Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rajoelina ( 29/03/2008 08:30)
Afabaraka i Madagascar aty ivelany
FIFA? ny politika gasy [i]hono[/i] ny antony izao,ary sambany aho vao nahita lohahevitra fanantajahantena malagasy nivoaka tamin'ny gazety taty ivelany, kay TSY zavatra tsara akory no novakiako tao... tohiny
ni81 ( 29/03/2008 07:09)
29 marsa 1947???
Maro no nitondra ny mangidy t@ zany fotoana izany. Isaky ny tonga io vanin'andro io dia mitamberina ao an-tsaiko ny loza nihatra t@ fianakaviana maro, ary anisan'izany ny raibeko. Ny malagasy ihany n... tohiny
novalian'i endrika01 ny 12/05/2008 11:42
fijo ( 29/03/2008 05:53)
hoan'i rakapy sy rabilabila akamako
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo/video/xr8it_aminny-anaranny-ray_music... tohiny
badboy ( 29/03/2008 05:08)
Inona ihany no tena marina???
> Teny zato, kabary arivo [b]Asehoy ny marina vendredi 28 mars 2008, par Naivo kely[/b] Mandeha ny fisamborana manamboninahitra. Tsy vao izao fa efa ela, hoy ny mpandinika, ary maro no efa nah... tohiny
novalian'i badboy ny 04/04/2008 11:21
rajoelina ( 28/03/2008 21:59)
zay vô lay tena oe: ''mipipy vao matory ô!''
Raha matsiaro sy mahafantatra ve elah fa tsy zazakely intsony amin'ny fankanesana makany amin'ny WC, ka tenenin'ilay akama oe:[b] - Allez elah mipipy!!![/b]... de mbola tsy kôpy ve elah?... tohiny
novalian'i mmmhh ny 12/04/2008 14:18
ikaretsaka ( 28/03/2008 21:55)
Le resaka diaspora miaiky anao aho tatsy
http://www.dailymotion.com/playlist/x93vq_gaydate4u_funny-videos/video/x3stsf_disco-clinton-obama_fun ny tohiny... tohiny
novalian'i Stretch ny 30/03/2008 13:54
kiadi ( 28/03/2008 19:42)
asina vendredi manifika kely
aleo ba asina hira milamimdamina fa mazana ihany zay teto zay! misy ny vavolombelona sy ny resaka andriana sns.... ao ny miady @ teny tsy fantatra!tao ny fanakanana sy fanaratsina sns!!! zarazarao anj... tohiny
rajoelina ( 28/03/2008 15:44)
why do I love you...
http://es.youtube.com/watch?v=Ql-AOQR6PH0 cutie o^o :lol: de tohizo...... tohiny
novalian'i rajoelina ny 11/04/2008 10:01
xxx ( 28/03/2008 15:14)
mora malahelo , aretina ve?
Bnj daholo Tsy haiko hoe ahoana, asa na efa aretina fa izaho dia olona mora malahelo izany amin'ny zavatra rehetra,eo anivon'ny zahay mivady , fiarahamonina, any ampiasana ,ohatra misy manabedy ind... tohiny
novalian'i bichette ny 10/04/2008 11:32
blaby ( 28/03/2008 13:58)
Saofera
Tsy fantatro ny mpihira, tsy fantatro ny lohateny fa misy an'izao ilay hira : [quote=ilay hira] [center]Ireny saofera ireny anie toy ny voromanidina Mahazo izay ilainy izy dia lasa misidina ... ... tohiny
novalian'i faniry ny 29/03/2008 08:18
SMARC ( 28/03/2008 06:26)
lalao rabeson
Sao mba misy manana ny ton'ilay "oh ce piano" an'i Lalao Rabeson. Merci... tohiny
novalian'i Bigma ny 04/04/2008 11:42
rajoelina ( 27/03/2008 21:10)
curri :p lol sôde misy kandra ô?
''Mitady asa i ronaldinho'' Firy taona ny mpilalao avy any bresil, no maharitra indrindra ao amin'ny Barsa ?... tohiny
novalian'i Ralay ny 28/03/2008 17:32
rajoelina ( 27/03/2008 19:50)
xxx & xxx
Misy sipa gasy anakiroa zay ato, lay anakiray mahay ny zavadrehetra ary mino aho fa fantany daolo ny ps tena mpitsidika eto fa izy mangingina ary ody tsy miteniteny zay. Maptayy hamorona dinika va... tohiny
novalian'i xxx ny 31/03/2008 21:43
niryna ( 27/03/2008 18:01)
Teny fampaherezana:Davida sy Goliata.
Raha namaky ny soratra masina aho dia nahita ny tantaran'i Davida sy Goliata. Goliata ... ..[b]Ary nony nijerijery an'i Davida ilay Filistina ka nahita azy, dia nianjonanjona taminy, fa tanora izy sa... tohiny
novalian'i niryna ny 05/04/2008 04:38
hery ( 27/03/2008 17:11)
forum.serasera.org v.2 beta
Nohavaozina kely ny forum.serasera.org. Mampiasa ny voatra faran'ny solaitra izy amin'izao fotoana izao. Mbola tsy vita tanteraka ny fanavaozana fa namindra azy fotsiny aloha no natao. Raha misy olan... tohiny
novalian'i Gie ny 04/04/2008 08:09
spy ( 27/03/2008 16:40)
iza no mafatatra ody ra malemy lehy bandy
karasana viagra , na zavatra naturel ? misaotra... tohiny
novalian'i xxxx1 ny 30/03/2008 08:33
ikaretsaka ( 27/03/2008 15:40)
Endrika vaovao
milay kosa le izy fa lasa hafahafa ve ny foakan'ilay jeyu de couleur raha mampiasa ecran kely .. ohatra hoe mampiasa pDA na iphone sa mbola beta tokoa... tohiny
novalian'i Papoose ny 31/03/2008 19:57
kelly13 ( 27/03/2008 15:38)
ao
tsara kosa le fiovana an! mankasitraka ô!... tohiny
novalian'i kiadi ny 27/03/2008 19:34
rajoelina ( 27/03/2008 14:55)
zavatra hitako
Mbola tsy mahay mandoko tarehy sy mandoko molotra sy volomaso [i]angamba[/i] ny ramatoa sy tovovavy malagasy... tao hitako mifotetatetaka be ny sasany, mandomando, tahakany tsembotsemboka, a+ mangiran... tohiny
novalian'i Papoose ny 10/04/2008 02:12
xxx ( 27/03/2008 14:45)
Sarimihetsika frantsay
Inona no mahatonga ny sarimihetsika frantsay ho ratsy ? Kanefa tamin'ny andron'i Belmondo sy Delon mba nisy azo noraisina ihany ? Na ry zalahy ihany aza tonga saina, hatrany @ guignols Asa aloha ..... tohiny
novalian'i xxxx1 ny 30/03/2008 14:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9576