hafa ihany wa zampoly.
1. fijo
(
26/03/2008 21:45)
.vao nahazo ny seza fiandrianana wa i lebeno,dia nivoak any tantara,fa kay tanora "hitlerianina i lery fahiny"
heeee ,hafa ihany wa zampoly.ilay noporetin'i hitlera fahiny ny fireneny.
.avy eo dia nanao vava tsy tandrina i lebeno ,fa ny finoana silamo dia finoana mifono herisetra.
saika nikoraka mihintsy moa ny silamo eran tany,raha naheno an'io ,fa mody nalamina ny resaka avy eo.
heeee ,hafa hany wa zampoly,izy nahavita nanao izay hezaka rehetra mba hifandraisana tamin'ireo tsy mitovy finoan aaminy.
.de tonga ny paka,fomban'ny "dada" ny milanja ilay hazofijaliana mandeha mamakivaky ny tanana.
saingy orambe moa tany roma ,ka tsy nety nilanja i lebeno,fa eveka hafa no nasainy nisolo azy teny.
heeee hafa ihan ywa zampoly.izy na dia efa nangovitra aza dia mbola nihezaka ny hiaraka amin'ny vahoaka ihany.
.dia heno fa,nanao batemy olona tena mpankahala silamo indray lebeno,ary nampirongatra ny hasosoran'ny silamo io.
heeeee,hafa ihany wa zampoly,fa izy tsy mba tia mihantsy toa io,fa ny azy dia mampiravina sy mampiray no tena nahalalana azy.
eny letsy zampoly an,na dia tsy nitovy fijery aza isika roalahy momba ny "kapoty" tsy olana izany,satria moa ialahy tsy mampiasa io rantsambatana io ,ka tsy ita izay lazaina.
fa raha ny ezaka lehibe,nataon'ialahy momba ny filaminana herantany kosa,no misy mikasa handrava,noho ny fisainana be baoty mbola voatahiry ,dia hoy aho hoe ,
heeeeeee,hafa ihany letsy ialahy ry zampoly.fa ny naika hamono an'ialahy za,mbola novangian'ialahy tany ampigadrana ,ary navelan'ilahay heloka.
rahovian aindray kay vao hisy zampoly ry zalahy?

novalian'i pissoa ny 22/04/2008 21:42
2. cutie
(
26/03/2008 22:52)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))
elaela za vo tonga saina we iza zany zanpoly

3. ikaretsaka
(
27/03/2008 01:05)
ka i piera ve ampitoviana @ paoly.. na samy postoly aza fa lefijo koa
na ny akondro ampitoviana @ voaloboka na samy voankazo aza

6. xxx
(
27/03/2008 10:39)
Mikasika io Batemy io dia tokony ho fantatra kosa fa tsy io Allam io irery no natao Batemy tao ! Ary amin'ny ankapobeny dia amin'ny sasakalin'ny Paka no atao ny Batemin'ny olon-dehibe ao amin'ny Fiangonana Katolika. Tsy any Italia irery, ary tsy tamin'ity taona ity ihany ; fa isan-taona dia misy olon-dehibe an'arivony atao Batemin'ny amin'ny Easter's Eve eran-tany.
Noho izany, raha tsy natao tamin'ny Paka io Batemy io fa natao Lamesa hafa mitokana dia mbola ho avy koa sasany hilaza hoe nanaovana Lamesa mitokana ny Batemin'i Allam !
Raha tsy natao Batemy ihany io lehilahy io izay vao tsy hahazo kiana ny Papa. Ka tokony navakavahana ve io olona io satria mpitsikera ny silamo hono ?

7. mmmhh
(
27/03/2008 13:15)
tena niakatra mintsy ne ny haingam-panahin'i fijo zany e, tena poety latsaka fahefany mintsy,
eeeeee hafa ihany hoa zampoly .........;
:wink:

10. fijo
(
27/03/2008 22:51)
xxx efa fantatr'i lebeno daholo anie nyolona hoataony batemy tao e.fa dia mbola narotsaka ihany ilay rano.
heeeeeee,hafa ihany wa zampoly.
ika sy levato,tsy manafangaro ny "dada " aho ka,fa ity "raikely" ity kosa mahalasa saina ihany ny tena tiany hiaviana???????
hafa ihany wa i zampoly.
hendry anie lery iny e.heeeeee rahoviana indray vao ahita "dada" toa iny isika e????

11. ikaretsaka
(
27/03/2008 23:36)
izay foana letsy io ry fijo an rehefa maty hono i mere theresa tany inde de hoe hafa ihany raterezy
nisy ihany koa hoe hafa ihany t@ andron'i daouda e ho'zy ry zalahy ao ankorondrano..
sns sns...

12. pissoa
(
28/03/2008 18:22)
Miala tsiny fa lasa xxx kay ilay tery ambony :-D :-D :-D
Efa fantatry ny Papa tokoa angamba fa hatao Batemy tao izy ! Fa tsy novalian'i Fijo anie ny fanontaniako e :
Tokony natao batemy tahaka ny olon-tsotra hafa natao Bateminy tamin'io andro io ve io olona io ? Sa tokona navakavahana satria mpitsikera Silamo hono ? Sa tokony nanaovana Lamesa mitokana dia hiteny indray i Fijo hoe nanaovana lamesa mitokama mihitsy fa tsy natambatra tamin'ny olon-tsotra ? :-D :-D :-D
Fijo:
xxx efa fantatr'i lebeno daholo anie nyolona hoataony batemy tao e.fa dia mbola narotsaka ihany ilay rano.
Efa fantatry ny Papa tokoa angamba fa hatao Batemy tao izy ! Fa tsy novalian'i Fijo anie ny fanontaniako e :
Tokony natao batemy tahaka ny olon-tsotra hafa natao Bateminy tamin'io andro io ve io olona io ? Sa tokona navakavahana satria mpitsikera Silamo hono ? Sa tokony nanaovana Lamesa mitokana dia hiteny indray i Fijo hoe nanaovana lamesa mitokama mihitsy fa tsy natambatra tamin'ny olon-tsotra ? :-D :-D :-D
13. fijo
(
28/03/2008 21:13)
mba tokony tamin'ny fotoana hafa ary be anie ny pretra ao e.hafaka manao batemy azy daholo ireo,ka raha izay "fanavahana "azy izay no tsy hampisy raorao,tsy fahendrena ve ny manao izany?
fa dia tena niniana natao ilay izy ahatonga savorovoro;
Ika an,zampoly kosa mbola velona dia efa tian'ny olona ka.

14. ikaretsaka
(
28/03/2008 21:31)
nanao batemy ohatran'io koa zampol t@ ireny resaka rwanda sy serbie ireny raha tsy diso aho.. fa andraso tadiaviko le documents
15. pissoa
(
28/03/2008 21:34)
Hi hi hi - amiko manokana dia io tenin'i Fijo hoe niniana natao hahatonga savorovoro io no tena tsisy fahendrena noho ny antony efa voalazako tery ambony : raha navahana io olona io dia vao maika ho avy ny tia savorovoro hanokatra forum hoe tsy nampiarahana tamin'ny daholo be leiry :-D :-D :-D
16. fijo
(
28/03/2008 21:42)
ka izao ny silamo manomboka mikotaba ko.izay ve no filaminana tadiavina????
17. pissoa
(
28/03/2008 22:02)
Ka raha tsy natao niaraka tamin'ny daholo be io fa nomena lanja mitokana dia vao maika hoa hikotaba izay te hikotaba ! hi hi :-D :-D :-D
18. niryna
(
28/03/2008 22:06)
fijo:
mba tokony tamin'ny fotoana hafa ary be anie ny pretra ao e.hafaka manao batemy azy daholo ireo,ka raha izay "fanavahana "azy izay no tsy hampisy raorao,tsy fahendrena ve ny manao izany?
fa dia tena niniana natao ilay izy ahatonga savorovoro;
Ika an,zampoly kosa mbola velona dia efa tian'ny olona ka.
hi,hi,ka aminao izany tokony fotoana hafa ,aminy izay ilay fotoana dia hajao ny fotoanan'ny olona satria na inona ataon'ny olona tsy maitsy misy olona manasoketa sy mahita ho kritikena toa anao io foana.
Variana mitsikera lava tsy ahazahoana famonjena izany ra fijo al,ny train efa lasa ny omby mbola mijery eo ihany ,hi,hi andraso eo i paoly hametaka lakaoly
:D aiza hianao ra zampoly :arrow: miandray an-drazaka tsy hivalana eo :wink:
19. fijo
(
28/03/2008 22:12)
pissoa ,iza ohatra no mety nikotaba.ny katolika ve??????tssssss aokalahy.ny vokany aloh aizao no ita ,dia misy savorovoro vokatr'ilay zavatra natao.izay no tsy azo lavina,nefa azo novinaninaa.ary azo nosoroana raha tiana.
niryna an,raha tokony hoany irak ohatra ny filoha bush,efa voatendry ny andro.nefa amin'io andro io,misy manafika ny toby iray ao us.azo ahemotra ve io dia io sa tsia??????sa dia hoe izay mitranga ao avelao ao,fa za aloh ahoany ihany.izay ve no fahendrena???

20. pissoa
(
28/03/2008 22:23)
Fijo:
pissoa ,iza ohatra no mety nikotaba.ny katolika ve??????tssssss aokalahy.ny vokany aloh aizao no ita ,dia misy savorovoro vokatr'ilay zavatra natao.izay no tsy azo lavina,nefa azo novinaninaa.ary azo nosoroana raha tiana.
Hikotaba hanao inona ny Katolika ?
Raha tsy nomarihan'i Fijo dia tena manivaiva mihitsy ny fiteninao, na ny mikasika na'i Jesoa - na ny mikasika ireo Papa ! Fa toa tsy mbola nisy nikotaba ohatra ny Katolika teto :)
Ankoatra izay - ahoana hoa ny mety mitranga raha nomena lanja manokana leiry fa tsy natao niaraka tamin'ny daholo be e ? Mety azon'i Fijo an-tsaina ve ?
Noho io olona io "nalazalaza" tamin'ny fitsikerana ny silamo dia fomba tokana no afaka nialana @ fanamarihan'ny olona toa an'i Fijo : tsy natao batemy mihitsy mandrakizay ilay olona. Izany hoe tsy mahazo manao Katolika. Raha natao lamesa mitokana io hoa dia azoko antoka fa h oavy i Fijo hiteny hoe nanaovana lamesa mitokana mihitsy nedala (Ny porofo : efa tsy nomen-danja mitokana aza izy fa natao tahaka ny be sy ny bobaka fa mbola mahita kianina ihany i Fijo ;) ) Dia ahoana ny hevitrareo mpomba ny safidy itony ? :-D :-D :-D