Sarimihetsika frantsay

1. xxx ( 27/03/2008 14:45)
Inona no mahatonga ny sarimihetsika frantsay ho ratsy ? Kanefa tamin'ny andron'i Belmondo sy Delon mba nisy azo noraisina ihany ? Na ry zalahy ihany aza tonga saina, hatrany @ guignols

Asa aloha ...

... fa kay ve ry zalahy ireny ka mahazo subvention amin'ny fanjakana. Ry zalahy zany velona foana na tsara na ratsy ny film mivoaka eo, assuré foana ny minimum. Dia lasa ny kiantranoantrano.

maty izany ny fifaninana amin'ny lafiny rehetra : hatrany amin'ny embauche-n'ny mpilalao sy mpandrindra sy teknisiana isan-karazany, ka hatrany amin'ny fivoahan'ny sarimihetsika.
novalian'i xxxx1 ny 30/03/2008 14:02
2. xxxx1 ( 27/03/2008 21:24)
belmondo a belmondo

mijere filme ankehitriny fa lehe variana manindrahindra ny agnareo efa tranainy tsy hiverina intsony, ny belmondo sy ny delon nareo efa mangozohozo tsary alapazy introny fa efa vita ny androny ro mbola tanisaina

inona ary ohatra ro filma hitanao ratsy rehetra mba tonony eto

Maro be ny filme frantsay soa ary misy koa ny ratsy, nefa arakaraky ny gouts sy ny kolotsaina anananao ro ahatakaranao azy fa tsy azo atao bambaray ho shefa frantsay dia fopla dia shefa imerikanina da soa.

manaova raha leh mahay dia mivelona aminy sibvansio koa leha izay ro mahasahirana

fa rehefa tsy mahay ny fandehandraha dia aleo anga tsy mitarogna
3. booboo ( 27/03/2008 21:48)
inona ary ohatra ro filma hitanao ratsy rehetra mba tonony eto


eny tokoa ho'aho ?
Maro be ny filme frantsay soa ary misy koa ny ratsy, nefa arakaraky ny gouts sy ny kolotsaina anananao ro ahatakaranao azy fa tsy azo atao bambaray ho shefa frantsay dia fopla dia shefa imerikanina da soa.


eka ouz.

Ny anà zao misy² ihany ny ankafiziko ny films frantsay : La maison du bonheur ; les choristes, un long dimanche de fiançaille, le fabuleux destin d'Amélie Poulain, Deux Frères, L'auberge espagnole, les poupées russes, Un jour sur terre, Harry un ami qui vous veut du bien, le dîner des cons sns. Reo no tena tadidiko klou e
4. ikaretsaka ( 28/03/2008 00:00)
phooooooouh! hay auberge espagnole...
noheveriko fa aubergine
5. xxxx1 ( 30/03/2008 14:02)
malahelo an'i belmondo sy delon ve ry ranenibe sy radadabe isany :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.299