Long Courrier

21. ikaretsaka ( 06/04/2008 19:06)
kiadi:

de mody antsirabe isaky ny wkds ve?


ie.. t@ primaires dia miakatra tana isaky ny weekend (nianatra sy nipetraka tany bira fa mamonjy dadabe sy bebe )

nony secondaires dia mody bira isaky ny week end (nikandra tany rabainina sy rabofy )

Fa amboarin-dra desilinina tsara mihitsy t@ izany
22. kiadi ( 06/04/2008 19:21)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
23. ikaretsaka ( 06/04/2008 19:39)
fa marina ny an'i Sily hoe ny fahaizana mijijy ilay vam sy ny entretien no tena mitondra an'io
24. kiadi ( 06/04/2008 22:31)
zah lesy efa nanao taingy be t@3cv fa tapaka sispensô le daba le!! tsy maharaka ny carroserie raha mavesatra lotra le fiara na daba tsara karakara toy ny inona aza
25. ikaretsaka ( 07/04/2008 00:20)
kiadi:

zah lesy efa nanao taingy be t@3cv fa tapaka sispensô le daba le!! tsy maharaka ny carroserie raha mavesatra lotra le fiara na daba tsara karakara toy ny inona aza



ny an'ialahy kosa ve letsy iznay izy hoe taingim-be
concu ho an'a olona 4 ataon'ialahy olona 9 tahakan'ialahy... miampy nems 2 harona.. aiza kosa e
26. kiadi ( 07/04/2008 20:37)
:-D :-D :-D :-D :-D
nandeh namonjy famadihana tany ambanivohitra de 3cv no nanatitra fa tapaka ny sispensiô wa!fa notohizana tongotra le iz avy eo nefa ny andro alina be! :-D :-D
27. ikaretsaka ( 07/04/2008 21:13)
eritreretin'ialahy fotsiny eho misy ireny scooter jog ireny.. ekena fa concu hoe mahazaka olona 2 ireny

fa raha isika sy ialahy miaraka ve no manao double hibizna ohatra miaraka @ sac au dos feno voanjo sy glacholets.. ka vizana le scooter dia ahoana?himenomenona ve ialahy heo satria ilay izy concu hahazaka olona manao double
mizaka ny tsy eran'ny aina kosa lery e.. :wink:
de kopy elah!
28. kiadi ( 08/04/2008 08:11)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
de mividy ani'reny bajaje reny lety an! any majunga feno azy ! tsy aiko raha kobon'elah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1841