aho ary aza manendrinkendrika rehefa tsy mahalala ry fiffi an!
efa hoe harinah zany ve ho karinah eh! sa efa tsy mahita lazaina tsony , raha zany no hi...
tohiny
novalian'i Papoose ny 15/04/2008 01:39
xxx
(
25/03/2008 16:30)
Antsam-panahy
Ny antoko mpihira FIDERANA dia faly manasa anao hanatrika ny antsam-panahy izay hataony ny
29 martsa 2008 amin'ny 7 ora hariva ao amin'ny
Eglise Basilique Sainte Jeanne d'Arc
18, rue de la Cha...
tohiny
rabingogilabanga
(
25/03/2008 15:13)
Transition ny Zafy
Ny mpanakiana dia tonga dia milaza hoe: hevitra maivana.
Ny mpanohana dia hilaza koa hoe tena mety.
ny hendry dia hilaza hoe: wait and see
-satria: ny vola no manjaka ao Gasikara, raha fififdianana...
tohiny
novalian'i kanota ny 29/03/2008 00:10
xxx
(
25/03/2008 14:53)
Mombamomba ny namana
Iaraha-mahalala fa tsy misy afaka mahita ny mombamomba ny namana raha tsy mahafeno fepetra anankiroa :
- efa nisoratra anarana ary loggué
- efa nameno ny mombamomba azy koa
Noho izany dia heveri...
tohiny
novalian'i Papoose ny 16/04/2008 10:29
hira
(
25/03/2008 14:01)
mitady recette mofo baolina
manao ahoana daholo ô! mba mitady recette mofo baolina ila miparasaka tsara ireny aho raha sandra mba misy mahay, fa ny ahy ho aho lasa beignets mbazaha, ny tsirony ao ihany, fa tsy miparasaka mihint...
tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:22
xxx
(
25/03/2008 13:13)
Toa lasa fampiderana ny atin akanjo , fahavetavetàna ny hira
Raha nandinika aho dia toa lasa mivarina @ fahavetavetàna sy ny vulgarité ny ankabeazan' ny mpanakanto malagasy ankehitriny: na ny mpihira,na ny mpanolotra(raha raisina fotsiny ny kidaona maraina),n...
tohiny
novalian'i bida ny 14/04/2008 18:47
Mandefitra
(
25/03/2008 12:08)
Valim-bavaka
Matetika isika no variana mangataka foana rehefa mivavaka, fa tsy mahatsapa akory hoe efa namaly vavaka ang Andriamanitra. Saingy mety tsy ilay andrasantsika no valiny ka variana isika.
Diniho ange t...
tohiny
novalian'i daniella ny 08/04/2008 13:57
San976
(
25/03/2008 10:59)
Manirery aty antany lavitra
Sao de misy azoko iresana nareo ry sipa malagasy
Manirery b za aty ,:(
Afa ihany mantsy ny gasy .
Sambatra ny kofa any antanana manana anareo.
Andefaso hafatra za na de opa aza fatsy maninona
m...
tohiny
novalian'i Papoose ny 10/04/2008 02:17
Mandefitra
(
25/03/2008 09:39)
Zaodahy
Ny niandohan'ny teny hoe zaodahy sy ngahy naotra ... :lol:
Nisy tovovavy nipetraka niaraka t@ anadahiny hono.Nanana sipa ny tovovavy, ary dia nampidiriny an-trano. Kinanjo tonga tampoka ilay anadahin...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 02/05/2008 14:17
icyb
(
25/03/2008 08:44)
mitady tononkira
Slt daholo
Mba mangataka tonokiran'i Samoela, Princio sy Ra-kiky le hoe Kristy iny tompoko ah ...
tohiny
xxx
(
24/03/2008 21:32)
Rain-jaza
Misy vehivavy bevoka fa tsy hivady izy ny rainjanany. Ilay lehilahy no tsy te hanambady azy. Te hanambady olona hafa ilay vehivavy ary tian-dry zareo hosoratana hoe zanak'ilay lehilahy ho vadin'ilay v...
tohiny
novalian'i Ralay ny 10/05/2008 06:48
niryna
(
24/03/2008 17:39)
Ary inona no soa ho azonay, raha mivavaka aminy?
Nahoana no velona ny ratsy fanahy Ka sady tratrantitra no be hery?
Ny zanany koa mitomoetra tsara eo anatrehany, Ary ny zafiny eo anoloany.
Ny ankohonany miadana ka tsy manan-tahotra, Ary ny t...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/04/2008 17:03
bonaventure
(
24/03/2008 16:27)
mahazo manambady ve!!!!!!!!!!!!
Slt ny akama rehetra, mba afaka mannoro hevitra ho ahy ve nareo eh,zao e,izaho en instance de divorce ela be le izy,nefa efa ho telo taona izahay no tsy nniray trano intsony,h@ izao a nefa mbola tsy m...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 26/03/2008 12:00
