Ho anareo vehivavy

1. Rast ( 01/04/2008 11:19)
Ilaina ve ny asaro-tapiaro
Midika ho tsy fahatokisana sa mety ho fitiavana be loatra
Aza atao vazivazy ra azo atao
:-*
novalian'i cath ny 18/04/2008 08:37
2. salopard ( 01/04/2008 11:41)
fitiavantena tsotra izao io
betsaka ny vavy nohon'ny lahy, dia tokony mba zarazazaraian samy hanana ilay bandy e!
tsy ampy dôzy aloha e!
tchouuf, tcouff, sniff, sniff ...
3. zouzouli07 ( 01/04/2008 11:43)
salama, amiko azo zaraina ho roa, fa alohan'izany dia aretina izy io ka manimba, ny fahasarotam-piaro dia entina hanafenana ny ratsy atao, nefa koa fitiavana ihany, satria raha tsy tiana tsy mahasaro-piaro fa tsy atao hitan'izay vahoaka
4. ainaheri ( 01/04/2008 12:16)
diso tia loatra ra ny fahalalako azy ny antony mahatonga le asarotam-piaro ary tsy ny vavy iany fa ny kofa kou anatiny
5. elyzo ( 01/04/2008 12:24)
amiko d faharantsiantoetra le saropiaro b iny fa refa tena tina le oul d ananana fahatokisana fona ka tsy mahasaropiaro zany!
6. ainaheri ( 01/04/2008 12:41)
elyzo>>ratsy toetra v zany za ra oh ka saropiaro :roll: ?......
7. milaibe ( 01/04/2008 13:26)
Misy kosa ny jalousie maladive(tsy mahazo miherika kely,tsy mahazo miantso vhv namany raha tsy eo imasony sns),fa rehefa tia ka manjaka ny fifampitokisana dia tsisy mifampi-pisté io ,fa tadidio koa fa raha tsy saro-piaro(tsy jalousie maladive) ny sipa dia manontania tena
8. mitia04 ( 01/04/2008 14:43)
Mitovy hevitra amin'i milaibe za! Tiko ny ahy ny olon-tiko raha saro-piaro kely, fa ts saro-piaro beuh satria raha diso be lotra dia aretina am fitenenana na fanafenana ny ratsy atao, fa ra ohatra mody alina be ts fantatra ny antony ilay lehilahy na ilay vehivavy d ts mba ho saro-piaro ve lé oul miaraka aminy? tsy sûr an'izany kosa za klé!
9. mmmhh ( 01/04/2008 14:57)
zay mintsy lay "jalousie maladive" no ratsy; iza moa no tsy ho saro-piaro @ ny azye, fa reefa trop de iny le mahakamo;
ny olona ne efa diso saro-piaro be ka na ny hanananao namana az tsy tiany e, na lahy io na vavy; misy zao ny bandy saro-piaro @na naman'i sipany nefa sipa io an, heritreretiny fa reefa miaraka le sipa roa de mety mitady lehilahy, sipa koa misy manao an'zany (vice-versa)
Fa rah fiarahana tsisy hasarotampiaro zany kosa klou ratsy e,
tsisy tsara ohatran'ny antonony, :wink:
10. pskl ( 01/04/2008 17:32)
- sentiment normal
- somary "égo^ste" zay ny dikany :ho ana irery iany
- manafina "manque de confiance en soi"indraindray : oé je ne suis pas assez bien, pas à la hauteur dé mi-s'intéresser amin'ny hafa izy..

Nefa koa itako oé ilaina iany refa à degré normal : tsy ireny manao scène de ménage en public reny, na lé efa hita fa zvtr tsis dikany (oé la femme s'est trompée de pensée) dé mbola midongy vel iany.

ça prouve (à dose normal :-) que la personne tient à toi et que tu dois la rassurer oé "indry iany no tiko".

Ho anireny manao "jalousie maladive" reny : miezaha mits miala amzany fa sady harary ny tenanao no mety harary koa ny couple-nao avy eo satria énao lalintsaina ka mihevi-diso lava, ary ilay olontinao ho leo hanambotra ny sainao sy hanazava ny fidélité-ny. Farany mety lasa izy fa oé "'ty koa tena makaleo mits.Za zao mba mila tambitamby dé izy lazainy fa maprafy za!" :lol:

11. yonikafopl ( 01/04/2008 19:02)
ny zavadrehetra rehefa trop dia ratsy doly.

milaibe tandremo fa matetika kou le sipa na bandy saropiaro reny tsy fitiavana fa izy no manao izay ataony any de mieritreritra fa manao koa ilay raika de mahasaropiaro azy a :wink:
12. milaibe ( 01/04/2008 20:09)
Mifameno daholo ireo voalazantsika ireo, "yonika biz manokana ho anao " ,sao ary de misy manavy any ho any hahaha
13. mmmhh ( 02/04/2008 07:37)
YONIKA:
milaibe tandremo fa matetika kou le sipa na bandy saropiaro reny tsy fitiavana fa izy no manao izay ataony any de mieritreritra fa manao koa ilay raika de mahasaropiaro azy a

mahana ny ataony izy de ny azy no ataony tonga aloha;
14. elyzo ( 02/04/2008 08:51)
ainaheri>> efa hoe le saropiarob iny hoa no ratsy toetra fa tsy we refa saropiaro retra zao!!
15. mirianah ( 02/04/2008 08:56)
hilaina io raha misy ny fitiavana fa tsy hatao disso tafahoatra fotsiny. Misy ny ny olona sasany efa tena lasa aretina ilay izy ka manimba zavatra eo @ fiarahana.
raha misy miteny oe zah nge tsy mba saropiaro zany mintsy dia mitandrema ihany :-D :-D :-P
16. Aino ( 02/04/2008 09:02)
ilaina ny fahasarotapiaro fa tsy atao diso tafahoatra fa manjary makaleo.

17. Aino ( 02/04/2008 09:03)
marinah kay efa voalazanjy.
18. mirianah ( 02/04/2008 09:08)
Aino:

marinah kay efa voalazanjy.



:-D marinah nga akia no misy any :-D
19. ainaheri ( 03/04/2008 12:13)
za somary gaga ny tenako zany an.... za saropiaro @ oul tsy tia anà :-D :-D :-D
20. Veloo ( 09/04/2008 19:19)
ainaheri [ Valio ] 03-04-2008 14:13:13
Lohateny : Re : Ho anareo vehivavy
za somary gaga ny tenako zany an.... za saropiaro @ oul tsy tia anà


dia mivadika ndray ny tany aman-danitra ry aina kle :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6603