mahazo manambady ve!!!!!!!!!!!!

1. bonaventure ( 24/03/2008 16:27)
Slt ny akama rehetra, mba afaka mannoro hevitra ho ahy ve nareo eh,zao e,izaho en instance de divorce ela be le izy,nefa efa ho telo taona izahay no tsy nniray trano intsony,h@ izao a nefa mbola tsy misy tsahotsaho akory hoe efa vita ve sa mbola mitohy le divorce,nahita sipa aho de hoe hivady hono izahay,mahazo ve sa ahoana hoy nareo,na concubinage ,na pacs mety ve sa ahoana hoy nreo,merci
novalian'i Ratoa ny 26/03/2008 12:00
2. simplex ( 24/03/2008 17:18)

* en instance de divorce midika fa mbola tsy divorcee noho izany tsy afaka manao mariazy civil (na relijozy koa aza).

* concubinage azo atao.

* asaivo arahan'ny mpisolo vava-nao le dossier...
3. tess ( 24/03/2008 17:26)
io voalaza'ni simplex io e!

raha mariazy tsy vita divorce tsy afaka miroso am mariage vaovao ianao.....
4. kiadi ( 24/03/2008 18:40)
refa hanambady enao de mangataka 'certificat de celibat" de tsy ho azonao io fa enao mantsy bola tsy prononcé ny divorce.zao nefa misy lalana eto france oe raha efa napilaza fa hanao divorce nareo roa ka tsy bola vita hatramizao de automatique ny divorce!andana manontany mpisolo vava fa efa nafainganina sy nahamorana ny fanaovana fisarahana aty ampita!
5. kiadi ( 24/03/2008 18:41)
tsy enao no mangataka certificat fa ny mairie fa adiniko ny nanazava azy tsara,efa fantarao angamba zany fa efa nanambady enao
6. ainaheri ( 24/03/2008 18:45)
io voalzan'ny simplex io

Ary ny tena marina aza raha tianao ho tapaka ilay divorce ,aza atao fantany we manao sipa enao,satria mety ho vitany hanakana an'iny(divorce),sy kou we mba tsy anananao fahadisoana be loatra eo anatrehan'ny lalàna.
7. tess ( 24/03/2008 18:50)
ié! eo am divorce raha vao misy andaniny tsy manaiky defa sarotra izay ny divorce, ela be vao vita, fa raha samy manaiky ny hisaraka de vetivety,
8. kiadi ( 24/03/2008 19:15)
raha divorce a la miable io ry tess de vita mora an! fa raha misy tsy manaiky de zay no maha ela azy fa refa natao kosa aloha ny demande divorce tsisy manakana io ranamana io hanao concubinage eh
9. fasaly ( 24/03/2008 19:34)
ka zay nge no tiko lazaina ry kiady fa tsy nataoko tam teny frantsay e!:-D:-D:-D (à l'amiable)
fa misy krapilo de tratrariny enao hoe miaraka mipetraka am oul nefa mbola tsy divorcé de amin'iny enao no hararaotiny kou!:?
10. ikaretsaka ( 24/03/2008 22:37)
mitovy hevitra @ simp
11. lehilahytsyresy ( 25/03/2008 10:56)
Ho an' i bonaventure:

Mampidi-doza izany manambady tsy vita divorce izany raha ny fahitako azy.
Tsy aleo kosa ve somary miandry kely fa sao dia izany fahamehana izany no hoentin' ny olona hanararaotana anao ka hilazany hoe ianao no diso.

Hevitr'i Lehilahytsyresy ihany moa izany, fa anjaranao no mandanjalanja.
12. kelly13 ( 25/03/2008 15:51)
tsy afaka manao pacs kou tant que tsy divorcé
13. badboy ( 25/03/2008 17:56)
Aleo izy hanandrana de hita eo sady soa ny manandroa leretsy!! Mba manao cobaye ho an'ny rehetra alou!! Tairo bonaventure ny pacs na mariage alohan'ny divorce de aveo teneno anay hoe azo natao ve!!:twisted::twisted::twisted::twisted:
14. Ratoa ( 26/03/2008 12:00)
raha tena tia hiaina zava-baovaovao ianao dia andraso ny divorce vao miara mipetraka @ ilay sipanao fa tena azo toriana eny @ fitsarana ianao hoe mijanga ka noho ny toetranao dia tena haroso h@ farany ny divorce, ary ianao no omena ny diso rehetra.
Aza atao fantary ny fitsarana mihitsy hoe misy sipa vaovao any, eny na dia hoe fofony fotsiny aza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3916