Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i cath, milahatra araka ny daty
cath ( 30/06/2008 09:23)
présentoir vy
saika mba anotany oe aiza kay no misy manamboatra sy mivarotra an reny présentoir pour plantes vertes reny (vy miloko fotsy an) eto tana e?za manko efa nahita fa teny ivandry,akaikin digital, dé 200... tohiny
novalian'i Ratoa ny 10/07/2008 14:49
cath ( 17/04/2008 10:57)
heveriko oe bevohoka za indrisy anefa.....
salut daôly mba te anontany ry reto a!zazan nanambad t@décembr.nanao analyz retraretra tany @doc zay s izy d oe OK daôly fa azo apetraka n zaza.napetraka aza lé zazah t@13-14-15-16è jour.defa ... tohiny
novalian'i xxx ny 24/05/2008 21:44
cath ( 03/09/2007 13:31)
mariazy adventista sy katôlika
mba mangataka ny hevitry ny tsirairay momba an ty lohahevitra iray ty.ts zany manko fa misy bandy adventsita dé sipa 1 katôlika.mikasa ny ivady izy roroa.tsy mety nefa ra samy mitazona ny finoany sa... tohiny
novalian'i Veloo ny 07/09/2007 19:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068