Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
glou ( 31/03/2008 11:49)
manala azy namana dago
Nohon' ny fangatahan' ny namana maro eto DAGO izay tsy afa niaraka t@ lundi de paques dia hisy fiarahana mivaoka kely izay atao ny ALAHADY 13 AVRIL ho avy izao eny ANALAMANGA PARK rn 7 ka ny fotoana ... tohiny
novalian'i Ralay ny 13/04/2008 16:13
Jeankely ( 31/03/2008 10:44)
Diaspora nanana lanjany t@ fandrosoan'i Chine,Madagasikara??
Mba hindramoko kely ilay ataon'i Ra-badboy hoe HOY NY MPANDINIKA :-D :-D :-D . Voasoratra fa nitondra ary anisany nitana toerana lehibe tamin'ny fandrosoana izay azon'i Chine ny Diaspora avy any. Ma... tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/04/2008 00:43
madazikart ( 31/03/2008 09:13)
Fampisehoana chorale Fiderana
Jereo [url=http://batoto.free.fr]ato[/url] Dia mazotoa mijery! [img]http://img397.imageshack.us/img397/676/sdim3547axb5.jpg[/img]... tohiny
novalian'i kiadi ny 31/03/2008 16:36
ari.malala ( 31/03/2008 09:09)
Ny dikan'ny loko
Miarahaba ny mpiserar ehetra, Naika hanontany hoa za, misy dikany daolo izany ny loko eo amin'ny fiainan'ny olona? ny tiako anontaniana de zao, efa misy fahoriana ohatra, de mainty, fotsy, gris, vi... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/04/2008 13:01
majesty ( 31/03/2008 09:05)
MPIVAVAKA KARAZANY ROA !!!
Azo sokajiana ho antoko anankiroa ny finoana misy eto @ izao tontolo izao,ny antoko voalohany dia ny finoana Kristiana,ary ny faharoa dia ny mifanohitra amin'izay.Ny mampiavaka an'ireo finoana roa ire... tohiny
badboy ( 31/03/2008 09:03)
Ataon'ny kil hira ny zordira mameno an'i dago!!!
Zay ve sisa no fomba afaka ijeren'ny avy any ivelany an'i dago : zoridira mameno tanana???? (imagine Madagascar et ses tonnes d'ordures) [url]http://www.dailymotion.com/relevance/search/soprano/video... tohiny
novalian'i rush ny 05/04/2008 15:50
manaraka ( 31/03/2008 08:22)
izaho tsy maintsy mihira
vonikazo iray Mitranga tampotampoka Eny antampon'ny havoana Izaho tsy maintsy mihira Zazavavy iray Mihazakaza-dava Tsy fantatro hoe nahoana :P ... tohiny
novalian'i dziana ny 02/05/2008 11:17
sylvoalias ( 31/03/2008 06:15)
babo
Tononkirn'i Tovo J'hay : Babo ... tohiny
Xp ( 31/03/2008 01:09)
mtady namana
tia toetra: :-D systeme: d'exploitation windows Xp pro akanjo: vesta ampoule: lampe incandescence :idea: amour: plein mofo: maka saoka saoka: misy volombava fanatanjahatena: a... tohiny
novalian'i GUIGOZ ny 29/05/2008 07:32
kiadi ( 30/03/2008 21:51)
devoly lasa aty andafy
ahona ihany le resaka devoly fa hotrany nampiresahan'i mailhol ny tanana fa hatramizao ve bola tsy tonga ihany le devoly nalefany taty! raha zah nareo mitandrina fa mety tsy nahazo visa ry devôll mi... tohiny
novalian'i dziana ny 02/05/2008 11:24
RAKVOL ( 30/03/2008 17:19)
azo atao ve ny double nationalités?
Ahoana ny hagatahana nationalité Malagasy zaza teraka taty france Ray vazaha . possible ny double nationalités . mila torohevitra azafady ???... tohiny
novalian'i xxx ny 31/03/2008 08:06
soanja ( 30/03/2008 15:41)
Mitady contact- ny BushProof ao Dago
Hono hoy aho azafady sao mba misy mahalala ny tel na contact email na adiresy azo ifandraisana amin'ity [b]kaompania Bushproof[/b] ity ianareo azafady any Madagasikara? Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i soanja ny 31/03/2008 20:11
kiadi ( 30/03/2008 12:34)
qualité cd et vcd gasy
mandefa an'ito dinika ito zah ba manotany anareo pividy cd sy vcd hira sy tantara gasy ! izaho mantsy dia mpividy ary mpanafatra, ary hatramizay dia tsy mividy raha tsy le tena hamidy haradalana reny... tohiny
novalian'i kiadi ny 31/03/2008 06:47
bebecherie ( 30/03/2008 09:08)
????
Je cherche un endroit ou je pourrais écouter les cantiques et plus précisement " na inona na inona hitranga" du fihirana prostetant merci de m'aider! :cry: (l) ... tohiny
novalian'i kiadi ny 31/03/2008 06:52
volazara ( 30/03/2008 09:05)
Fari-bolana MAHALEO
(... tohiny
novalian'i imeva ny 31/03/2008 05:59
diamondra27 ( 29/03/2008 22:53)
vavaka
... mamy basta mety mahasarika ny tsy mpino ve ny fomba fivavaka tahaka io? http://www.dailymotion.com/related/7624137/video/x3x363_vavaka-mamy-basta_music... tohiny
carson ( 29/03/2008 22:30)
29 martsa
Mangina kely 1 min ho fahatsiarovana ny maty. :snif: ... tohiny
novalian'i dziana ny 09/05/2008 12:05
dailynews ( 29/03/2008 22:09)
fiantsoana 34..ao mkara
mba inona ry reto ny carte telefonina azo hiantsoana nomerao manomboka 34..ao mkara avy eto usa? misaotra mialoha... tohiny
novalian'i dailynews ny 30/03/2008 21:49
niryna ( 29/03/2008 17:10)
Fanilon'ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny teninao.
Fanilon'ny tongotro Sy fanazavana ny lalako ny teninao.[b]Salamo 119:105[/b]. Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany.[b]Gen 1:1[/b] Misy fiandohany daholo ny zavatra rehetra-n... tohiny
novalian'i niryna ny 14/04/2008 03:43
valie ( 29/03/2008 10:01)
AIZA DAOLO NAREO MPIANATRY GALLIENI L.A.A ANDOHALO E!
Raha mba misy mpianatr'Andohalo ao d mba manorata e! Mitadyy anle namana taloha reny! Za Promotion 2000 96-97 : 2nde 9 97-98 : 1ère C1 98-99 : TC1 99-00 : TC4 ( enjana be le serie C hany ka nidou... tohiny
novalian'i sipagasy ny 11/08/2008 18:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6038