heveriko oe bevohoka za indrisy anefa.....
22. nana171
(
23/04/2008 14:14)
marina mits zan fa mamitaka be ny fahamasahany ovule io, ts voatery oé manisa enao de oé 12èm na 13ème na 14ème mits fa ny ay zao de 7ème jrs dé efa possible mipetraka raha vao misy firaisana.
Tena miankina @ toebatany tsi 1/1mits io.Fa ny tena tsara alou de aza dé varina loatra fa manatona ihany gyneco ary raha possible de zé gyneco tena mba henoheno fa tena mba isany mahay satria matetika isika vehivavy varimbariana sy mangatakandro lava ny hihiditra @ lalindalina @ io resaka traitement io nefa ny fotoana ts itaita dia lasa.
mis ko cas ts mis maninona ny rehetra zahana fa ny vatanao mits no manao inssuffisance d'ovariene.Cas mety itranga oé ts nisy ovule masaka tao @ nao t@ iny volana iny.Raha mbola manampotoana dia ataovy daholo ny fizahana retra fa sarotra be @ tsika vehivavy io resaka zaza io

23. booboo
(
24/04/2008 08:22)
eka ouz.
Dia efa misy ny fanaovana courbe de temperature sy/na test d'ovulation azo antoka eto an-tany dia aleo ampiasaina hanampy fa tsy hanao tsapa² vodin'akoho isaka mihetsika....raha zà manokana a.

24. cath
(
28/04/2008 06:36)
marna daôly zan vôlaza nareo zany r reto!efa nakanaka aina kely lou za week end teo dé niotra fa sad vizaka no stressée kely eee!fa on verra dray lou ce mois ci oe anaôna iz ty
25. danni
(
05/05/2008 18:57)
Cath,
marary enao satria le regle no mamparary anao...ny tokony ataonao voalohany dia mandamina ny regle-nao. Mankanesa any amin'ny dokotera fa misy fanafody afaka mampiverina ny regle-nao ho normal...rehefa avy eo dia afaka mandamina tsara amin'izay nareo 2 amin'ny hoe hiteraka sns...zao aloha aza dia manao reraka be loatra! Aza kivy fa ho avy ny zazakely!

26. xxx
(
24/05/2008 21:44)
zà koa dia toa anao io, efa hatramin'ny décembre no mba nikaonty baoritra ny te hiteraka fa hatramin'izao de mbola nofinofy ihany ity hoe bevohoka ity !!! asa ry reto na misy ifandraisany na tsia fa lasa matavy be aho, taloha aho vaotara ny red red de matahotra mafy ery hoe bevohoka, ankehitriny kivy raha vao mahita red red hoe tsy mbola any foana !!!mitady ho kivy mihitsy aho, ny manahirana ny saiko dia ohatry ny manao symptôme na bevohoka foana aho : maloiloy, mazefajefatra, te handoha,fanimpanina, te ihinana marikivy, te hatory lava, kizikizitiny !! ny zokiko aza nahita ahy be kibo fa matavy nihevitra mihitsy hoe misy zaza tao !! hitady gynéco mihitsy aho satira manahy mafy sao misy fibrone na kystes, fa hafahafa ...Tsy mba mararirary kibo aho nefa rehefa tonga fotoana, tsy manevika, fa tsy tantiko mihitsy ny akanjo teritery !!!miasa mihitsy ato ny lohako e !!!