be no narary kibo tamin'ilay 6 000 000e

1. bazylou ( 27/03/2008 01:03)
lasan'i Pierrot, na le 8 aza mba nizesta ny hitaingina kay natsipin'ny Suisse tery !! hohohohoh lololol:roll::roll::wink:
répondu par Jeankely le 27/03/2008 10:26
2. Papoose ( 27/03/2008 02:20)
toa niverina ty dinika!:?:
3. Jeankely ( 27/03/2008 03:16)
Izany no reharehanao baba ve? Inona no olana raha madio ny vola ampaosinao fa dia tena hadalan'izay mitetika haka. Raha maloto kosa dia anjaranao ny misaina ny fandresenao. Ny vahoaka Malagasy tsy mahalala ny fisian'izany ary tsy misaina izany noho izany tsy mivaky loha lavitra amin'izany ny olon-tsotra. Ianao milomano amin'ny sahala izany no variana angamba.
4. ainaheri ( 27/03/2008 05:59)
Sao misy irika azo andrimbinana zany klé
5. yonikafopl ( 27/03/2008 07:19)
i bazy mintsy no tena marary fo am le vola lasan'i pierrot matoa mamerimberina an le dinika :-D:-D:-D:-D:-D, tena isan'ireo narary kibo mintsy:roll:
6. Jeankely ( 27/03/2008 07:24)
F'angaha nitetika koa izy? Sao mba mahazo jinjany kely kosa?
7. milaibe ( 27/03/2008 08:49)
Elà koa rabylou mihomé tany vaki2 fotsiny,raha mba nahazo leity dia ampireveo ,fa tsy io no miaka-midina otran'lelo-jaza eo
8. Jeankely ( 27/03/2008 08:59)
Zanaka mpivarotena koa anagaha no mitady ampirevena amin'ny an'olona.
9. yonikafopl ( 27/03/2008 09:23)
hafa kou zany ohabolandra petitjean zany:-D:-D
10. Jeankely ( 27/03/2008 10:26)
Rehefa mivelona @'ny an'ny sasany dia mivaro-tena fa inona moa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0577