Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsykivy ( 27/03/2008 14:24)
ny ainga tsy moramora ny mitia
tsara le hira... tohiny
novalian'i tiiti ny 05/04/2008 06:00
xxx ( 27/03/2008 14:01)
Hafa ihany hoa ny d'orizinn
Otran'ny hoe tany amin'ny film mampme no misy tantara otran'zao. [quote=lay gazety]Une patiente allemande, qui devait se faire opérer de la jambe dans un hôpital de Bavière, a finalement reçu... ... tohiny
novalian'i kiadi ny 27/03/2008 20:18
Rast ( 27/03/2008 12:36)
Misy le izy ve any
Mila za ra misy any. Efa ela mihintsy zay.... tohiny
novalian'i kiadi ny 07/04/2008 20:19
Jeankely ( 27/03/2008 11:13)
Tongava rehefa miantso ny mpanao politika ary aza manenina
Matoa manantona ny lalana soritan'ny mpanao politika dia arakao ary mahatoky azy ianao izay. Koa rehefa mitaona izy hoe tairo ny ady SY ROTAKA ka maratra, lasa kilemaina na maty INONA NO HANENENANA? ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/03/2008 12:41
todisoa2 ( 27/03/2008 08:15)
26 Martsa 2002 tao Fianarantsoa: talata mainty ho takaitra
Ra Dieu-Donné, 52 taona, manam-bady ary manan-janaka efatra.Monina eny Mazavatakona-Fianarantsoa. Anisan’ireo nitondra takaitra vokatry ny nafitsoky ny 26 Martsa 2002. Tolona hoan’ny fahamarinana... tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/04/2008 23:29
rajoelina ( 27/03/2008 08:03)
fotolog.com
http://www.fotolog.com/rajou_12 fanandramana fotsiny aloha ra mety... ;-)... tohiny
novalian'i tess ny 27/03/2008 17:30
ftma ( 27/03/2008 08:01)
Fianarana asa
mitady Fianarana manofana ankizy @ asa ( mpanamboatra fiara, mpadoko, mpanao trano, sns ) aty Dago aho raha sendra mahita ianareo,... tohiny
novalian'i rata88 ny 27/08/2015 06:48
Rasiligaoma ( 27/03/2008 05:49)
Long Courrier
Tena mbola misy mahavita sy mahasahy mi longue tokoa ve ny fiara talohan'ny taona 70 toy ny 4L, 2-3CV, 403, simca. Volks coccinelle, DS 21, 203 ireny? iza no efa nanao dia hatraiza ka hatraiza? ... tohiny
novalian'i kiadi ny 08/04/2008 08:11
Jeankely ( 27/03/2008 04:22)
Raha vaky ny trano, ny avy nangalatra no tompon'entana
Tsy mora ny manenjika ny mpamaky trano ary mety ny aina aza no manefa manenjika ny ratsy. Na marary aza ny fonao very entana dia mifaly sy miliba amin'ny herimponao ny mpangalatra. Ho an'ny mpijery di... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/03/2008 07:11
bazylou ( 27/03/2008 01:03)
be no narary kibo tamin'ilay 6 000 000e
lasan'i Pierrot, na le 8 aza mba nizesta ny hitaingina kay natsipin'ny Suisse tery !! hohohohoh lololol:roll::roll::wink:... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/03/2008 10:26
fijo ( 26/03/2008 21:45)
hafa ihany wa zampoly.
.vao nahazo ny seza fiandrianana wa i lebeno,dia nivoak any tantara,fa kay tanora "hitlerianina i lery fahiny" heeee ,hafa ihany wa zampoly.ilay noporetin'i hitlera fahiny ny fireneny. .avy eo d... tohiny
novalian'i pissoa ny 22/04/2008 21:42
rajoelina ( 26/03/2008 20:59)
hono wa...
Inona no tena tombon-tsoa azo avy amin'ny [b]adi[/b]n-tsoratra eto amin'ny forum serasera? tsy andro sy fotoana very fotsiny ve? sa manala azy fotsiny ianareo? ( ohatra: http://forum.serasera.org/... tohiny
novalian'i simplex ny 27/03/2008 21:59
rajoelina ( 26/03/2008 19:58)
football
France - Angleterre zah maka France... tohiny
novalian'i rajoelina ny 27/03/2008 10:16
lagoon ( 26/03/2008 18:26)
Prophétie 2008-2012
Tonga dia lazaiko dieny izao fa tsy Témoin aho na Jesosy Mamonjy,na koa Apokalipsy,na koa hoe adala. Vidéo 8 maminavina ny zavatra mety hitranga atsy ho atsy ireto,tantara hiainana-tsika @ izao ora... tohiny
LEBILA ( 26/03/2008 15:26)
MAHALEO FARIBOLANA
MBA MAGATAKA NY TON'IO FARIBOLANA MAHALEO IZAHO MISAOTRA MAMALY... tohiny
novalian'i ratonga ny 27/03/2008 22:37
todisoa2 ( 26/03/2008 14:39)
mila vonjy
reraka. tena reraka ara-tsaina. tantara efa nentiko teto @ sera no mbola misy tohiny. Resaka bourse izy ty. Nisy ny ''bourse d'ehange'', fiaraha-miasa t@ misiona norvegiana sy ny FLM. Fiantohana... tohiny
toubib ( 26/03/2008 13:11)
cftmonn.exe
Salut daolo: sao d mba misy mahita fika amin'io viriosy io nge nareo azafady e! cftmonn.exe miaraka amina autorun.inf zay le izy d tsy mety miala ao anaty usb mits le iz!misaotra mialoha!... tohiny
novalian'i lpeter ny 02/06/2008 12:30
kiadi ( 26/03/2008 12:47)
mandry ampihadanana
http://info.rsr.ch/fr/rsr.html?siteSect=5001&broadcastId=565218&bcItemId=8897529 azavaiko ho an'ny tsy francophone! io ranamana io de "commentateur" foot ao @ tf1. anisan'ny mpikarakara ny "telefo... tohiny
kiadi ( 26/03/2008 12:11)
sipa gasy ka manja!
zany ny manekin @ tanana eh! plouf!plouf!plouf! iza no tiko nareo dimy vavy ????????? enimbavy mantsy eh! aleo atsofoka ko ny creatrice! :-D:-D:-D http://www.madanight.com/madagascar-reportage-pho... tohiny
lazounet ( 26/03/2008 11:39)
Vonjeo é!
tsy mazava amiko fa isaky ny miova pejy aho na mikitika liens eto @ serasera dia deconnecté ho azy? normal ve zany sa lasa parano ny aty?... tohiny
novalian'i kiadi ny 27/03/2008 22:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7714