Diaspora nanana lanjany t@ fandrosoan'i Chine,Madagasikara??
1. Jeankely
(
31/03/2008 10:44)
Mba hindramoko kely ilay ataon'i Ra-badboy hoe HOY NY MPANDINIKA :-D :-D :-D . Voasoratra fa nitondra ary anisany nitana toerana lehibe tamin'ny fandrosoana izay azon'i Chine ny Diaspora avy any. Manahoana ny vitan'ny Dispora Malagasy @ fandrosoan'i Madagasikara mihoatra izany?
novalian'i Jeankely ny 22/04/2008 00:43
3. tess
(
31/03/2008 16:20)
jeankely: aza maika fa mety ho dépan'ny chine kou europe ah! :°)
tsy hitanao angaha fa efa me krizy europe sy bekitana, i chine miroborobo :-P tsy ny gasy ihany no hatao fanoharana :^)
tsy hitanao angaha fa efa me krizy europe sy bekitana, i chine miroborobo :-P tsy ny gasy ihany no hatao fanoharana :^)
4. xxxx1
(
31/03/2008 16:26)
ary inona no mba vitandra jeankely loha ? :-D :-D :-D :-D
chine à chine
zao chine mpanitsaka ny zon'ny tibetana zao no izahozahoan'drafotsibe io eto. Chine ange ka afabaraka eran'izao tontolo izao amin'io resaka io, betsaka ny atleta tsy te hanatrika ny lalao olaimpika miray hina @ vahoakan'i Tibet. Hitan'izao tontolo izao ny fanitsakitsahan'ny sinoa ny zon'ny tibetana, fanjanahana miharihary tsy tahotra tsy henatra.
Mba nanao konferansy de presse internasionaly hono mody hoe tsy misy olana, milamina ny tanana vonona ny handray ny lalao olaimpika, kanjo nahita hirika ihany ireo moines tibetana hanaposahana ny zavamisy t@ mpanao gazety erantany. Vasoka teo ry tavantsinoa kely maso :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Zao ka ambenana polisy anarivony maro ny afo olaimpika :-D :-D :-D :-D :-D :-D Mahana ny ratsy ataony ry kentsona ka malaky miantso polisy
ooooooooooooooooooooooooooooo
Hatramin'ny oviana no nilana fiambenana toy zany ny afo olaimpika ? Matahotra sao sembanan'ny tibetana manko ny hakevohana. :-D :-D :-D :-D :-D
Aza mba lomorina ihany rafotsy a ! :-D :-D :-D :-D :-D
Chine tsy mahavitazy @ resaka demokrasia oooooooooooooooooooooooo :-D :-D :-D :-D :-D
5. Jeankely
(
31/03/2008 21:19)
Ianaoaloha Ra-xxxxone tsy ahvizana ahy ka hilefako. Matoaaho mnratra dia ao ny saiko fa tsy manontany tena hoeiza avy no mamaky ny soratro. Tsy nanoratra aho hoe lasa ambony sy avo i Chine fa kosa na izany na tsy izany nahita vokatra betsaka nohon'ny hafa. NY VITAN'NY DIASPORA MALAGASY NO RESAHIKO HOE TSY MBA MENATRA VE VARIANA SY FALY AMIN'NY TSY FIVORAN'I MADAGASIKARA? Tsyhaiko ilay tsy mahavita azy fa tsy mahavita ny vitan'ny disporany ianao xxxxone fa kary mihomehy vorondolo.
6. Rasiligaoma
(
02/04/2008 05:11)
Jeankely:
Mba hindramoko kely ilay ataon'i Ra-badboy hoe HOY NY MPANDINIKA :-D :-D :-D . Voasoratra fa nitondra ary anisany nitana toerana lehibe tamin'ny fandrosoana izay azon'i Chine ny Diaspora avy any. Manahoana ny vitan'ny Dispora Malagasy @ fandrosoan'i Madagasikara mihoatra izany?
eny.. saingy tsy tenintenenina fa mbola vao manomboka
7. Jeankely
(
02/04/2008 12:20)
Samy nianatra amin'izay takany ary samy mahita izay hitany amin'ny asany sy ny fiainany fa ngezabe ny "DIASPORA EFFECT" noho izany mba mijery isiaka Malagsy hoe inona no nentina. Nitondra "film Porno" ve sa nitondra ny fomba fiainan'ny vazah sa nitondra fandrosoana ho an'i Madagasikara sa faly sy ravo rehefa ataon'ny sasany hira hoe vizana sy itangoronan'ny fako ary tsisy fandrosoana ny fiavianareo?
8. mandrindra
(
16/04/2008 18:35)
nanomboka oviana moa no nanana diaspora manandanja ny sinoa ary oviana ny an'ny malagasy.
ankehitriny dia efa maro ny malagasy mitondra ny anjara birikiny ho an'i madagaskara amin'ny fomba maro samy hafa, fandefasana boky, fananganana sekoly; fanampiana hôpitaly, fandefasana fitaovampiasana isankarazany ....
efa misy hetsika maro ihany ataon'ny association isankarazany ampahafantarana an'i madagasikara.
ekena fa mbola tsy ampy ny ataon'ny diaspora. saingy izy io mandeha isan'ambaratongany fa tsy avy hatrany dia hoe avy any amin'ny tsy misy dia tonga dia mahavita be.

9. Jeankely
(
22/04/2008 00:43)
Izaho tsy miteny hoe tsisy fa ny fanoharana no lazaiko. Tsy Chine ihany fa Inde koa. Ireo lazaina mampiasa vola marobe lasa any Chine dia maro no Sinoa mitsoaka niala tany ary lasa mpanana dia miverina manangana orin'asa isan-karazany ary mitondra mpampiasa vola. Tandremo fa tsy mitovy loatra amin'ny mpitondra mpitsangatsangana io na ireo mitondra izaha makorelina :-D :-D :-D