hafa ihany wa zampoly.
43. pissoa
(
03/04/2008 21:11)
fijo:
ka efa ao amin'io voalazako io ny valiny e.jerijereo ao,fa misy valiny ao.
hafa ihany wa zampoly
:-D :-D :-D :-D :-D
Hay ve i Fijo ity rehefa tsisy avaly dia mahay manao valy boraingina e !
Ary tian'i Cutie mihitsy i Fijo izany rehefa tsisy avaly a :-D :-D :-D
44. fijo
(
03/04/2008 21:16)
tsy valy boraingina,fa indry no tsy mahay maka ilay valiny ao ngamba.
cutie,ka ny siligaoma tsy homeko ka,ny tsirony fotsiny
cutie,ka ny siligaoma tsy homeko ka,ny tsirony fotsiny
45. cutie
(
03/04/2008 21:17)
43. Mpandefa : fijo [ Valio ] 03-04-2008 23:16:14
Lohateny : Re : hafa ihany wa zampoly.
tsy valy boraingina,fa indry no tsy mahay maka ilay valiny ao ngamba.
tsy mahalala an'i pissoa ve i fijo e =)) =)) =)) =)) =))
cutie,ka ny siligaoma tsy homeko ka,ny tsirony fotsiny
ka efa we za tsy tia :-D :-D :-D :-D :-D
48. pissoa
(
03/04/2008 21:23)
fijo:
tsy valy boraingina,fa indry no tsy mahay maka ilay valiny ao ngamba.
Tsisy olana ! Mba valio tsotra ary re ireo fanontaniako ireo fa dia tena donto anie izaho ity tsy mahay manakatra izay tianao ambara e :cry:
Pissoa:
Tokony miafina ve izany hoa satria misy olona tia korontana te hitabataba amin'ny mahaKatolika azy ?
Fa tsy azo atao mihitsy angaha ny mamela azy hiaina fotsiny ny finoany rehefa iny no fidiany ?
:-D :-D :-D :-D :-D
49. fijo
(
03/04/2008 21:26)
ka ny resaka finoana somary sarotra ihany,ka hianaro sokirina ao e.ilay boky tsy misy zavatra mazava io aza lazainareo fa hainareo ny mak any hafatra tiany hambara ko.maika ny resako.
50. fijo
(
03/04/2008 21:27)
sady hono hoaho.fa angaha raha tsy ao vatika no atao ilay batisa dia miafina izay???
51. pissoa
(
03/04/2008 21:57)
fijo:
sady hono hoaho.fa angaha raha tsy ao vatika no atao ilay batisa dia miafina izay???
Zavatra normal no nataony ! Ny fangatahana olona iray hanao zavatra "tsy hita kokoa" noho ny normal dia mangataka azy miafina amiko.
Ary hono hoa, tsy azo atao mihitsy angaha ny manaja ny finoany fotsiny ? Tsy azo atao ny mamela azy malalaka hiaina ny finoany rehefa io no nofidiany fa tsy maitsy anaovana resa-be sy hikorontanana ?
52. fijo
(
04/04/2008 21:13)
azo hajaina ny finoany,de alefa atao batisa any tuliara izy.de sady voahaja ny finoany no milamina ny resaka
53. pissoa
(
04/04/2008 21:33)
Fa maninona no tsy maitsy alefa any Tulear izy vao hilamina ? Tsy azo atao mihitsy angaha ny milamina fotsiny amin'izao ? Sa ireo tia korontana no tokony mamoaka ny lalana mikasika ny fanaovana Batemy olona iray ? :b
Raha ny fahalalako azy izao dia maromaro ihany ny silamo eto amin'ny serasera ... fa hatramin'izao aloha dia tsy mbola nisy nanoratra teto izy ireo niteny tahaka ny tenenin'i Fijo. Izany hoe afaka milamina raha te hilamina. Ka sao tsy noho ilay Batemy no olana ? Sao tsy avy amin'ny silamo ... fa avy amin'i Fijo ihany ha ha ha :-D :-D :-D :-D :-D

54. fijo
(
04/04/2008 21:56)
tsy maharaka vaovao indray i pissoa matoa tsy maharaka,fa nikoraka ny silamo momba an'io.
tsy voatery tuleara,fa fomba entina hilazana io hoe "toerana "tsy be mpanaraka no tokony nanaovan ailay izy.
ohatra rah atiandry,"eglise ao laudin."io izao tsy haindry,de raha tao io no natao,tsy nisy akory ilay olana.
ny vokany mantsy aloh aizao ,dia nisy io korontana io

55. pissoa
(
04/04/2008 22:17)
Tsy arak'i Fijo indray ny teniko ! :-D :-D :-D
Izaho angaha niteny hoe tsisy nikorontana ? Hoy aho hoe misy silamo tsy mikorontana ... izany hoe azo atao tsara ny tsy mikorontana ! Fa mbola tsy novalian'i Fijo foana aho hoe tsy azo atao mihitsy ve ilay tsy mikorontana ? Sa azo atao ihany raha tiana atao ? :-D :-D :-D
Eny e, ka na tsy Tulear aza fa toerana hafa, tsy azo atao ve ny milamina fotsiny amin'izao ? Ary ny olona tia korontana ve no tokony mamoaka lalana amin'ny fanaovana Batemy olona iray ?

56. fijo
(
11/04/2008 21:19)
ka ny vokany aloh adia nisy le korontana e,izany anefa zavatra azo nialana.raha tiana nialana
57. pissoa
(
12/04/2008 13:34)
Amiko anie dia azo ialana ilay izy e ! Izao no fialana amin'ny korontana : Avela miaina malalaka ny finoany izy. Ary amiko io azo atao !
Ny fanontaniana tsy mety valian'i Fijo izao dia hoe : Tsy azo atao mihitsy angaha ny manaja ny finoany fotsiny ? Tsy azo atao ny mamela azy malalaka hiaina ny finoany rehefa io no nofidiany fa tsy maitsy anaovana resa-be sy hikorontanana ?

58. fijo
(
17/04/2008 21:33)
fa ngaha raha tany tuliary izy no natao batemy dia tsy manaja ny finoany izay?????
59. pissoa
(
17/04/2008 22:04)
Tsy ny toerana hanaovana Batemy azy no hoe manaja na tsia - fa ilay antony tianao handefasana azy amin'ny toerana hafa mihitsy !
Dia tsy azo atao mihitsy ve ry Fijo ny manaja fotsiny ny finoany ? :-D :-D :-D :-D :-D
Dia tsy azo atao mihitsy ve ry Fijo ny manaja fotsiny ny finoany ? :-D :-D :-D :-D :-D