hafa ihany wa zampoly.
21. fijo
(
28/03/2008 22:27)
azo atao batemy izy,fa maka fiangonana katolika tsy malaza,ary maka pretra tsy malaza dia any izy no atao.ngamba azo atao izany raha tiana hoatao.
22. niryna
(
28/03/2008 22:30)
fijo:dia io indray fa ,mitombo ny fitsikerana,inona koa no hidiran'i bush amin'ny resaka batemy eto hi,hi,hi =)) =))
niryna an,raha tokony hoany irak ohatra ny filoha bush,efa voatendry ny andro.nefa amin'io andro io,misy manafika ny toby iray ao us.azo ahemotra ve io dia io sa tsia??????sa
jmisy sosokevitra angaha hianao? koa maninona no tsy anoratana izy na antsoina raha izany
dia hoe izay mitranga ao avelao ao,fa za aloh ahoany ihany.izay ve no fahendrena???
misaotra anao niresaka fahendrena,zarao fahendrena ny olona raha izany na tsy mahay mitory aza hianao ohatra,aza variana mitsikera lava hoy aho fa na hianao aza ve tsy reraka toa misy tsiny avokoa izay mandeha,inona izao no nahataitatra anao izay batemin'olona any,maninona no tsy nanao koa. izay ilay izy,fampianarana no eto ry fijo malala a,raha resaka mandany andro tsy ahitana vokatsoa aleo mivoaka fa reraka fotsiny ,ny anao zavatra negatif foana no ataonao,jereo daholo ny sujet rehetra.Ny olona anie mba mila fandanianandro mahasoa e,ny sasany mampiakatra ny moralite ny anao mampidina mampidina ,mandetika mihitsy aza tsssss tsy lasa ,kapao fa manimba ny tany
:-* :-*
23. fijo
(
28/03/2008 22:36)
niryna ve mahay mamaky teny gasy.
jereo tsara fa :"ohatra ny filoha bush"misy mazava tsar ahoe ohatra io;fa tsy i bush no atao resaka.
i jeso araha nanao ohatra ny rameva niditra ny vody fanjaitra,dia tena tafiditra tao ve ny rameva??????
tsy mahazaka tsikera indray ngah ai niryna izany?hummmmm tandremo an.aza mikapa olona fa ratsy izany,manimba.

24. niryna
(
28/03/2008 22:45)
fijo:mivoamboana manakatra ny tany ilay anao k'ty
niryna ve mahay mamaky teny gasy.
jereo tsara fa :"ohatra ny filoha bush"misy mazava tsar ahoe ohatra io;fa tsy i bush no atao resaka.
hi,hi ,satria tsy fantatrao ilay dikan'ny vody fanjaitra dia izay koa no andraisanao azyl,tsy omeko tsiny hianao ka,raha tsy hianao mihitsy no miezaka manatona an'Atra dia tsy omeny anao ny dikanteny na teny gasy aza.miala tsiny fa ny marina no anafaka antsika oops the truth will set you free.
i jeso araha nanao ohatra ny rameva niditra ny vody fanjaitra,dia tena tafiditra tao ve ny rameva??????
hianao no teneniko ary vereno jerena daholo ny sujet nao fa mampalahelo.Izaho mahazaka ka ny miaraka amin'ATra tsy mba matahotra na varatra milatsaka aza raha tianao ho fantatra ,satria izy irery ihany no atahorako fa tsy matahotra ny fahavaloko na herin'ny satana aho .Teniny io ka izay mino azy dia tsy matahotra fa ombainy hatrany
tsy mahazaka tsikera indray ngah ai niryna izany?hummmmm tandremo an.aza mikapa olona fa ratsy izany,manimba.
:D
25. fijo
(
28/03/2008 22:53)
hihihi,voalza teo:"mivoamboana manakatra ny tany ilay anao k'ty"
ny atao hoe mivoana dia zavatra manidina ry niryna,ka raha hoe mivoana tsy hanakatra ny tany izay ambany mihintsy.izay no nanontaniako he mahay teny gasy ve????
ka rah amak aohatra ve wa i jesoa dia izay no handraisana azy.ianao mantsy avy dia nandray no ohatro ho resaka.izay no tsy azoko.
za anie ry niryna tsy fahavalo e,izay no hilazako hoe tsy mahazaka tsikera ve ny anmana.toa avy dia manangam pahavalo????

26. rijadolly
(
29/03/2008 04:28)
Fijo >>>hafa ihany wa ny Kristianina tsy mba mikorotana rehefa misy manenjika.Za tsy miteny heo tsy misy mihitsy an! fa raha ampitahaina dia mahay mandefitra noho ny hafa finoana rehetra.Dia hoy ny sasany tsy tia noho io fandeferana io:Zay ilay bonaika be hitsahan'olona na mitarika ny mpinony andevozina fotsiny,
Fijo:Noho ny fahadiovan-tsainan'Kristianina hoe tsy tokony hampikorotana ny fanaovan'mpino hafa ny fombany dia tsy tao antsaina tokoa izany vokany izany.Hafa ihany wa ny Kristianina.
ny vokany aloh aizao no ita ,dia misy savorovoro vokatr'ilay zavatra natao.izay no tsy azo lavina,nefa azo novinaninaa.ary azo nosoroana raha tiana.
27. Rasiligaoma
(
29/03/2008 07:20)
io indray.
zampoly no resaka dia ampidirina daholo
ohatran'ny hoe ny akoho no hanaovana sorona ohatra dia ampidirina daholo ny biby fiompy rehetra
zampoly no resaka dia ampidirina daholo
ohatran'ny hoe ny akoho no hanaovana sorona ohatra dia ampidirina daholo ny biby fiompy rehetra
28. pissoa
(
29/03/2008 12:33)
fijo:
azo atao batemy izy,fa maka fiangonana katolika tsy malaza,ary maka pretra tsy malaza dia any izy no atao.ngamba azo atao izany raha tiana hoatao.
Raha azoko tsara izany ny tian'i Fijo dia tokony miafina izy satria misy olona tia korontana te hitabataba amin'ny mahaKatolika azy ? Aoka re ry Fijo marina !
Ary tsy azo atao mihitsy angaha ny manaja ny finoany fotsiny ? Tsy azo atao ny mamela azy malalaka hiaina ny finoany rehefa io no nofidiany fa tsy maitsy anaovana resa-be sy hikorontanana ? Aiza ilay fahendrena e ? :-D :-D :-D
29. piste
(
29/03/2008 22:23)
Izany eo ihany fa hankalaza ny faha-3 taona nahafatezan'i Jean Paul II isika ato ho ato. Raha tsy diso aho dia 04 Avril 2005 izy izay.
Tsy voatery hitovy @ Jean Paul kosa ry Lebeno Ra-fijo à. Samy misy point fort sy point faible-ny ihany ireo @ maha-olombelona.
Tsy voatery hitovy @ Jean Paul kosa ry Lebeno Ra-fijo à. Samy misy point fort sy point faible-ny ihany ireo @ maha-olombelona.
32. Fody
(
30/03/2008 12:49)
xxx efa fantatr'i lebeno daholo anie nyolona hoataony batemy tao e.fa dia mbola narotsaka ihany ilay rano.
Ito aloha dia diso. Diso satria tsy marina fa tsy hoe tsy mifanaraka amin'ny hevitro akory.
1 - Ny olona nanofana an'ireo olona ireo nialohan'ny Batemy dia olona hafa fa tsy Pape. Ary toy izany foana isan-taona.
2 - Ny hany fantatry ny Papa mikasika an'ireo miroso hatao batemy dia zavatra telo ihany:
a - Ny isan'ireo olona hataony batemy
b - Ny firenena niavin'izy ireo
c - Ary matoa ireo haroso atao batemy dia vonona handray an'io sakramenta io.
Izay ihany, ary tsy misy akoatra an'izay ny zavatra fantatry ny Papa mikasika an'ireo olona nataony Batemy. Toy izany koa ny Papa Jn Paul II tamin'ny androny.
Ilay resaka korontana indray dia izao:
Aza adino fa na dia ny resaka vavaka manokana ho an'ny Jody aza niteraka olana. Vavaka ho an'ny soa ho azy ireo anefa fa tsy fanozonana sanatria.
Misaotra!
35. fijo
(
01/04/2008 20:59)
raha marina io voalazan'i fody io,dia misy olona tia korontana izany ao ambadik'i lebeno ao.
aza hadino fa ny fiangonana dia tsy lavitra ny politika."miditra izy ohatra resaka fifidianana,ary rah atsy misy azy tsy miongana ireo mpitondra mahery fihetsika"noho izany tsy azo hodiantsy hita ny vokatra politika amin'izay zavatra atao.ka fanahiniana io,ary lebeno efa hay hoe olona liandiana amin'io fifandomana majinika io.de araraotina le izy

36. pissoa
(
01/04/2008 21:12)
fijo:
azo atao batemy izy,fa maka fiangonana katolika tsy malaza,ary maka pretra tsy malaza dia any izy no atao.ngamba azo atao izany raha tiana hoatao.
Raha azoko tsara izany ny tian'i Fijo dia tokony miafina izy satria misy olona tia korontana te hitabataba amin'ny mahaKatolika azy ? Aoka re ry Fijo marina !
Ary tsy azo atao mihitsy angaha ny manaja ny finoany fotsiny ? Tsy azo atao ny mamela azy malalaka hiaina ny finoany rehefa io no nofidiany fa tsy maitsy anaovana resa-be sy hikorontanana ? Aiza ilay fahendrena e ? :-D :-D :-D
37. fijo
(
01/04/2008 22:06)
ka aza adino wa ry pissoa,fa ny fiangonanan dia misy ambadika miray vodirindrina amin'ny politika.iaraha mahalala izany.ka na tian ana tsy tiana,dia tsimaintsy tandrovana io fomba fijery politika mifandray tendro aminy io;
38. pissoa
(
01/04/2008 22:29)
:-D :-D :-D :-D :-D
Toa tsisy soritra ny valin'ny fanontaniko mihitsy izy izany !
Tokony miafina ve izany hoa satria misy olona tia korontana te hitabataba amin'ny mahaKatolika azy ?
Fa tsy azo atao mihitsy angaha ny mamela azy hiaina fotsiny ny finoany rehefa iny no fidiany ?
Sa ny tian'i Fijo tenenina dia hoe tokony manaraka ny didin'ny mpikorontana politika ny fiangonana ? :wink:

39. fijo
(
03/04/2008 20:32)
ka efa ao amin'io voalazako io ny valiny e.jerijereo ao,fa misy valiny ao.
hafa ihany wa zampoly
hafa ihany wa zampoly