maninona ny lehilahy no tezitra rehefa...

1. mansoor ( 21/03/2008 11:03)
slt daolo!manin ny lehilahy rehetra no tezitra refa tenenina hoé:"refa ts zaka ny toaka de ajanony!!!":?:de tezitra anie zany éé!!!:-/
novalian'i lemiso ny 04/05/2008 16:24
2. mansoor ( 21/03/2008 11:05)
ho an'lé mpisotro mou zany mazava ho azy é!!!fa tsy hoé ny lehilahy retra ara-bakiteny akory!!:)
3. Jeankely ( 21/03/2008 11:14)
Ho an'ilay mpisotro dia satria tsy fantany ny ahafaty azy na mihevitra ny matanjaka izy ka tsy ho simban'ny toaka. Tsy toaka ihany fa tiany hisehoana ho mafy daholo izay rehetra ahafahany maneho ny heriny eny fa na ny filalaovana vehivavy aza.
4. kiadi ( 21/03/2008 11:37)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Boissons/fete-saoul-vin-294239.gif[/IMG]
5. ni81 ( 21/03/2008 11:40)
slt daolo!manin ny lehilahy rehetra no tezitra refa tenenina hoé:"refa ts zaka ny toaka de ajanony!!!"de tezitra anie zany éé!!!

Ka raha vao manohintohina an'ilay filan-dratsiny dia efa tsy zakany e!
6. rush ( 21/03/2008 11:51)
satria manohitohina ny amour propre-ny,ra lehilahy mpisotro invéteré dia tena tsy mazaka tenenina @ aretiny,
7. Jeankely ( 21/03/2008 13:12)
Rehefa sendra vehivahy mahay miasa @ filandratsiny izy simba vetivety koa. Ataontsika hoe tsy miteny azy ny vadiny fa vao mainka bobohana rehefa mitady afaka ny adalany. Aza hanarina izany fa avy dia hividiano 2 litatra raha avy mamobe ny alina ary omeo azy ny maraina fa hainy tsara ny dikany. Teneno hoe mahazo mofobe raha mahalany an'ity 2 litatra ity=))=))=))
8. rush ( 21/03/2008 13:28)
aza mampiomehy ry JK a!tsy ho faty eo ve izy,
9. mansoor ( 21/03/2008 13:56)
zaho kou manaiky io hvtr'i jeankely io ,fay tsara izy @ zay,mety ho leo ndray ary!!:-D
10. ari.malala ( 21/03/2008 14:27)
mansoor, ountsssss! hoy ianao! eo ftsn izy no miteny hoe tsy te hierika tsony fa afaka andro vitsivitsy d ndao ndray eeeeee...
11. Jeankely ( 21/03/2008 14:41)
Dia ametrao damozana mihintsy ao antrano fa afaka ny adalany. Tiako ianao hoe sady fahano manomboka vao mifoha fa hainao afaka andro vitsy. Rehefa sakanana ny lehilahy tia hanohitra dia amporisihina indray fa iny koa no mety toheriny satria mieritretra izy hoe fa ahoana aho no ho vonoin'ity haningana be=))=))=))
12. ni81 ( 21/03/2008 15:23)
Hoy jeankely:
Rehefa sendra vehivahy mahay miasa @ filandratsiny izy simba vetivety koa. Ataontsika hoe tsy miteny azy ny vadiny fa vao mainka bobohana rehefa mitady afaka ny adalany. Aza hanarina izany fa avy dia hividiano 2 litatra raha avy mamobe ny alina ary omeo azy ny maraina fa hainy tsara ny dikany. Teneno hoe mahazo mofobe raha mahalany an'ity 2 litatra ity

Aleo mba mananatra ihany fa tsy mba manenina ny manao tsara na dia manao zavatra tsy mety aminao aza izy e! Rehefa misy ny fahavoazany nohon'ny toakany dia efa afa-po t@ fananarana ianao, amin'izay fotoana izay tsy misy fanenenana.
13. mansoor ( 21/03/2008 15:40)
ka ndraindray ono ngé lé izy mankaleo be de mampi te hanaonao foana é!!:lol:
14. jemimah ( 21/03/2008 16:26)
mansoor;angaha moa akia i zé misotro :-P
15. ni81 ( 21/03/2008 16:57)
ka ndraindray ono ngé lé izy mankaleo be de mampi te hanaonao foana é!!

Marina io teninao io! fa tsarovy fa misy farany ny zavatra rehetra! Hanenina izy @ fotoana hamparary azy na hisy fahavoazana hafa ahazo azy, vokatr"io toaka io. Tsy nisy nahazo diplôma t@ toaka hatramin'izay e!
16. Jeankely ( 21/03/2008 17:07)
Diplaoma misy ka. Mianjera dia maratra, dia marary vavony dia marary andoha sns. Diplaoma be ireny=))
17. xl ( 21/03/2008 17:14)
Aoka ny taokako o!
Avelao!
18. rapala ( 21/03/2008 17:18)
mansoor: raha tsy izy mihintsy no te hamela io taoka io, tsy hety, ka na in lazainao na in tsy hisy vokany fa mba manala ny adidinao ihany enao e! mazotoa sy mahereza e!
19. penina ( 21/03/2008 19:04)
xl> =))
20. ikaretsaka ( 21/03/2008 23:43)
raha misy zavatra tsy tatin'ny vehivavy koa.. raha le mpetsena be manaop haron-dao body ireny dia tezitra koa rehefa tenenina hoe rehefa tsy zakanao ny shopping dia ajanony

tonga le sipa de^^^^^^^^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3132