Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ramangididy
(
02/04/2008 07:24)
tononkiran'ny tarika JAMES
Salama daholo ô!!
Mba mety misy manana ny tononkiran'ny tarika James ve ianareo ato? "DOLADOLA KELY", sy "ZANY VE DIA MBA TIAKO", namisy hafa aza vao maika tsara fa ireo aloha no tena tadiavik...
tohiny
Mandefitra
(
02/04/2008 04:58)
1600 zay no tsy an'asa
Voalazan ny gazety omaly, fa 700 mahery ny mpiasan'ny floreal no nalefa chomage technique mandritry ny enim-bolana.Ary asaina mametram-pialana zay mazoto.
Androany ndray de hoe 900 ny mpiasan'ny Telm...
tohiny
novalian'i milaibe ny 02/04/2008 19:19
Solitikabe
(
02/04/2008 03:52)
Carbone eh, Karibona, Karibonetra, kary manao bonetra
Ry Malagasy, aza dia manaiky ny ataon'ny Conservation International sy ny Banky Mondiala fitaovana fitadiavam-bola lava izao, satria ny vola ho azy aloha vao ny anao.
Atao antso avo ny fivarotana kar...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 20/10/2009 00:27
kiadi
(
01/04/2008 22:54)
atolotro an'i serasera.org
Tsy andriko ny maraina hahitàna anao
Na ny alina aza toa any amin'ny fananembonana anao
Miraikitra ato an-doha ilay endrikao
fotsifotsy malefaka mampi-te hanokatra
Tsy haiko ny hangina
Te hian...
tohiny
novalian'i mangidy ny 15/04/2008 21:25
Tattum
(
01/04/2008 21:39)
Fivorian'ny tetikasa Telomiova indray e
Raikitra indray ny fivorian'ny tetikasa Telomiova ry zareo ka tongava maro! Sady ny ekipa mantajaka mihitsy no hoavy eo, na ireo efa tonga hatramin'izay na ny sefo Serasera mivantana. :)
[b]Raovin...
tohiny
novalian'i mangidy ny 10/04/2008 17:40
xxx
(
01/04/2008 18:08)
Mila fanampina!!!!
Mba saika hanontany hoe mba misy mahalala ve oe! Hôtrina ny connection internet aty Madagascar.De manao aôna ny fe-potoana (durrée de connection) ;Oatra oe 10000 ar ny 2...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/04/2008 15:53
kiadi
(
01/04/2008 14:29)
io zany de miala tsiny fona fa @ teny vahiny !
hitako t@ fanintsinana tato ihany io ! :-D :-D :-D
http://fautrigoler.free.fr/html/geographie_femme.html
de ny moins de 18 zany de tsy azo resahina :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i kiadi ny 10/04/2008 11:02
tsmvaklo
(
01/04/2008 14:01)
La troisième édition des rencontres du film court à TànaCCAC
Tonga indray ity ny Rencontres du film court ary hanomboka amin'ny Talata 22 ka hatramin'ny 26 Aprily 2008. Maro ny zava hitranga amin'io . Hisy fampisehoana film maro dia maro, latabatra boribory ary...
tohiny
novalian'i milaibe ny 01/04/2008 20:14
Rast
(
01/04/2008 11:19)
Ho anareo vehivavy
Ilaina ve ny asaro-tapiaro
Midika ho tsy fahatokisana sa mety ho fitiavana be loatra
Aza atao vazivazy ra azo atao
:-* ...
tohiny
novalian'i cath ny 18/04/2008 08:37
booboo
(
01/04/2008 10:29)
blagy nahitsy
http://fautrigoler.free.fr/html/la_drague.html...
tohiny
novalian'i kiadi ny 02/04/2008 12:05
meva2
(
01/04/2008 09:51)
les chrétiens et les....reste !!!!!
Mba te hilaza kely ny hevitro aho amin'ilay post nataon'i majesty.
Tiako ho faritana aloha fa izaho dia mino an'andriamanitra, nobeazina t@ fomba kristianina kanefa tia koa mahafantatra ireo "kara...
tohiny
novalian'i soanja ny 12/04/2008 04:48
Rasiligaoma
(
01/04/2008 04:45)
Hofoananana tanteraka ny xxx
manomboka amin'ity volana ity
Nohon'ny zava-mitranga tato ho ato dia nanapa-kevitra hono ny mpiandrakitra fa dia hofohanana tanteraka ny fanaovana xxx
misaotra ireo mpisera rehetra
...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 04:25
Rasiligaoma
(
01/04/2008 04:21)
hakatona tanteraka ny Serasera
Nohon'ny zava-mitranga tato ho ato dia nanapa-kevitra hono ny mpiandrakitra fa dia hofohanana sy hakantona tanteraka ny seraseraaa
misaotra ireo mpirera rehetra
Poisson d'avril :...
tohiny
novalian'i bobone ny 02/04/2008 05:00
Jeankely
(
01/04/2008 00:19)
Sitrapo fa tsy avy @'Andriamanitra ny Fahantrana.
Tsy Andriamanitra mihintsy no mahatonga ny FAHANTRANA fa sitrapon'ny olombelona. Asaina miezaka dia milaza ny fisian'ny mandeha hoazy. Ny vahoaka asaina mifidy milaza tsy tia ahalala izay mitranga sy ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/04/2008 22:22
ds
(
31/03/2008 23:08)
Ny fiarahamonina ato
Betsaka ny fitarainana voaraiko aty ambadika mangingina aty noho ny zava-mitranga eto tato ho ato. Matoa isika tafavory maro ato, dia satria resy lahatra fa ato [b]angamba[/b] no tsara. Somary mibolis...
tohiny
novalian'i kiadi ny 10/04/2008 20:42
simplex
(
31/03/2008 22:49)
site andehanana
eritreritra mandalo,
mba in avy ny site tena ampiasainareo matetika.
Genre hoe utile na hoe fandaniana andro na otr'zany...
ataovy xxx ra matahotra manoratra ;-)
merci ...
tohiny
novalian'i kiadi ny 02/04/2008 15:25
bitra
(
31/03/2008 22:34)
Mba tahazo vaovao avy aty aminareo
Salama é
Manina mahatsiaro ka mba mitady vaovao avy aty aminareo ny mpanoratra vaovao mikasika ny fomba fianany gasy amini"izao andro efa sarotra izao marina fa ny fahitako ny gasy dia ohatra ny fi...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 01/04/2008 10:46
rajoelina
(
31/03/2008 21:47)
ô ry zalahy ah!!
tokony zay vehivavy na sipa anakiroa nahazo tahiry biz'oroka anakiroa voalohany ihany no hahazo be indrindra ka hatramin'ny farany volana... misy antony ao
;-) ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 03/04/2008 08:33
niryna
(
31/03/2008 17:29)
Tafika masina :nandresy lahatra ny tsy mpino sy ......
Ity misy tantara mbola mitranga hatramin'izao,tsy ao amintsika ihany fa manerana an'izao tontolo izao,misy ny olona izay lasa mino an'i kristy ary misy na torina aza dia vao maika manamafy ny fony iza...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/04/2008 15:43
redanty
(
31/03/2008 16:40)
29 mars 1947: inona ny marina
ny mahagaga dia izao:
-ny mpitarika (MDRM), na avy any @ faritany, na avy tao andrenivohitra, dia tao antananrivo daholo, ary tao no foiben'ny MDRM
-ny nahagaga anefa dia, ny tany moramanga, ny tany...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/04/2008 03:56
