izaho tsy maintsy mihira
1. manaraka
(
31/03/2008 08:22)
vonikazo iray
Mitranga tampotampoka
Eny antampon'ny havoana
Izaho tsy maintsy mihira
Zazavavy iray
Mihazakaza-dava
Tsy fantatro hoe nahoana
:P
Mitranga tampotampoka
Eny antampon'ny havoana
Izaho tsy maintsy mihira
Zazavavy iray
Mihazakaza-dava
Tsy fantatro hoe nahoana
:P
novalian'i dziana ny 02/05/2008 11:17
3. milaibe
(
31/03/2008 09:35)
Hihira hira hira hira hira a (2)mafy ho anareo manatrika eto o, maninona tsy tonga d omeo ahy ny tonon-kiran'i eric manana
6. dziana
(
29/04/2008 08:57)
Izaho tsy maintsy mihira
Mihira ny mahantra mikaroka ny volana ao anaty aizi--pito.... :roll: :roll: :roll:
Mihira ny mahantra mikaroka ny volana ao anaty aizi--pito.... :roll: :roll: :roll:
7. dziana
(
02/05/2008 11:17)
Izaho tsy maintsy mihira
Mihira an'ilay jamba mikaroka ny volana anaty aizi-pito
Izaho tsy maintsy mihira
Mihira ny mahantra
Tsy mahalala sasatra @ andro faha fito
Mihira an'ilay jamba mikaroka ny volana anaty aizi-pito
Izaho tsy maintsy mihira
Mihira ny mahantra
Tsy mahalala sasatra @ andro faha fito
