Tafika masina :nandresy lahatra ny tsy mpino sy ......
1. niryna
(
31/03/2008 17:29)
Ity misy tantara mbola mitranga hatramin'izao,tsy ao amintsika ihany fa manerana an'izao tontolo izao,misy ny olona izay lasa mino an'i kristy ary misy na torina aza dia vao maika manamafy ny fony izany fitoriana Azy izany.
Mbola maro no tsy mahalala an'i kristy ka misaora azy isika fa nomehy hery ahafantatra sy ahalala azy.
Ny fanontaniana dia hoe:Efa nisy nandeha nanao tafika masina ve hianareo? dia inona no atao amin'izany? Ary inona no nitranga nahazo anareo na zavatra tsara azo noraisina ka vao maika nanamafy ny finoanao Azy?
Ny fahasoavan'ny tompo anie homba antsika tsirairay avy ary aza kivy na ketraka ny mamafy ny voa tsara dia ny fitoriana ny tenin'Atra ho an'ireo izay manodidina antsika.Amena
mahereza e
(l) niryna
xxx:
eny akia misy mampalahelo mihitsy ange ny olona e! indrindra ireto mpanompo sampy ireto! tadidiko tsara akia fa t@ izahay mandeha @ toerana lavitra ! an-tongotra fa tsy mandeha fiara eo @ 15km eo ho eo farafaha akaiky! de tena maro ny olona no manompo sampy ary betsaka koa ny tsy mahalala ny fisian'i Jeso ! izahay moa mitondra appareil Jésus de Nazareta iny de rehefa avy miantafika izahay vao mandefa iny film iny ny hariva de nahazo olona betsaka ! ary eo vao mahatsapa ny sasany fa hay ve misy izany jeso izany ! ary betsaka no mandoro ny fanafodiny gasy sns e![b] f a misy tena tsy miraharaha izany fa saika notsindrominy t@ atsy aza izahay soa fa mahery Atra niaro anay![b] fa tena karazan-javatra betsaka akia no hitako an! mampalahelo ny any lavitra tsy mahalala na inona raha tsy isika no mandeha manafika any !de isaky ny asabotsy izahay mandeha manao tafika masina ary tsy mody raha tsy alahady hariva!mahahontsa akia fa atao ny fomba handraisay an'i Jeso
Mbola maro no tsy mahalala an'i kristy ka misaora azy isika fa nomehy hery ahafantatra sy ahalala azy.
Ny fanontaniana dia hoe:Efa nisy nandeha nanao tafika masina ve hianareo? dia inona no atao amin'izany? Ary inona no nitranga nahazo anareo na zavatra tsara azo noraisina ka vao maika nanamafy ny finoanao Azy?
Ny fahasoavan'ny tompo anie homba antsika tsirairay avy ary aza kivy na ketraka ny mamafy ny voa tsara dia ny fitoriana ny tenin'Atra ho an'ireo izay manodidina antsika.Amena
mahereza e
(l) niryna
novalian'i niryna ny 22/04/2008 15:43
2. Jeankely
(
01/04/2008 00:12)
Any amin'ny mazana mihintsy no fitoriana azy. Tandremo kosa anefa fa lalana mihitsy no mifehy anao tsy ho tafiditra ampiresaka Jesosy any @ tany Silamo. Raha miady na manahirana azy ianao tsy tafiditra @ "Sariah Court & Sariah Law" (jereo @ Internet) koa izay azo hidirana ihany tsapaina sao vita matavy.
4. majesty
(
01/04/2008 05:26)
Jeankely:ka tsy maintsy toriana hono ty filazantsara ity ange ho @ oul rehetra e,d mba manao maritiora zany raha any @ tany silamo :D (fa efa misy Kristiana manao asa fitoriana any fa mbola miafina,no sady manaparitraka an'ireny boky Kristiana ireny)
Fa ny tena henjana dia ilay silamo mivadika ho Kristiana fa tonga d voaheloka ho faty mintsy
Fa ny tena henjana dia ilay silamo mivadika ho Kristiana fa tonga d voaheloka ho faty mintsy
5. Rasiligaoma
(
01/04/2008 05:32)
tsara ny fapielezana tandremo hoa sao manao toy ny nataon'ny croisades. ny azy anie ka moyen age manontolo (epoque) no simba tamin'io e.
ny olona efa manana finoana, aza ahodina sao mamono biby tsy nahafaty ka!
efa afo nandoro ny lamban'ny kristianina io
ny olona efa manana finoana, aza ahodina sao mamono biby tsy nahafaty ka!
efa afo nandoro ny lamban'ny kristianina io
6. majesty
(
01/04/2008 05:51)
tsy sahy ve zany rasily raha ohatra hoe misy occasion mba ahafahana miresaka ny finoana Kristiana @ silamo :D
7. kanota
(
01/04/2008 06:37)
Andramo raha tia ho sahirana. Ny Malagasy dia anisany TSARA FO ka izay miresaka aminy dia henoiny ary hisainany ka harahiny raha mahaliana azy. Ny sasany tsy sahala izay fa na diso ianao na marina dia mahita faisana koa mitandrema. Rehefa @ toerana hanjakan'ny christian dia mamokovoko fa aza mitapy @ tany Silamo. Sinoa bedebe ireo aza sahirana.
9. bobone
(
01/04/2008 07:04)
Niryna: misaotra anao nandefa ity fa tena tsara ho fantatra tokoa izany ! maro ny olona mbola tsy mahalala fa ny mampalahelo de ity sika mpitory variana ety @ renivohotra foana ! ary olon efa mahalala no hotoriana eny marina hoe mba iazonana sy mba haha-matotra aram-pinoana ny olona fa ny tena zava-dehibe nhy any lavitra anaty ravikazo any ! aty aminay de tena henjana io mitory io ary mirotsaka an-tsehatra any @ vohitra lavitra tsena ! sns tsy misy fiara fa tongotra no miasa ary any no tena hita fa misy mirecle tsy hain'ny saina hoeritrerentina !
ary aty koa tena misy Silamo nivadika kristiana! amiko ny tena zava-dehibe de ny hampitombo ny finoan'ny olona hino an'Atra sy Jeso Kristia fa tsy fanalana ny olona hiala @ Fiangonana misy azy . Misy mantsy mampalahelo fa mitory izy mba hifindran'iny olona iny hivavaka any aminy ! fa taomy izy hifantoka tsara fa vAtra ihany no fototry ny fiainan'ny olona ary soa fa nisy rà latsaka ho fanavotana ny olona rehetra!
Rasiligaoma : fa ahoana kosa no niala e! mila tanana izy ity an! :( :(
Majesty: tena marina ny teninao fa tsy maintsy toriana izy ity e!
ka raha tsy misy aza ny mpitory de foana ny fahafantarana an'i Jeso ary very maina ny asan'ny Maminany merci e!

10. Rground
(
01/04/2008 12:14)
Misy tokoa ny olona (...ataoko nahazo fanomezam-pahasoavana manokana angaha) hitory teny any amin'ny tany mangotraka; be ody; be ady; tany mihidy amin'ny finoana tokana.."missionaire"...na "Tafika Masina"..araka ny filazan'i niryna azy... fa dia voahosotra ny ho amin'izany mihitsy ary manana degré matanjaka amin'ny Finoana mihitsy, no sady tsara bagage... tsy misy tahotra fa feno TOKY sy HERIN'NY FITIAVANA ka mivonona ny hitia hatramin'ny olona handrora azy aza....
Efa nahita tafika masina niady tamin'ny ody niafina tan-tokantranon'olona aho, ary olona voafatotry ny ody ratsy,
..ary midera ny Fandavan-tenan-drizareo Tafika Masina sy ny Fanetretena anananany, ary indrindra ny Fitiavana entiny...
...nisy ny nitsoaka an-daharana fa leo angaha satria nahazo ompa sy avona, fa nisy tamin'ireo tsy niala hatramin'ny farany ary nadritran'ny fotoana maharitra niverimberina...ary nampandresy sy nampibaribary ny HERIN'ANDRIAMANITRA... tsy hain'ny vava tononina; tsy hain'ny saina takarina....

11. ikaretsaka
(
01/04/2008 15:28)
izao fotsiny anaovana azy.. ianao kristianina io .. ekenao ve raha misy silamo na hidou na boudhiste "manafika" anao ara pinoana?
12. Fody
(
01/04/2008 16:24)
Aiza isika izao ?
Raha hainao ny mamaly an'io fanontaniana io dia ho mora aminao ny hitory an'i Kristy amin'ny hafa.
Misaotra!
Raha hainao ny mamaly an'io fanontaniana io dia ho mora aminao ny hitory an'i Kristy amin'ny hafa.
Misaotra!
13. ikaretsaka
(
01/04/2008 16:31)
misy mihevitra ny tenany fa mbola any @ moyen age... imposition sy inquisition no ady eo
14. niryna
(
01/04/2008 17:07)
Jeankely:misaotra e
Any amin'ny mazana mihintsy no fitoriana azy. Tandremo kosa anefa fa lalana mihitsy no mifehy anao tsy ho tafiditra ampiresaka Jesosy any @ tany Silamo. Raha miady na manahirana azy ianao tsy tafiditra @ "Sariah Court & Sariah Law" (jereo @ Internet) koa izay azo hidirana ihany tsapaina sao vita matavy.
jeankely a tao anaty maizina isika no nasehon'Atra ny fahazavana,ary ireo izay mbola tsy mahalala an'i kristy dia mbola ao anaty maizina na misy jiro be manazava azy 24/24 aza .ny ao anatiny dia mbola maizina ka tsara raha hilazana azy ireo ilay kristy,inona no nataony tamin'ny fiainanao,inona ny fahasoavana nomeny ahy sy anao ka nahatonga antsika hitory ny teny soa mahafaly ho an'ny vahoaka eran-tany?
:D
15. niryna
(
01/04/2008 17:12)
Rasiligaoma:
croisade version moderne indrai no hiafaran'ity le
rasily a,hoy ilay pasitera izay hoe ary hianao io mba ahoana? raha kristiana isika dia miezaka satria manana andraikitra avy ny hitory ny filazantsara,tsy miandry an'i pasitera foana,ary tadidio fa ny fitoriana ny filazantsara dia tsy misy diploma,izay mino ny ataon'i kristy koa no ataony ary mihoatra aza,dia izao misy internet mampianatra ny olona izao,mikasika ny fivavahana
Diniho izay fahasaovana nomeny anao dia ampiasao hitorina ny tenin'Atra izany .
:wink:
niryna
16. niryna
(
01/04/2008 17:18)
majesty:=D>
Jeankely:ka tsy maintsy toriana hono ty filazantsara ity ange ho @ oul rehetra e,d mba manao maritiora zany raha any @ tany silamo :D (fa efa misy Kristiana manao asa fitoriana any fa mbola miafina,no sady manaparitraka an'ireny boky Kristiana ireny)
izay dia efa porofo iray fa misy zavatra tsy mazava ao,kanefa samy nomen'Atra ny hisafidy ny olona,angaha tsy mampalahelo ry majesty a,na ny hoe kristiana aza raha tsy mivadika ilay finoany ao amin'ilay fiangoanana ilay olona iray dia tsy mahazo mihinanana ny fanasan'ny tompo sy atao mariage.
Fa ny tena henjana dia ilay silamo mivadika ho Kristiana fa tonga d voaheloka ho faty mintsy
Raha ohatra indray ka tsy olona avy ao aminm'ilay fikambanana fa tsy manana fiangonana ny sasany fa mivavabavaka eny amin'ny toerana hafa eny raha ohatra ka mitondra hevitra avy any amin'ny finoana hafa tonga dia miala ahongana tsy ho mpikambana intsony.misy an'izany ihany koa,satria ahoana tsy i kristy no tena fototry ny finoana fa ny fiangonana no manana finoana izay mifandraika sy mifanaraka ny mifnadraika ny mpikambana ,oops
17. niryna
(
01/04/2008 17:24)
Rasiligaoma:ka ilay fanana doute no tena mahavoa rasily a,jereo ho aho ny talentanao dia ampisanao hanatsarana ny mpiara-monina ary mandeha mandeha any ambanivohitra dia torio ny vaovao mahafaly ny olona fa hiaraka aminao ny tompo raha sahy anao izany hianao.
tsara ny fapielezana tandremo hoa sao manao toy ny nataon'ny croisades. ny azy anie ka moyen age manontolo (epoque) no simba tamin'io e.
mila mianatra ny manana toetsaina positive isika aloha ,mety ratsy ny voalohany fa anjaranao no manaova azy ho tsara ,ny ao anaty mihitsy
ny olona efa manana finoana, aza ahodina sao mamono biby tsy nahafaty ka!
efa afo nandoro ny lamban'ny kristianina io
no hiezahana ,ary ny olona manana an'Atra dia toy isika faly mijery baolina ihany ,rehefa tiana ilay izy dia vao manamafy ny finoana izany satria mianatra zava-baovoa isan'andro. pratique,pratique toy ny minatra mihira sy mitendry gitara ,pianao ,machine rehetra ihany io rasily a,sahy ve hianao e?
18. niryna
(
01/04/2008 17:31)
majesty:
tsy sahy ve zany rasily raha ohatra hoe misy occasion mba ahafahana miresaka ny finoana Kristiana @ silamo :D
eny tokoa .andeha ve i rasily ,ny ahy izao no tena mba tiako dia mandeha any amin'ireny toerana tsy mahafantatra an'Atra ireny,ary ny mijery ilay toerana nivavahan'i kristy (ilay misy olive be nahatratra 2000 taona mahery ) fa mbola velona ao ilay hazona olive. Ny mijery ireo JIosy mivavaka eo amin'ny rindrina be fotsiny ,sns.
Ny efa hitako aloha dia ilay manasitrana ka feno pipy daholo ny akanjony ary feno farorabava mivoaka sady miteny ratsy no mitsipatsipaka,mpiandry enina no mitolona sy mivavaka azy elabe vao afaka ilay devoly ao anatiny ,mazana izany a,teo aho no nahatsampa izany asan'i satana,tsy mandrangotra na mamono fa ny hery ao anati'lay olona no tsy mahazaka ny herin'i kristy dia mitady andositra ilay izay fa tsy afaka
19. niryna
(
01/04/2008 17:34)
ikaretsaka:
izao fotsiny anaovana azy.. ianao kristianina io .. ekenao ve raha misy silamo na hidou na boudhiste "manafika" anao ara pinoana?
dios fihevitra indray ika,izy hoy aho raha hivalandrano a,fitoriana ny tenin'Atra no resaka eto dia izay,sahy hianao hitory ny tenin'Atra.Izay manana an'i kristy tsy matahotra ry ika a,firifiry ny olona nivadika kristiana amin'izao fotona izao? firifirny no tsy nino lasa mpino,andao raha mahasahy hitory teny isika
20. ikaretsaka
(
01/04/2008 21:17)
azavao ny maha diso fihevitra ahyaza!
rehefa miady hevitra amiko hoa alefaso miaraka amin'ny convincing arguments!
raha misy hoa fitoriana ny tenin'andriamanitra (ireny koa mino fa tenin'Atra, araja ny fijeriny azy no toriany an..... aoka hazava) ka itorian'ireny ianao dia ahoana hoy ianao..
dia aza adino koa: firifiry ny mpino lasa tsy mino intsony??
be real hoa fa aza manofinofy!