Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
zouh
(
22/03/2008 06:00)
tononkiran'i bodo mba rahoviana
slt mba mangataka ny hiran'i bodo mba rahoviana azafady izay mba manana misaotra...
tohiny
fijo
(
21/03/2008 21:26)
ity jesoa nareo ity ry zalahy mampanahy ka.
jereo anie e,
i bouda dia velona boudista,maty boudista.
i mahome,dia velona silamo maty silamo.
i krishna sa iza koa,dia velona indou ary maty indou.
fa ity anareo ity no hafa sy mampanahy.fa v...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/04/2008 21:15
sitlo
(
21/03/2008 21:19)
kely maso
Ny sipa kely maso ohatra ny manja izany eh....
tohiny
novalian'i mangidy ny 15/04/2008 15:40
niryna
(
21/03/2008 18:28)
Ny tenantsika dia tempolin'Atra:ny sigara,toaka,rongony sns?
Raha tempolin'Atra ny tenantsika dia tsy azo simbana izany na amin'ny inona na amin'ny inona.Raha mifoka sigara tsy mitsahatra ny olona dia mety hiantefa amin'ny aretina toy ny cancer izany,raha mifok...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/04/2008 17:24
badboy
(
21/03/2008 17:44)
Izao no fahitan'ny mpandinika ny zavamitranga
Izao no fahitan'ny mpandinika ny zavamitranga.
[b]Questions à… Flavien Bezandry
« Les Malgaches vivent une démocratie en péril »
Ce politologue, diplômé d'Aix-en-Provence, porte une anal...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/03/2008 02:58
tess
(
21/03/2008 15:53)
fako
fa naninona no nalefa any amin'ny fako ilay dinika n'i razamble miresadresaka ny RNS sy ny toetrandro????? nalefany tao amin'ny fiavavahana sy finoana kay??????? hitako eto mantsy fa izaho no nanorat...
tohiny
novalian'i tess ny 24/03/2008 17:10
Jeankely
(
21/03/2008 15:17)
ANDRIANA RERAKA sa ANDEVO TSISY FIVOARANA?
Toa nisy nalahelo mafy mihintsy ary nilaza hoe tsy tokony resahana ireo nefa toa tsy miala? Ny taranak'Andriana mijoro tsara dia tsara ary tokony mahavita mihoatra nohon'ny sasany satria mandova Rova ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/04/2008 14:34
Rafahafahana
(
21/03/2008 15:11)
Eny hoy aho
Fa maninona kay ny malagasy rehefa aty am-pitan-dranomasina aty no lasa miavonavona sy hafahafa fisainana? Tena gaga aho :oops: indray maka.Ka nanontany tena hoe fa nahoana?:!:
Dia misaotra anao mama...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/03/2008 15:20
ikalamako
(
21/03/2008 14:54)
Zoaiezy Paka daholo.
[b]Ho an'ny namana rehetra eto amin'ny serasera.org :[/b]
[img]http://farm3.static.flickr.com/2117/2350032378_728bba6d29.jpg[/img]
[img]http://www.moov.mg/forums/smileys/096.gif[/img] [img]htt...
tohiny
novalian'i Stretch ny 23/03/2008 11:48
ari.malala
(
21/03/2008 14:38)
cortège présidentiel
Fa maninona tokoa hoa ny cortège presidentiel (ny at Dago io teneniko io an) no mande mafy be mints e! d nefa ts voasazy zareo hoe manao exces de vitesse na d mis police de circulaton aza eo:-D:-D
...
tohiny
novalian'i nefertiti3 ny 14/04/2008 11:11
Fody
(
21/03/2008 14:20)
ny sampy no voarara fa tsy ny sary sy sarivongana akory (3)
I Jesoa dia manao sarin-teny matetika, ilazana zavatra marina, mba hanampiny ny olona hahazo izay zavatra lazainy.
Ohatra: I Jesoa dia nilaza fa ny fanjakan'ny lanitra dia toy ny voantsinapy http...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 10/04/2008 16:37
patrick2002
(
21/03/2008 13:41)
paka juif
efa mazava amintsika inona no hakalazaina @ paka kristianina ,fa izao mahare koa hoe misy ny paka jiosy ,dia lasa ny eritreritro inona no hankalazaina @ paka jiosy nefa ry zareo tsy mino an'i jesosy h...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/03/2008 22:19
todisoa2
(
21/03/2008 12:51)
paska sy ny fibebahana
"Nahafoy ny aiko Aho,
hanavotako anao....."
Hira FFPM
Efa nisy namana sera iray nandefasako io tonon-kira io. D zaraiko @ namana kou le iz.
Aoka isika handinin-tena tsara @zao Paska izao. Hib...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 28/03/2008 23:03
mansoor
(
21/03/2008 11:03)
maninona ny lehilahy no tezitra rehefa...
slt daolo!manin ny lehilahy rehetra no tezitra refa tenenina hoé:"refa ts zaka ny toaka de ajanony!!!":?:de tezitra anie zany éé!!!:-/...
tohiny
novalian'i lemiso ny 04/05/2008 16:24
ari.malala
(
21/03/2008 09:37)
Fanontaniana maromaro
1/Mahalasa kely ny saiko hoa, ny alakamisy masina hariva no namoronan'i Jesoa ny Eokaristia, ko manin no ny fanasany ny tongotry ny mpianany no Evanjely vakiana @ io andro io?
2/samy mananana ny fi...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 30/03/2008 14:54
tselatra
(
21/03/2008 08:53)
malagsy ianao dia tokana ihany ny teninao
ilaiko maika azafady hira io ,ily hoe ny inona ny foko misy anao dia gasy ianao, misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i rabilabila ny 21/03/2008 21:04
ronaldo09
(
21/03/2008 08:30)
ADIOS BARCA!!!
Dia mampamangy any amin-dry puyol sy ry Eto'o indray fa dia vita hatreo ny amin'i Barca satria dia resin'i Valencia tamin'ny isa 3-2 , raha ny tena izy dia 3-0 satria samy hors jeu na i ragidro(Eto'o...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 27/03/2008 19:46
kiadi
(
21/03/2008 08:08)
namana serasera
lasa miraikitra be !inona ny antony? indrindra refa miditra forum! pire nohon'ny connection bas debit !...
tohiny
novalian'i kiadi ny 21/03/2008 21:42
ratstare
(
21/03/2008 04:15)
LASA ANY ANDAFY NY DEVOLY
Efa nisy nahita ve le devoly nalefan'i Mailhol any andafy e?
:twisted::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/04/2008 03:39
xxx
(
21/03/2008 00:04)
Aza ambaniana le olona rehefa vizana sy mafy ady
Fa tsy ampahafirin'ny mba tafita akory ianao. Ary izy rah teo tsy mangataka any aminao akory, na mafy ady aza. Ary aza ampiasaina ny fahantrany hangatanareo vola any andafy lava izao.
Tsy fidiny azy ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:18
