Endrika vaovao

21. lemenakely ( 28/03/2008 14:58)
ny tsininy dia toa miha lent be ny connexion !!!
22. yonikafopl ( 28/03/2008 20:40)
lemenakely, zao efa mba spida fa teo nitokona mintsy , de avy eo we misy fanamboarana kely :)
23. Papoose ( 29/03/2008 17:31)
misy fanangezana soratra ve ato?
24. hery ( 29/03/2008 23:10)
Ie,

Misy fanabeazana sy fanakelezana soratra :-)
Tsindrio le sary sy ery ambony
25. Rasiligaoma ( 30/03/2008 04:12)

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/topic

ka avy eo ianao no mi clic (ohatra hoe ny momban'ny serasera ohatra) dia tsy ilay page no mi charge fa ilay soratra no mihakely?
26. yonikafopl ( 30/03/2008 09:41)
misaotra an Hery fa tena sahirana mihintsy tam le soratra kely batitika :)
27. tess ( 30/03/2008 12:54)
Rasiligaoma:


http://forum.serasera.org/?rub=dinika/topic

ka avy eo ianao no mi clic (ohatra hoe ny momban'ny serasera ohatra) dia tsy ilay page no mi charge fa ilay soratra no mihakely?



hihihih! nahazo ahy koa io tanikeo plus enao mi kloik plus me kely ny soratra fa teo ampanamboarana kosa ngamba


28. tess ( 30/03/2008 12:56)
hery:

Ie,

Misy fanabeazana sy fanakelezana soratra :-)
Tsindrio le sary sy ery ambony



rehefa hamaly hevitra ihany zany vao misy an'ity fa raha manokatra mamaky fotsiny de tsy afaka manabe soratra na manakely soratra???

29. tess ( 30/03/2008 12:57)
ah ok! mety ka! na hamaky aza fa zà kou no tsy nahatsikaritra :-P

merci hery!
30. Papoose ( 31/03/2008 19:57)
ie vao teo tokoa voa hitako!!
voa ndray aho t@ iny fa tena tsy mamaky tsara tsy mijery ny takelaka rehetra!
Msaotsy misaotsy! :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0886