Endrika vaovao

1. ikaretsaka ( 27/03/2008 15:40)
milay kosa le izy fa lasa hafahafa ve ny foakan'ilay jeyu de couleur raha mampiasa ecran kely .. ohatra hoe mampiasa pDA na iphone

sa mbola beta tokoa
novalian'i Papoose ny 31/03/2008 19:57
2. booboo ( 27/03/2008 15:47)
Miady tsara reo loko vaovao n'ny forum :D

Somary bizarroïdos kely ilay mahita ny hevitry ny namana tsisy vala ( lay misy tsipika manasaraka @ pub ) rehefa mamaly....
3. tess ( 27/03/2008 15:48)
tena tsara mafinaritra kosa lay new look kou! :P tsy mampi déprime izao fa otran'ny efa été sahady ny andro :-P
4. booboo ( 27/03/2008 15:49)
tena hafahafa beeee mitsy, hihihihihihi niverenako nojerena ndray manko refa lasa lay nosoratako teo hihihihihi
5. cutie ( 27/03/2008 15:51)
noheveriko fa ny ahy ihany no niova taty :-D :-D :-D :-D
6. tess ( 27/03/2008 15:56)
ary mbola mikoratana kely izy zany ei!????? :°)
7. fahamarinana ( 27/03/2008 16:02)
:arrow: za ry reto taitra fa vao tam atoandro no teto dia lasa niova tampoka ndray.Tsara na izany aza e,merci ny mpandrindra,mba misy couleurs kely. (l)
8. milaibe ( 27/03/2008 16:30)
Mampiasa iphone kou zà fa mitovy ny ihany le jeu d couleurs ,zao kosa plus pros,plus aeré,
9. sakaizakely ( 27/03/2008 16:33)
resaka loko ve moa tsy hoatr'ity ihany ny taloha, fa mise en forme fotsiny no niova ? Tsy tadidiko intsony, fa mahafinaritra na de zany aza refa we misy fiovana fotsiny
=D> =D> =D>
10. pissoa ( 27/03/2008 16:52)
Hay tsy Misy fanamboarana kely vetivety fa Misy fanamboarana be vetivety :-D :-D :-D
11. hery ( 27/03/2008 17:01)
:-)

Mbola tsy vita fa nalefa fotsiny aloha...
12. milaibe ( 27/03/2008 17:10)
Test grandeur nature zany lou? Mbola kombay zany e
13. ikaretsaka ( 27/03/2008 18:44)
milay ka ..miha mety miandalana
14. kiadi ( 27/03/2008 22:15)
aiza ny arôzazy sefoôôôôôôôôô :-D :-D :-D :-D
15. ari.malala ( 28/03/2008 06:03)
mafinaritra kosa le izy ko!
16. Papoose ( 28/03/2008 06:21)
tsara le izy fa ohatran'ny nihakely le soratra! sa v ny masoko no lasa 8O
17. tess ( 28/03/2008 06:29)
Papoose:

tsara le izy fa ohatran'ny nihakely le soratra! sa v ny masoko no lasa 8O



:-D :-D :-D :-D :-D :-D eny taokotrany wa! ny masoko aloha mbola mahita tsara e! :-D :-D
18. kallie ( 28/03/2008 07:40)
Milay eeee
19. kallie ( 28/03/2008 08:07)
Milay eeee
20. yonikafopl ( 28/03/2008 08:11)
Papoose , tess, za kou wa nanjary voatery tsy maintsy manao solomaso fa lasa kely batitika le soratra :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4119