curri :p lol sôde misy kandra ô?
1. rajoelina
(
27/03/2008 21:10)
''Mitady asa i ronaldinho''
Firy taona ny mpilalao avy any bresil, no maharitra indrindra ao amin'ny Barsa ?
2. ikaretsaka
(
27/03/2008 21:29)
sao ary de tsy mahatamana ao @ zany barsa izany raha izany fa ataon'ny brezilianina tany fandalovana fotriny
3. milaibe
(
27/03/2008 21:38)
Aleo mitsy ataoko kobay elà rajou hanandramako an'ty endrika vao2 beta ty
4. Ralay
(
28/03/2008 17:32)
Tsy efa betsaka ve ny azony tao zay rajoelina na tsy hiasa intsony aza izy :P
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 1.393