Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fody ( 03/04/2008 09:14)
Soratra Masina
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=8&andininy=1-11&dika= Noraisina manokana ity andalan-tsoratra Masina ity mba iadina hevitra eto. Misy namana iray izay mantsy milaza fa : "ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2008 21:30
rajoelina ( 03/04/2008 09:13)
Ligues champions
Fenerbahce, 2 - Chelsea 1 Arsenal, 1 - Liverpool, 1 ..... Roma, 0 - Man U, 2 Schalke 04, 0 - [b][u]FC Barcelona 1[/u][/b] ;-) ... tohiny
novalian'i milaibe ny 03/04/2008 09:51
tstn ( 03/04/2008 09:13)
Lasa fira karetsaka
manao ahoana doholo é! Mba mila hevitra aho mba tsy ampi-karetsadretraka ny vam-ko fa lasa mankaleo be refa mandé pavé. Ra mba misy manana pièces-na golf type 1 dé mba lazao ihany aho e! Mi... tohiny
novalian'i pimaso ny 12/08/2008 13:57
Angie ( 03/04/2008 06:33)
Fihaonana Namana Europe sy manodidina Aout 2008
Miarahaba ampifaliana ny namana rehetra, Ampifaliana ihany koa no hanasana ny namana rehetra (sy ny fianankaviany)eto Europe sy ny manodidina h@ ny any Dago mba hiaraka hikorana sy hano vacances ke... tohiny
novalian'i Bita ny 16/08/2008 14:20
ari.malala ( 03/04/2008 06:07)
mitady iany oo
mpianatra tao am square poincaré na Ste Famille (za tao am square 1986 -1990) d tao am La Ste 1990-1994... tohiny
Jeankely ( 03/04/2008 02:11)
Ny OLANA: Mpitondra, Mpanatanteraka, Vahoaka tsy iray lalana
Izaho moa dia resaka Madagasikara manolohana ny firenena hafa no jereko fa tsy ny lohan'olona mitondra hoe iza izy na iza izy. Ny zavatra hita sy hiainana dia samy maka ho azy ny Mpitondra, Mpanatante... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/04/2008 05:40
ratonga ( 02/04/2008 22:54)
j'irai-dormir-chez-vous
http://www.dailymotion.com/playlist/xc9uj_tsikii_hira-mamiko/video/xx78b_jirai-dormir-chez-vousmadagascar_travel... tohiny
novalian'i radjery ny 05/04/2008 14:55
koolo ( 02/04/2008 20:55)
soratonon'2008 (fifaninanana sora-tononina)
Faly miarahaba antsika mpianatra sy mpandala ny teny malagasy, Afaka hateloana dia higadona indray ny sora-tononina koa ireto misy toromarika vitsivitsy ho fiomanan'ny rehetra. Ny fotoana dia ny... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/04/2008 13:06
koolo ( 02/04/2008 20:54)
soratonon'2008 (fifaninanana sora-tononina)
Faly miarahaba antsika mpianatra sy mpandala ny teny malagasy, Afaka hateloana dia higadona indray ny sora-tononina koa ireto misy toromarika vitsivitsy ho fiomanan'ny rehetra. Ny fotoana dia ny... tohiny
novalian'i rush ny 05/04/2008 15:44
ratonga ( 02/04/2008 19:36)
ny-voninavoko
http://www.dailymotion.com/related/4252127/video/x44gbc_ny-voninavoko_music fa mlay an! :lol: ... tohiny
novalian'i ratonga ny 02/04/2008 23:40
majesty ( 02/04/2008 17:13)
Hisy farany sa tsy hisy farany!
Nomarihiko manokana ny tenin'ilay rangahy iray izay,hoy indrindra mantsy izy hoe : " Na tsy misy aza izany fara-andro izany dia toa mino aho fa tsy maintsy hifarana ihany izao tantaran'ny tany izao" ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2008 22:01
niryna ( 02/04/2008 16:00)
Ahoana no ahalalanao fa avy amin'Atra ilay olona mitory?
[b]Fa Izy nihodina, dia nijery ny mpianany ka niteny mafy an'i Petera hoe: Mankanesa ato ivohoko, ry Satana, satria tsy misaina izay an'Andriamanitra hianao, fa izay an'ny olona. Marka 8:33[/b] Manin... tohiny
novalian'i niryna ny 22/04/2008 15:31
kiadi ( 02/04/2008 15:26)
fasarotapiaro!
ny bandy sa ny sipa no tena betsaka saropiaro? http://www.dailymotion.com/relevance/search/hira%2Bgasy/video/x44ci2_hira-gasy-taiza-indray-ianao_music... tohiny
novalian'i Papoose ny 12/04/2008 22:45
xxx ( 02/04/2008 15:14)
Saka = - Vorona
[center] [img]http://img259.imageshack.us/img259/3667/nakamuraho7.gif[/img] [/center] ... tohiny
novalian'i dziana ny 25/04/2008 13:38
xxx ( 02/04/2008 13:44)
GENOCIDE
- FANTATRAREO VE NY ATAO HOE "GENOCIDE" ? - MANAO AHOANA NY HENDRINY ? - IZA NO MI-COMMANDITER AZY ? - INONA NO TANJONY ? - EKEN'NY ANY GENEVE VE ZANY ? SA TSY FANTANY ? ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/04/2008 12:08
Bigma ( 02/04/2008 12:52)
mitady pilote
Sao de mba misy manana pilote-na TRUST, OFFICE SCAN 19200 pour XP azafady ze hifanarahana.Merci! ... tohiny
novalian'i Bigma ny 04/04/2008 11:29
xxx ( 02/04/2008 12:13)
Andao hitambatra fa efa samy tsy tiam-bahoaka ihany eh
Resaka mandeha eny anelakelaky ny tontolo politika eto Madagasikara amin'izao fotoana izao, ary indrindra taorianan'ny tsy fahavitrian'ny mponina amin'ny fandraisana anjara amin'ny fifidianana roa far... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/04/2008 12:05
rabingogilabanga ( 02/04/2008 11:15)
kristy no ambony indrindra
@ izao vaninandro izao, dia ny non-violence, sy ny tolerance no valeur avo indrindra: alors ny momba ny religion monotheista : Mahomet: sefo nitari-tafika, sy niady t@ [b]fahavalony hono[/b] Mo... tohiny
novalian'i majesty ny 08/04/2008 10:57
tsmvaklo ( 02/04/2008 09:06)
mozika ELEKTRONIKA malagasy TAXI BE de iLema
Mba jereo hitako tany am you tube ty clip ty http://www.youtube.com/watch?v=kBv5NSu_R40... tohiny
novalian'i andryrabe ny 03/04/2008 13:56
Rground ( 02/04/2008 08:24)
Esprit de contradiction
"Esprit de contradiction... disposition à contredire sans cesse" Inona loatra no manosika ny olona iray te-hanohitra foana e? Inona no vokany? Inona no fanafody?... tohiny
novalian'i majesty ny 10/04/2008 14:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0896