Tongava rehefa miantso ny mpanao politika ary aza manenina
1. Jeankely
(
27/03/2008 11:13)
Matoa manantona ny lalana soritan'ny mpanao politika dia arakao ary mahatoky azy ianao izay. Koa rehefa mitaona izy hoe tairo ny ady SY ROTAKA ka maratra, lasa kilemaina na maty INONA NO HANENENANA? SITRAPO FA TSY NOTERENA. Sa vonjeo aho fa mba nanaranaraka????? Izay mila seza ka maratra mendrika ho azy satria miandry azy ny seza ary izay tsy afaka ny ahazo seza ny vady amanjanaka jerena tsara amin'ny asa. Aza mitomany fa sitrapo
novalian'i Jeankely ny 29/03/2008 12:41
2. rahiratra
(
27/03/2008 12:07)
Kendan'ny nasesiky ny tanany sa mahazo medaly sy fankasitrahana sa "Ordre national". Izay sahy maty kosa no mifono lamba mena.
3. Jeankely
(
27/03/2008 13:16)
Ataon'ny Mpanao Politika Mila Seza Mitadidy fa tongava koa ny Hafa izay mbola tsy Ampy Lesona=))=))=))
4. xxx
(
27/03/2008 16:51)
Tsotra ihany izy io, ny politika dia toy ny afo-kitay:
- Misy ny mitaona kitay
- Misy ny mamelona afo
- Misy ny mikopaka sy mitsoka afo
- Misy ny mikavihaviha miasa ka may
- Misy ny sakafo atono (Hen'omby, ondry, akoho, vorona)
- Misy ny mahay mamindro, mahazo hafanana tsara
Ka asakasakao hoe inona no tianao hatao, tsy mahazo manenina aloha e.
- Misy ny mitaona kitay
- Misy ny mamelona afo
- Misy ny mikopaka sy mitsoka afo
- Misy ny mikavihaviha miasa ka may
- Misy ny sakafo atono (Hen'omby, ondry, akoho, vorona)
- Misy ny mahay mamindro, mahazo hafanana tsara
Ka asakasakao hoe inona no tianao hatao, tsy mahazo manenina aloha e.
5. rabingogilabanga
(
27/03/2008 17:55)
tsara seza ao indonezia ao, ka mahay miresaka a! aza manainky hataon'olona fitaovana intsony sao manongana anay tsara seza! izany an!
6. Jeankely
(
27/03/2008 23:50)
Tsy misy reska Indonesia fa eto Madagasikara aho izao. Averiko raha tsy mazava. Rehefa tianao ny fianakavianao dia na ho faty aza mamelona azy ianao ary tsy mitomany na manenina na mangataka valibabena. Koa raha tianao ny ho lasa alavitra ary hanasongadina ny firenena dia manao ny soa ho azy ianao na haratra na ho kilemaina ary tsy manenina satria soa no vintanao. NOHO IZANY DIA MAMPORISIKA AHO FA TSY MANAKANA. TONGAVA REHEFA MIANTSO NY MPANAO POLITIKA FA MANAMPY ANAO SY NY VADY AMANJANAKAO IZY. ALEFANY MIANATRA ANY ANDAFY KOA NY ZANAKAO ARY MIARAKA BE HATOKA. KOA TAIRO AZA MANENINA.
7. ravatorano
(
28/03/2008 05:50)
adinon'i xxx fa misy koa ny "mahay mihinam-potsiny " :wink:
sa tsizany :?:
tsy azoko hoe inn no idiran'ny indonezia amin'ilay resaka :?: :?: :?:
tsara ny manao pilitika raha tena hampandroso ny vahoaka na farafaharatsiny mba misy hevitra amin'ny ampahany 80% hampandrosoana ny vahoaka fa tsy ho lany andro hitady seza ka reefa azo izay dia ny hamenoana ny posy no tena tanjona :x :x :x
sa tsizany :?:
tsy azoko hoe inn no idiran'ny indonezia amin'ilay resaka :?: :?: :?:
tsara ny manao pilitika raha tena hampandroso ny vahoaka na farafaharatsiny mba misy hevitra amin'ny ampahany 80% hampandrosoana ny vahoaka fa tsy ho lany andro hitady seza ka reefa azo izay dia ny hamenoana ny posy no tena tanjona :x :x :x
8. Jeankely
(
28/03/2008 07:33)
Tsisy hidiran'i Indonesia mihintsy fa mikarokaroka izy hoe iza ity Jeankely mahasosotra ity dia hitany ny Adiresiko dia mihevitra izy fa napetraky ny fanjakana @'ilay toerana ilay olona. Mahazo manontany any @ Affaires Etrangeres koa hoe nisy napetrakareo ve any. Tsy Indonesia mihintsyno firenena mahamaika an'i Madagasikara noho izany tsisy hifandraisany @ politika mihintsy ny handraisako anjara eto. Rehefa tsy manaiky azy dia lazainy nahazo seza nefa rehefa miteny aho hoe TONGAVA FA SADY MIARAKA BE HATOKA NO MIARAKA LASA MINISTRA ARY MAHAZO NY TRANOMPANJAKANA SY FIARA-PANJAKANA tezitra be. F'angaha hataonao tohatra hatrany ny vahoaka? Rehefa mila isan'olona dia avy avy fa avy eo hangariana ary na hanatona anao aza mety ho fatin'ny security. Noho izany averiko foana TONGAVA ARY AMPIO NY MPANAO POLITIKA FA HAMPANDROSO ANAO SY NY ANKOHONANAO IZY
9. kanota
(
29/03/2008 00:12)
Ho an-drabingo. Hafaro Herizo Razafimahaleo-nao fa tamin'ny andron'i Jamba no nalaza ny MBA. Efa misy bandy kely zara raha 30 taona marobe manana PhD avy USA sy Japon. Tsy mahataitra ny bandy kely intsony izy raha tsy hainy. Ny sasany antitra miverin-tsaina.
