ô ry zalahy ah!!
1. rajoelina
(
31/03/2008 21:47)
tokony zay vehivavy na sipa anakiroa nahazo tahiry biz'oroka anakiroa voalohany ihany no hahazo be indrindra ka hatramin'ny farany volana... misy antony ao
;-)
2. ikaretsaka
(
31/03/2008 22:11)
fa inona mihitsy no olan'ialahy @ le tahiry biz'oroka lety?
3. milaibe
(
01/04/2008 12:25)
Lazao ary inona ny antony fa aza manao resaka tsy lohabody zany élah rajou
4. ravatorano
(
02/04/2008 10:05)
kozy an
d inn ono ilay antony kle
toa marina indray ilay tenin i ra milaibe hoe tsylôbod ilay resaka
=)) =)) =))
5. ari.malala
(
03/04/2008 08:33)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.7208