zavatra hitako

1. rajoelina ( 27/03/2008 14:55)
Mbola tsy mahay mandoko tarehy sy mandoko molotra sy volomaso angamba ny ramatoa sy tovovavy malagasy... tao hitako mifotetatetaka be ny sasany, mandomando, tahakany tsembotsemboka, a+ mangirana be ny andrina rehefa tilihany masoandro...

Ka inn no hevitra ozy elaisany:?:
novalian'i Papoose ny 10/04/2008 02:12
2. milaibe ( 27/03/2008 16:38)
Mazotoa manao fanomezana lesy a! Nina ricci chanel bourgois sns fa reny hono mitazona sady tsy mandoto vera lol
3. ikaretsaka ( 27/03/2008 17:01)
ilay kalitaon'ilay produit ampiasaina letsy io a.
1 izay...

samihafa ny hodi bazaha sy hoditra gasy nefa zava bazaha no ampiasain'ny gasy
2 izay

dia ny tsy fahaizana misafidy ilay mifanendrika amin'ny tena ... fa hoe izao hono ny lamaody dia zany daholo na tsy mety @ tena aza ilay produits
4. tess ( 27/03/2008 17:19)
an a an! ny vazà no tena mangirana amin'io raha io rajou an!

ny ramatoa sy vehivavy sasany hoe fa tsy ny rehetra....
misy koa anie tsy ny makiazy no mahatonga ny mangirana e!
fa ny peau-ny (hodin-tarehiny) mitsy no matavy de mitera-menaka ka raha tratran'ny masoandro de mangirana fa izay no ilàna mosoara kely anaty pôketra any hamafàna azy.....
ny mandomando ndray de mety tsemboka kosa izy e!

aza hidirana wa ny aferambehivavy fa masaka eo dool nareo an! :evil:
5. sakaizakely ( 27/03/2008 17:43)
=)) =)) =)) =)) =)) =))

nisy niraikidraikitra tam rajou ndray nga tany :-D :-D

tsy vo me tsara aza ve zany tondé mipetapetaka zany manaraka wazy ny vhv ko mimenmen eo njay :-D
6. milaibe ( 27/03/2008 18:06)
Tratran'ny lokomena ngà elah ? Ary aza atao tout le monde dans le même sac tokoa lesy fa misy tena poince ny vhvavy gasy
7. ikaretsaka ( 27/03/2008 19:05)
tess> ka izay hoa.. be koa ny sipa manao produit tsy adapted aminy!
8. tess ( 27/03/2008 20:00)
ié! tsy maka coneil am "espesialista" fa tonga de mividy mampiàtra...
ohatra efa tarehy matavy mbola asina menaka mampatavy tarehy de mpamosavy tratra nivoaka alina no tsy hitako :-D
9. milaibe ( 27/03/2008 20:24)
De lazao ndray fa nahita sipagasy nampifamadika ny crème du jour sy de nuit ndray hoe
10. sipagasy ( 28/03/2008 12:47)
hihihih, tsy izaho aloha io voatonona io ambony io annn, hihih fa tonga angaha dia hita na crème de nuit no navadika atao de jour e!! :lol:
11. ari.malala ( 28/03/2008 12:57)
tsary spesialista amin'io kihosotrosotrareo io any ka de tsary manosotra inon'inona! ny molotra aza zara ra mis rozirozy discret d zayyyyyyy
12. ikaretsaka ( 28/03/2008 22:17)
tsy azoko koa ange ze tokony hiosokosorana e...
karazana ny fanafenana izay maha izy azy ny tena aby izany amiko
13. xxxx1 ( 30/03/2008 08:38)
ika, fanafenana izay tsy mety kosa ange iny lesy e ! inona moa no maharatsy an'izany ? aleoko lavitra mahita vehivavy mahakolokolo tena mba sôfistiké reny kosa ranga a, toy zay ilay mitsokotsoko lava volontongotra manao zippo ireny :{ :{ :{

ny ahy tiko reny vehviavy mangiloilo ireny ka

avy aty rajou ataoko :* :* :* :* :*
14. ari.malala ( 31/03/2008 08:05)
=)) =)) =)) =)) =))
15. sakaizakely ( 31/03/2008 20:12)
za ndray klou de tena tia hosokosotra an !
raha mifanena amindrajou za zao tena tsy avelako fa tolomiko ataoko bakely am molotro feno gloss iny tena miraikitra mandrakizay doria amen amiko eo rajou kely malalan'ny (l)
sérié an zany
16. ikaretsaka ( 31/03/2008 22:15)
maty ela rajou :-D :-D :-D :-D
17. Papoose ( 05/04/2008 22:09)
jou ty tena jamba @ zongo mihitsy dia ny gasy ihany no asiany an!
nefa i pach..... :-D
18. Rasiligaoma ( 06/04/2008 05:01)
izya ny an'ialahy ry jou
19. Papoose ( 10/04/2008 02:12)
tena tsy nahita tsotry angaha jou de tsy afaka nanoratra? :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1742