iza no mafatatra ody ra malemy lehy bandy

21. soanja ( 29/03/2008 00:30)
spy:

karasana viagra , na zavatra naturel ?
misaotra


Firy taona ianao raha tsy mahadiso?

Ity misy torohevitra vitsivitsy saingy tsy tonga dia mahazo valiny mahapo eo no eo toy ny Viagra ireto fa mitsabo kosa ny tsy fahasalamana ary mamerina na manorina indray ireo lalandra hatanjaka sy ny fikorian'ny ra ho any amin'ny filahiana. Manampy koa amin'ny libido.

Miankina amin'ny tsirairay sy ny toe-pasahalamany ny rehetra fa tsy misy hoe ity tena hahasitrana tanteraka tokoa.

Ny hormone natoraly:
- DHEA (Dehyroepiandrosterone) ka 25- 50mg ary hanina indray mandeha isanandro ny iray kapsily. Mila mihoatra ny 50 taona ianao vao afaka mihinana an'io. Mila mijery mpitsabo vao afaka mihinana azy.

Ny Vitamines
- Vitamin E- Iray kapsily 400 IU isanandro.
- Betacarotene- 6mg isanandro

Ny Mineraly
- Zinc 15- 60mg ka iray kapsily isanandro
- Manganese- tsy mihoatra ny 9 mg isanandro

Ny ravimaintso
- Ginkgo Biloba- 60mg isanandro
- Yohimbe tsy mihoatra ny 500 mg ary tsy mihoatra ny in-telo isanandro no hinanana azy.

Aza misotro toaka mihitsy rehefa manana io aretina io ary ialao tanteraka ny sigara! Manana fahasalamana!


22. xxxx1 ( 30/03/2008 08:33)
misy devoly izany

manatona an'i mailhol anesorany azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4362