MAHALEO FARIBOLANA
1. LEBILA
(
26/03/2008 15:26)
MBA MAGATAKA NY TON'IO FARIBOLANA MAHALEO IZAHO
MISAOTRA MAMALY
MISAOTRA MAMALY
novalian'i ratonga ny 27/03/2008 22:37
4. ratonga
(
26/03/2008 21:23)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo%2Bfaribolana/video/xj2s5_mahaleo-faribolana sady sambany i fafah nitendry gilita:lol:
i cutie aleo @ manaraka asena mihira sô avy tampoka eo ny orana:-D:-D:-D:-D
i cutie aleo @ manaraka asena mihira sô avy tampoka eo ny orana:-D:-D:-D:-D
9. ainaheri
(
27/03/2008 11:36)
ra arrivé>> soa iany tokou fa tsy navela nihira cutie,hay fotsy feo klé:-D:-D:-D,saika afabaraka za klé:-D:-D:-D
11. ratonga
(
27/03/2008 12:07)
vieforce: jereo ty izy ngé lozany mitsikanikany fotsiny:-D sady mandany andro ko ra mbola wé adika @ teny hafa fa tsy misy azony ny teny gâache:°):-D:-D:-D
15. cutie
(
27/03/2008 15:39)
ary toa lasa niova be ny pozin'ny forum ato.
sa any aminareo mbola le taloha ny poziny :)
sa any aminareo mbola le taloha ny poziny :)
