fisolokiana iraisampirenena.

1. toubib ( 27/03/2006 13:09)
Hono ho aho, mety efa voaresaky ny sasany teto ngamba izy ity, saingy mety tsy hitako.Tany amin'ny taona 1999 tany zah mba nameno ireny "green card" ireny saingy tsy nandoa ilay vola takiany klou. Taorian'izay ka hatramin'izao dia misy foana 2 na 3 isan-taona ttasy tonga miendrika loteria ilay izy mampanantena na volabe na fahafahana mipetraka any ivelany any(Allemange, Australie,Italie, Etats-Unis, Canada...). Na dia manaitra aza ilay tolotra dia toa ohatry ny eritreretiko hoe fisolokiana ngamba izy ireny sa ahoana?
novalian'i Fiffi ny 29/03/2006 11:11
2. fasaly ( 27/03/2006 13:28)
raha vao misy mpanelanelana mintry ny zavatra hatao de efa maolo e:wink: ho very vola ho very fotoana ho very fahatokisana:°):°):°)mitandrema an!8)
3. Fiffi ( 27/03/2006 14:11)
asa aloha na fisolokiana arakin'ny filazanao azy fa .. http://translate.google.com/translate?hl=fr&sl=en&u=http://www.usimmigrationsupport.org/&prev=/search%3Fq%3Dgreen%2Bcard%26hl%3Dfr%26lr%3D
4. Fiffi ( 27/03/2006 14:12)
http://translate.google.com/translate?hl=fr&sl=en&u=http://www.usimmigrationsupport.org/&prev=/search%3Fq%3Dgreen%2Bcard%26hl%3Dfr%26lr%3D
5. Vaika ( 27/03/2006 14:33)
toubib :
aleo mihintsy any amin'ny ambassade des EU no manantona dia any no mangataka ny formulaire loto-green card fa be ny mpisoloky ka tandremo.
fiffi : raha google aloha dia ohatran'ny azo antoka ihany nefa tsy aleo ve tonga dia amin'ny site-n'ny ambassade ?
6. Fiffi ( 27/03/2006 14:51)
Vaika: ie! tena vao maika tsara aloha ny hevitrao io eh! satria maro hiany manko ny mpisandoka:wink:
7. Herimiafina ( 27/03/2006 17:08)
toubib:

Hono ho aho, mety efa voaresaky ny sasany teto ngamba izy ity, saingy mety tsy hitako.Tany amin'ny taona 1999 tany zah mba nameno ireny "green card" ireny saingy tsy nandoa ilay vola takiany klou. Taorian'izay ka hatramin'izao dia misy foana 2 na 3 isan-taona ttasy tonga miendrika loteria ilay izy mampanantena na volabe na fahafahana mipetraka any ivelany any(Allemange, Australie,Italie, Etats-Unis, Canada...). Na dia manaitra aza ilay tolotra dia toa ohatry ny eritreretiko hoe fisolokiana ngamba izy ireny sa ahoana?

Aza manadalo amin'ireny site mpanelanelana ireny fa matetika na dia marina aza na ara-dalana ny zavatra ataony de lasa mi-compliquer an'ilay procedure, misy avocat karamaina, kanefa mitovy ihany ny fotoana hahavitana ny dossier na nadalo tamin'ireny na tsia.

Mamorona asa ho an'ny avocat tsy an'asa fotsiny ianao.

Raha hanao immigration USA na Canada de tonga dia ny site directe ny gouvernement no jereo fa misy ny rehetra ao.

(USA).
http://uscis.gov/graphics/index.htm

(CANADA)
http://www.cic.gc.ca/

Momba ny Green Card any USA indray dia tadiavo fa ao Kentuky toa misy free Green Card application (fangatahana maimaimpoana tsy mandalo lotterie).

Dia mazotoa.

8. Fiffi ( 27/03/2006 19:27)
de zay zany hono eh!
9. toubib ( 29/03/2006 06:16)
Misaotra betsaka tamin'ny fanazavana r'zareo a!:)
10. Fiffi ( 29/03/2006 11:11)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6156