heveriko oe bevohoka za indrisy anefa.....

1. cath ( 17/04/2008 10:57)
salut daôly

mba te anontany ry reto a!zazan nanambad t@décembr.nanao analyz retraretra tany @doc zay s izy d oe OK daôly fa azo apetraka n zaza.napetraka aza lé zazah t@13-14-15-16è jour.defa narary n nonoko avieo sad ôtran constipée zan fôna za.efa nanatena fa bola tsy sahy nravoravo satri tsy sur ny cycleko rahateo irregulier be (28-35-40jrs) !!!kinanjo tonga n règleko n 29èjr :cry: :cry: :cry: kivy be zahay 2.d zao zao mandé tsara lé règle ary nijanona lé narary nono sy constipé.fa nanoboka 1er jour des règles kosa d vizaka be za marary daôly n valahako sns...d in reto n nahatonga anzan?sa tokn aka aina v zan za sa aôna?zanefa tsy oe manao asa mafy a,miasa birao.sao dé vao maika tsmpetraka n zaza satri valaka be za?

msôtra mialoha eee
novalian'i xxx ny 24/05/2008 21:44
2. simplex ( 17/04/2008 12:52)

mety olana le stressy

:arrow: tsikitsiky lava :)
3. ikaretsaka ( 17/04/2008 13:01)
amboary aloha ny saina fa stress be izy izany
4. ikaretsaka ( 17/04/2008 13:06)
amboary aloha ny saina fa stress be izy izany
5. cath ( 17/04/2008 13:32)
msôtra betsaka r simplex s ikaretsaka a!iezaka tsy ho obsédée @zan resaka zazah zany e!na dé tsy mora aza!!!
6. booboo ( 17/04/2008 14:18)
Mandreraka ny red red satria rà ange no mivoaka dia lasa miaraka @ zay koa ny otrikaina kely isa-karazany e ....

Raha vao C1 ianareo no nanandrana dia aza mora kivy izany ( mora kely manoratra lé izy fa haiko tsara hoe terrible bee en réalité ). Rehefa tsisy zazakely tafapetraka mihitsy ao anatin'ny 12 mois eo ho eo vao tokony ho any @ gynéco manao examens lalindalina kokoa...

Dia koa tsy voatery hoe @ ireo daty ireo ny ovulation kah. Miova io araka² ny hormones noho ny eritreritra be loatra, fahakizintinana kely, fahasorenana kely, fahavizanana sns. Na izany aza, tsy haiko raha mahay " mihaino " ny vatanao ianao fa misy vhv tsapany hoe ovulation zao ( marary ny ovaire hivoahan'ny ovule, beee glaire, marary ny nono...), dia raha zay dia tsotra kely hoe tokony hi-crac crac eeeeeeee

Dia sinon misy test d'ovulation koukou eny @ pharmacie ( tondé 5 na 7 ny ao anatiny ) na afaka tondé mividy lay vrakiny beee @ internet kounkou :°), ankoatra ny fanaovana courbe de température.
Fa mampa-parano beee manao an'ireo kloungany e ! lay courbe de température vao midina beee ny t° dia efa lasa parano grave mihitsy hoe ovulation, dia nefa ny ampitson'iny niverina normale fa tsy niakatra beee akory. Dia ilay test d'ovulation isa-maraina manao test foana hoe rahoviana ihany rehefa mbola tsy " feu vert " no misoratra ao @ ilay test, dia zay nefa dia efa mety hampiova ny hormones ...

Dia tongava soa ny cygogne dia " toneo tsara foana ny fo, saina ary vatana " dia mazotoa mihinana trucs misy vit. B indrindra²....
7. tess ( 17/04/2008 14:23)
dzay zan nizy fa d'azmstress rveo miadana averimbereno ny fanamboaranaz ela ny ela mipetraka iany io
8. pskl ( 17/04/2008 14:31)
Aza mstress lotra amzany akia.
Mety mbola tsy tonga ny androny ftsn. Fa vô une fois nareo no nanandrana fa aza kivy amzany. Amlé ora tsy apoizinareo iny mits izy no hanao oé "surpise je suis là" :lol: :-*

Refa oé elaela nandrana ka tsy nahazo vao manao diagnostic lalindalina :-).
Zay fa bzou
9. cath ( 18/04/2008 08:24)
merci bocou ry reto aaa
ilzakao iany nareo refa mandalo lé cygogne ee fa mandrapà alou aaa d amolatena ieritreritra zvtr hafa mits sad haka aina kely fa mahatsiaro tena vizaka mitsy!soa fa iditra week end tsika zao!
bon week end daôly eeee
10. Rafahafahana ( 18/04/2008 13:10)
alamino tsara aloha ny saina, fa tonga hoa azy.
Dia jereo ihany koa sao misy fibrome na zavatra hafa, fa izaho koa tahaka izany anao zany, dia bevoka ihany aho fa saingy kay zaho misy fibrome tsy hita raha tsy t@ ekôgrafy, dia miaraka ao aloha ny zaza sy ny fibrome anankiroa zao fa dia ny fitandremana no atao tsara nefa aho dia miasa birao isan'andro.
Aza kivy, manana fanantenana. :lol:
11. anidi ( 18/04/2008 15:59)
Ny zanako voalohany no-programmer-ko toy izany tsy nisy après rehefa tsy andrasana mipetraka ho azy ka aza d mifantoka b amin'izany fa tsy voatery ho même cycle foana tous les mois na andramo ny méthode de température @ zay hita tsara ny période d'ovulation d tongava soa o
12. ikaretsaka ( 19/04/2008 01:42)
nisy olona izany niteny hoe ohatran'ny baolina hono io e..
misy hono efa hoe aterim-potsiny ity fa tsy mbola maty ihany ... fa misy tsy ampoizina ho faty fa atsipy fahatany any dia maty!
13. cath ( 21/04/2008 13:18)
manaôna daôly dray!
zazao efa iditr@ période d'ovulation dray!d asa!fa mitandrina tsmanao vizaka eee sao zay lé nahavoa teo fa aksesy lôtra!d akôtrzay kou niobsédé mits io resaka io teo fa zao ba ezahina mitodik@zvtr hafa iany kou eee d oiteo dray!
msôtra betsaka daôly namaly eee
14. elyzo ( 22/04/2008 10:11)
Slt enao! aza kivy amzany fa mbola oavy foana io! sad ny fikaontina ny 14ème jour dia avy aty afara fa tsy avy any amin'ny 1er jour des règles, zany hoe manisa 14 j avy aty aoriana miroso makany aloha, miverina zany e! Mila fantatra zany ny cycle! En plus, du 8è au 22è jour-ny cycle ny vehivavy d mety hitoe-jaza foana raha manao RS! Nefa ilaina koa ny filaminan-tsaina mba hampirindra ny rehetra e! Zay fa dia mahazoa enao e!
15. cath ( 22/04/2008 11:39)
aôna dray zan manisa avy any aorina zan ry elyzo?drindra fa ra irregulier n cycleko?mba azavao eeee
16. booboo ( 22/04/2008 12:03)
gné ? fa ahoana ny fataon'i Cath kay rehefa nanisa andro hatrizay ?????

Ny t@ cycle-nao t@ mars izao a, ny andro ahatongavan'ny red red ny volana avril no manomboka manisa hatr@ andro voalohany nahatongavan'ny red red volana mars.
Dia ny février indray, ny andro nahatongavan'ny red red voalohany volana mars no isaina hatr@ premier jour red red volana fevrier. Dia hitanao hoe firy andro ny cycles-nao..
Ny cycle-nao @ ity zany, ny andro hahatongavan'ny red red ny volana mai no isaina indray hatr@ nahatongavan'ny red red volana avril teo. Dia izay andro manodidina ny andro faha 14 @ zay ny période fertile.

Kôtio² fotsiny hatr@ cycle-nao t@ décembre ohatra hoe firy andro ny cycle-nao dia afaka hitanao hoe mety ho rahoviana zany no ho tonga ny red red @ mai. Dia afaka maminavina ny période d'ovulation-nao enao @ ity cycle ity.

Fa diso be mihitsy vao hoe ny nahatongavan'ny red red avril no manisa hatr@ 14 dia hoe zay ny période d'ovulation ! :^) :^) :^) :^) :^) :^)

tsy pratique ilay manokatra sujets anakiroa fa lasa sady mamaly atsy no eto nefa mitovy ihany ny raha :wink:
17. Rafahafahana ( 22/04/2008 12:36)
Zaho tsy nanisanisa andro zany fa rehefa mpietraka io dia mipetraka rehefa tsy hipetraka dia zany tsy mipetraka zany.
Ny filaminan-tsaina no zava-dehibe sady tsy dia manao vizana loatra koa é. :-w
18. simplex ( 22/04/2008 12:37)

ka ity ve tsy vao mia aza manome licence @ MMS isan'andro mandra-pahatongan'ny red red fotsiny e :roll::lol::lol:
19. cath ( 23/04/2008 05:32)
zay MMS zay ki lé natônay t@cycle farany teo (1er essai) ry simplex dé ôtran ts nahomby a!asa na noho n stress be lôtra na noho n havizanana be lôtra!na izy roa mitambatra eee!maztou daôly eee
fa onowa ry reto,in kay n tokn atao mba anafanana kibo zany?
20. fafamimi ( 23/04/2008 12:29)
efa mpahazo ahy izany mahazo anao izany, efa 4 taona izay no nanao zaza izahay mivady , ny analyse rehetra koa dia tsy nisy olana nefa dia 4 taona kivy miandry isam_bolana tsisy ninina .izao anefa bevohoka 8 mois za ka tamin'ny eco nilaza fa tany @ 24eme jour no nipetraka ny zanako ka ny tiko lazaina dia tsy voatery entre 12 a 16 eme jour ny ovulation fa mety taraiky koa ary misy teste any @ pharmacie fijerevana ny jour d'ovulation andramo dia bon courrage ne baisse pas les bras
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4289