Long Courrier

1. Rasiligaoma ( 27/03/2008 05:49)
Tena mbola misy mahavita sy mahasahy mi longue tokoa ve ny fiara talohan'ny taona 70 toy ny 4L, 2-3CV, 403, simca. Volks coccinelle, DS 21, 203 ireny?

iza no efa nanao dia hatraiza ka hatraiza? inona no aventure sy ny pepins?
novalian'i kiadi ny 08/04/2008 08:11
2. Rasiligaoma ( 27/03/2008 05:51)
tsy iznay manko fa nahita affiche aho teo amin'ny varavaran'i Le glacier teo dia hoe traverser M/car en @cv hono! tenter l'experience
dia mba lasa saina ihany hoe mbola possible ve?
3. rams ( 27/03/2008 08:00)
Ny malagasy anie manana talenta mikojakoja izay ê ka tsy tokony hahagaga raha toa ka mahavita izay lalana tiana ampanaovina azy ireo fiara tranainy ireo. Ireo vahiny anie dia tena talanjona sy mivanaka fa na ny briquet à gazy à jeter ireny aza mbola vita charge eto Dago
4. milaibe ( 27/03/2008 10:41)
Système D ny any amintsika, zà ary lery efa nahita cardan tsofain-dry zalahy fa tsy mitovy ny kanelirany de soudeny tohiny @lay mety d lasa soa ihany lo fa madé mora2 ny antsika ka ohatra fotsiny io
5. ikaretsaka ( 28/03/2008 02:18)
mety hilay izany revy izany fa vita tokoa ve?

ohatra hoe diego fort dauph @ 2cv?

avantira tsa avantira ngamba .. manao expedition ana 2cv 3 ohatra dia mpaka sary dia mecano de bricoleur no miaraka de tafa tsara
6. kiadi ( 31/03/2008 19:59)
tsy telo fotsiny fa ba 2cv folo farafahakeliny! miainga diego de midina majuga de miditra tana de midina makany morondava de avy any morondava de dirction tulear de any faradofay ny farany!mety milay ka
7. ikaretsaka ( 31/03/2008 20:53)
fa tena mila mecano gravy be @ izany an..
8. kiadi ( 03/04/2008 18:36)
ka daba maromaro ange no miaraka @ io de misy atao mitondra piece de rechange fotsiny de misy miaraka @ mecano de misy ùmitondra ny kaly de misy mitondra ny carbirant de milay io eh!!nenah ny 2cv entiko fitondrana bex3cv(thb) anaty glaciére bedebe! :-D :-D :-D
9. Rasiligaoma ( 04/04/2008 04:48)
ary raha fiara 1 monja ...
dia saofera dia mpaka sary sy mpanoratra diary dia mecano...
10. kiadi ( 04/04/2008 20:17)
olona efatra zany de miaraka @ entana! mila renforcé-na ny chassis an'ilay 2cv de solona motera fa tsy lasa lavitra zany kle!!
11. ikaretsaka ( 04/04/2008 20:42)
mety anisan'ny maha avanture azy koa izay ko
12. kiadi ( 04/04/2008 20:45)
2cv misy bandy efatra miaraka @ entana ve lesy tsy mahavita 100km de tapaka suspenssion! de elah ve de hitondra poste soudure ko ! aleo ba oe 2cv maromaro de ba mifanavotra eh
13. ikaretsaka ( 04/04/2008 21:03)
1-ny suspension ana 2cv tsy mitovy @ suspension ana daba haffa fa ny azy tena hafa mihitsy..
ary misy 2cv mbola mijajika tsara raha vita entretien tsara an.

14. ikaretsaka ( 04/04/2008 21:05)
2-Zahay lety t@ mbola kely mahavita Tana Bira isankerinandro t@ 2cv an..
Rabainina sy rabofy de ny kilonga sy ny solaka miaraka @ entana

taty aoriana vao niova 4L ary mbola izany hatr@ izao
15. kiadi ( 04/04/2008 21:28)
ka lisany ange mbla kely sady tana antsiraba tsara lalana eh!! zay ko efa navita tana mantasoa t@ 3cv!dimy mianaka! fa zay bola kely de le 3cv vaovao be! fa ty miainga avy any diego mandrapahatonga any faradofay! :-D :-D
16. ikaretsaka ( 04/04/2008 21:37)
oay adinoko.. fa efa nahavita antsirabe manakara koa kay izay deslinina kely izay t@ izany
17. ikaretsaka ( 04/04/2008 21:39)
kiadi> fa irty anie lety rythme isan'andro nanomboka hatr@ izahay t5 ka hatramin'ny 3eme tany ho any e..
vao week end de efa mihinana 170 km x2 ra deslinina
18. kiadi ( 05/04/2008 11:54)
de mody antsirabe isaky ny wkds ve?
19. Rasiligaoma ( 06/04/2008 04:53)
izaho koa taloha mpanao Fianar-Mananjary ramin'ny 3CV (Ilay fourgonette ireny) saika isa-tapa-bolana fa tsy maninona rehefa tsara entretien ka!

Ny entretien no mitondra an'io sy fahaizanao mahatsapa ny heriny sy ny fiitokiana ny vitan'ilay fiara.
20. kiadi ( 06/04/2008 18:03)
rasili>sô de enao le mpivarotra sy mipvidy vato eny @ io route mananjara iny? :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8173