Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i toubib, milahatra araka ny daty
toubib
(
26/03/2008 13:11)
cftmonn.exe
Salut daolo: sao d mba misy mahita fika amin'io viriosy io nge nareo azafady e! cftmonn.exe miaraka amina autorun.inf zay le izy d tsy mety miala ao anaty usb mits le iz!misaotra mialoha!...
tohiny
novalian'i lpeter ny 02/06/2008 12:30
toubib
(
10/05/2006 12:30)
rongony hitsaboana cancer atsy ho atsy
Efa misy ny fanantenana momba azy io atsy ho atsy
Institut national de la santé et de la recherche médicale
INSERM
Paris, le 20 avril 2006Information Presse
La mort de certaines cellules...
tohiny
novalian'i isrine ny 31/05/2006 12:25
toubib
(
03/05/2006 06:50)
resaka toaka gasy
Tato ho ato dia mirongatra izaitsizy ny fahatratrarana olona mitondra toaka gasy amreny lalam-pirenena ireny, rehefa tratra izy ireny (misy hatram 4000l no tratra an). Ny tiako hotsindriana di...
tohiny
novalian'i toubib ny 12/05/2006 06:54
toubib
(
19/04/2006 05:22)
Rivo-baovao mitsoka
Mba mahagaga ahy mihitsy tato anatin'ny 10 na 15 taona zay dia lasa miova ny fanononana ny tenintsika malagasy. Indrindra mo ilay "r" izany. Ny tena mahagaga dia hoe takian'ny fandrosoana ve izy io, a...
tohiny
novalian'i toovs ny 08/06/2006 16:40
toubib
(
27/03/2006 13:09)
fisolokiana iraisampirenena.
Hono ho aho, mety efa voaresaky ny sasany teto ngamba izy ity, saingy mety tsy hitako.Tany amin'ny taona 1999 tany zah mba nameno ireny "green card" ireny saingy tsy nandoa ilay vola takiany klou. Ta...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/03/2006 11:11
toubib
(
24/03/2006 13:15)
Efa tafakatra aty afovoantany ny chik sy dengue!
Milaza fotsiny zah fa dia efa maro dia maro no tratran'izy ireo eto Antananarivo klou no hitako: ary izay vao tena mazava sy hita amin'ny antsipiriany daholo ny soritr'ireo aretina ireo sy ny mahasami...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:41
toubib
(
25/10/2004 14:42)
raha te hiserasera mivantana amina dokotera malagasy maro ianao
Tsy hoe akory manjono trondro anaty koveta sanatria fa mba mety hahasoa ihany ny forum ao amin\'ity site iray ity izay mampiaina anao miaraka amin\'ireo dokotera eto Madagasikara sy ny zavatra iainan\...
tohiny
novalian'i raym ny 22/05/2005 22:50
