aiza, iza marina

21. ikaretsaka ( 29/03/2008 14:44)
tsy manakana ny finoana an'i Jesosy ho tompo ange ny fanangananan sekta fa vao mainka aza mampi pub azy e
22. fijo ( 01/04/2008 21:07)
izay indrindra,sady vao miha midradradradra azy ho tompo,nefa ny sosy amposy no tanjona.jesoa malaza i meva mahazo sosy.milay an
23. Rasiligaoma ( 02/04/2008 05:44)
:-D :-D izany hono
24. hira ( 03/04/2008 14:41)
zà zao tsy any dago mipetraka, tsisy resaka akaiky ny farany izany mihintsy aty :°) au contraire aza ny be antitra manao be sandry satria sady maro isa no manambola no miaina lava dia lava fôna ka izany fin du monde izany aloha tsy au programme mihintsy e! tss poinss ilay mampidibola @ sectes.... help help :°) :} :}
25. ikaretsaka ( 03/04/2008 18:16)
ika tsy mahazo kil raha tsy zay manao heo akaiky farany akaiky ny farany izay e =))
26. fijo ( 03/04/2008 20:34)
hira"help "koa hira tsara ka
27. niryna ( 05/04/2008 04:34)
meva64:

Aza adino fa raha tsy mandray an'i Jesosy ho Tompo sy ho Mpamonjy ny fiainanao ianao d tsy hoany am-paradisa.Dikan'izany raiso Jesosy ho Tompo sy ho mpamonjy ny Fiainanao d azonao ny FIAINANA MANDRAKIZAY (paradisa izany).Fa tsy hoe MAIHOL efa any paradisa :P
koa misy tsy mino fa izy irery no lalana mankany kou,dia ahoana izany tsy very amin'ny katesizy raha izany ?
manohitra ny tenin'Atra foana ary tsy fantany fa Atra no toheriny fa tsy ny mpitory teny. oops,tandra vadikoditra io ka raha tsy izy mihitsy no miezaka mitady an'i kristy dia ho sasa-poana ny heriny,lazaina fa mino kanefa amin'ny fomba ahoana ?

=D> =D> =D> =D> zay an aza adino izany teniko izany
D TAHIN'ANDRIAMANITRA DAHOLY :D
misaotra e


:wink: :wink:
28. Rasiligaoma ( 05/04/2008 05:16)
afaka faritan'i niryna mazava tsara ve ny tian'i niryna lazaina amin'iilay hoe
manohitra ny tenin'Atra foana ary tsy fantany fa Atra no toheriny fa tsy ny mpitory teny.

misaotra
aiza le tenin'Atra toherina?
29. prime ( 11/04/2008 10:52)
rasily> izay torin'ny mpanompony...
30. ikaretsaka ( 11/04/2008 14:47)
definer-o ny "mpanompony" sy ny hoe "mpitory" ary ny "itoriana" ary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1915