Surf's Up

1. penina ( 25/03/2008 18:36)
Masaka be, ou houuuuuu

5/5

[center][/center]

mazotoa mijery fa tena tsara. :wink:
novalian'i penina ny 25/03/2008 22:10
2. simplex ( 25/03/2008 19:29)

ampindramo taxi :P
3. penina ( 25/03/2008 19:54)
Io dessin anime io ka. Tsara be. Ohatra ny tena izy.
4. simplex ( 25/03/2008 20:41)

mahatsako simp-sons ve? :°)8)
5. penina ( 25/03/2008 20:49)
Amin'ny lafiny artistika mahatsako tsara. Fa amin'ny lafiny hatsikana tsy mahavoa. Fa mampiala voly aloha ilay izy na dia izany aza eh.
6. simplex ( 25/03/2008 21:09)

ary manin marina ra mba atao 3D ny ny zanako lahy isany e :P
7. penina ( 25/03/2008 22:10)
Io letsy resaka vola ihany ny fahitako azy. Efa mirona mankany amin'ny 3d daholo ny olona sy ny vola. Dia ny 2D mihena am-pitoherana. Tamin'ny faraparan'ny taona teo izao be dia be ny mpiasa naato tamin'ny asany tao amin'ny "family guy".
Ilay Simpsons hoe: "time to save my family" iny resaka 2D no tena tiany tenina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6747