aiza, iza marina
1. volatsara
(
26/03/2008 09:19)
miha maro sy mirongatra ny antokom-pinoana sy ny karazam-pivavahana @ zao androntsika izao, efa azo lazaina fa miaina ny andro farany araka ny voalazan'ny soratra masina isika!mila manana finoana tsy voahozongozona fa raha tsy izay de very any iny e! e! sady samy tena ho tsy te ho sandoka daholo an!:lol:
novalian'i ikaretsaka ny 11/04/2008 14:47
3. mmmhh
(
26/03/2008 13:24)
samy maka andalan-teny avy @ baiboly daholo koa @ zany hilàzany ny azy fa "marina", tsy hay tsony e, mitandrina sisa ny atao mba tsy ho voasarika any @ tsy izy;
MATIO 24 :
.... Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo,
Fa maro no ho avy amin'ny anarako hanao hoe: Izaho no Kristy, ka maro no ho voafitany.
Ary hisy mpaminany sandoka maro hitsangana ka hamitaka ny maro.
Fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena. Koa raha misy manao aminareo hoe: Indro, aty Kristy, na: Indro, ary; aza mino hianareo.
Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny.

4. todisoa2
(
26/03/2008 14:40)
ny finoanao no mahavonjy anao.
Tano mafy izay anananao mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao
Tano mafy izay anananao mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao
13. fijo
(
28/03/2008 21:20)
kandra aby io e.ny sipa mandry fotsiny ,ny vola miditra ,hoadray,tsy izany va no paradisa?
16. niryna
(
28/03/2008 21:51)
todisoa2:
ny finoanao no mahavonjy anao.
Tano mafy izay anananao mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao
=D> =D> izay ihany.
17. ikaretsaka
(
28/03/2008 22:00)
nga misy maka ny satro boninahitrao ny fanangananao sekta.. mainka aza lasa double ny satroka ko..
ny olona avy yary lasa mankao no ..... :-D :-D :-D :-D
ny olona avy yary lasa mankao no ..... :-D :-D :-D :-D
20. meva64
(
29/03/2008 14:37)
Aza adino fa raha tsy mandray an'i Jesosy ho Tompo sy ho Mpamonjy ny fiainanao ianao d tsy hoany am-paradisa.Dikan'izany raiso Jesosy ho Tompo sy ho mpamonjy ny Fiainanao d azonao ny FIAINANA MANDRAKIZAY (paradisa izany).Fa tsy hoe MAIHOL efa any paradisa :P
=D> =D> =D> =D> zay an aza adino izany teniko izany
D TAHIN'ANDRIAMANITRA DAHOLY :D
=D> =D> =D> =D> zay an aza adino izany teniko izany
D TAHIN'ANDRIAMANITRA DAHOLY :D