Lasa fira karetsaka

1. tstn ( 03/04/2008 09:13)
manao ahoana doholo é!
Mba mila hevitra aho mba tsy ampi-karetsadretraka ny vam-ko fa lasa mankaleo be refa mandé pavé.
Ra mba misy manana pièces-na golf type 1 dé mba lazao ihany aho e!

Misaotra e!
novalian'i pimaso ny 12/08/2008 13:57
2. Veloo ( 03/04/2008 13:08)
Mba mila hevitra aho mba tsy ampi-karetsadretraka ny vam-ko fa lasa mankaleo be refa mandé pavé.


anontanio i Ikaretsaka :-D :-D :-D

oppss azafady fa HS ilay izy :oops:
3. yonikafopl ( 03/04/2008 13:37)
veloo za kou nihevitra we resaka momba an'i ika izy ty hihihih, satria le we " Lasa fira karetsaka" de kiriezy za we inn dikanzany fira??? lasa nivadika fira ve zany ika no tao antsaiko :-D :-D :-D :-D
4. lantokely ( 03/04/2008 14:39)
mila soloina angamba izany ny silent bloc.
5. xxx ( 03/04/2008 15:10)
ka rehefa somary tranainy ny fiara rehefa mande pavé tsy lmaitsy mikoritsadirtsana daholo ny tsy metymety rehetra any e!
;-)
6. abcdefg ( 03/04/2008 15:38)
mila atao revision kely ny fiara, soloina no tena mety :idea: :idea: :idea:
7. milaibe ( 03/04/2008 17:07)
Golf-IV mikorisa fotsiny
8. ikaretsaka ( 03/04/2008 17:18)
hihihihi
fira-ko izany nareo (ooops fiara manko e)
soloy ny silent bloc aloha
dia jereo aby hoe aia aby no misy zavatra mihetsiketsika ao anaty fiara @ fanotsikotsehina azy..
dia tadiavo hoe avy aiza iny bruit iny de amboary
9. kiadi ( 03/04/2008 18:33)
tena nenah bola golf2 ko :-D :-D :-D :-D
10. Rasiligaoma ( 04/04/2008 04:46)
ny ahy aza 403 fa lasa izao e
11. xxx ( 04/04/2008 08:56)
tsisy atakaloko deudeuche na izany aza ehh
12. johnnyandri ( 14/04/2008 03:22)
Monocoque ny Golf1 ka raha efa nanolo silent-bloc ianao nefa mbola mikorontana ny fiara dia mila manaova revision carosserie ianao satria ny Golf 1 efa somary antitra ihany. Mety efa harafesina sy rovitra ny doublage any anaty carrosserie any dia mila akambana na soudena. Ny chassis no tena ketrehina amin io, indrindra ny ao ambany chauffeur sy passagers. Tsy mba misy Berceau ny Golf 1, ka ny barre stabilisatrice izany dia mifikitra mivantana amin ny chassis. mifandrirotra ireo ao ambany ao dia mandrovitra rehefa antitra ilay fiara dia miteraka korontana tsy fanta-pihaviana. Koa noho izany ny fanafodiny dia ny manaboridana tanteraka ilay fiara ka mila tolier tena mahay. Mahereza fa tsara ny GOLF ary STABLE ny carros golf1.
13. tstn ( 17/04/2008 09:53)
misaotra @ lé forum fa milay é!
ny carros t@ juin 2007 no namboarina tanteraka, dé noheveriko fa mba hiala ny kirintsana rehetra kay mbola tao ihany.
T@ sabotsy 12 avril teo za zao nanolo rotule @ bras G&D dé efa nisy niha tsara. niha stable ny direction;
Biellette de direction sy Cremaillère zao no tediaviko, sao misy manana?
Fa io vam io anie mahavita adidy e! Vitany daholo zé ilana azy fa lé confort mihitsy no tsisy.
14. johnnyandri ( 22/04/2008 14:02)
Asa raha mbola misokatra ilay STAR Auto teny manakambahiny fa io manana pieces Golf, jereo koa eny ami y 67ha na ey ambodn'i Masikara, Tahirisoa koa manana piesy maro.
Verifier-o koa ny TRansmissions fa ireny no tena mikotrana amin ny fiara. Ny tampons amin ny amortisseurs. Ankoatr'izay tampeno ny lavadavaka kely rehetra fa ireny ahenoana feo isan-karazany. Asio Tapis ny fiara fa manena ny bruits izany. Dia mazotoa mikarakara e.
15. pimaso ( 12/08/2008 13:57)
fa ny matière plastique à l'interieur ny carrosserie ve,possible mikorontana koa?
rehefa pavé ihany koa io an!
sa amortisseur?, nefa rehefa milongue @ bonne route tsisy kianina
ny daba aloa 309 année 1988 e!
fa mbola tsy nigebona, sady mijajika tsara
fa ny chasssis no tsy haiko loatra, nefa tsisy lo mihitsy ny tôle interieur
misaotra mialoha e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3629