iza no mafatatra ody ra malemy lehy bandy

1. spy ( 27/03/2008 16:40)
karasana viagra , na zavatra naturel ?
misaotra
novalian'i xxxx1 ny 30/03/2008 08:33
2. ikaretsaka ( 27/03/2008 17:02)
lambohenjana...
tsymatiandavaka
anontanio any @ mpivarotra tapakazo
3. tess ( 27/03/2008 17:14)
euh!.....cola ve tsy mety? lay tsakoan'ny lehilahy any dago ireny :roll: :roll: :roll:
4. Kwasi ( 27/03/2008 18:01)
Ny cola ange hono toa iadiana @ hanoanana sy havizanana no tena ilana azy e.
5. tess ( 27/03/2008 18:05)
kou zà ve no mahalala :wink:
6. sipagasy ( 27/03/2008 18:29)
Kwasi:

Ny cola ange hono toa iadiana @ hanoanana sy havizanana no tena ilana azy e.



euuhhh, hiadivana @ hanohanana hoana kay??? mampa-voky ho azy veh?? karazana 'coupe faim' izany??
7. ikaretsaka ( 27/03/2008 19:19)
ny kola ange ohatran'ny kafeine sy ny red bulls sy le zavatra manaitaitra ireny fa mythe aby ny akoatran'izay
8. kiadi ( 27/03/2008 19:46)
cola de tontona miaraka @ gimgembre(sakamalao) mivoka sentroka vô mijanona! :-D :-D :-D :-D
9. ainaheri ( 27/03/2008 19:52)
Kwasi:

Ny cola ange hono toa iadiana @ hanoanana sy havizanana no tena ilana azy e.



Sao d feuilles d coca any amerika du sud zany tinareo lazaina zany??




10. milaibe ( 27/03/2008 20:18)
Bois bandé kou fa mitsovaka vao miala
11. Kwasi ( 27/03/2008 21:33)
Ny ouvriers rehetra ato aminay dia mpihinana cola daholo dia nanontaniako, fa izaho koa manko nieritreritra zavatra hafa, lol. Dia hoy ry zareo hoe @ izay izahay tsy mahatsiaro noana sy tsy mahatsiaro vizana. Ny anay hoa io no tsakoina rehefa hi"longue", dia nihomehezan-dry zalahy fotsiny aho.
Fa misy tokoa aty zavamaniry tena mampiridiridy, fakanjavatra karazany 5 + hodikazo izay alona anaty toaka local, fa tsy haiko na misy any amintsika na tsia, tsy haiko loatra moa ny nom scientifique n'ny sasany, fa ny fantatro dia ny mondia whitei anisany.
12. ikaretsaka ( 27/03/2008 22:38)
ie.. le mpi longue be mpanao tana toliary ireny mihinana cola dia t@ le niasa tany ireny dia varina ve mahita an-dry zalahy saraka aman-teny, dia tsary naharitra fa nanontany tonga de[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-sourire-affreux.gif.gif[/IMG]
13. ikaretsaka ( 27/03/2008 22:47)
kay izy mitrako kola de niytsikiny ohatran'io aho de kopy
14. tess ( 27/03/2008 22:51)
:-D :-D :-D :-D kopy in ry ika!
15. ikaretsaka ( 27/03/2008 23:53)
hoy kay mitreako kola razoky ro mahasaraka amanteny azy
16. tess ( 28/03/2008 06:38)
fa nanome effet manakory azy ilay cola fa tsy azoko?????
17. ari.malala ( 28/03/2008 12:48)
raha eto Dago de misy anle Mr Jeruvile zay etsy Isoraka etsy malaza ho mahay manasitrana azy, ao am Vola Boutique anontaniana. Toa misy boky amidiny fa tsy tadidiko aby hoe in daolo le izy fa betsaka iany ka! (information tena marina io an)
18. ikaretsaka ( 28/03/2008 22:15)
tess:

fa nanome effet manakory azy ilay cola fa tsy azoko?????

manome effets ohatran'ny cafe (Ilay alertness sy tsy mampatory sy tsy vizaka rehefa en effets izy) fa tsy misy hidirany loatra any @ filahiana.. fa le performansa angamba

19. tess ( 28/03/2008 22:36)
ilaina izany refa manao revision hi passer exams :°)
20. ikaretsaka ( 28/03/2008 23:01)
aleoko ihany miharitra @ expresso an'i starbucks...
k'hony moa cutie o?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.09