maninona ny lehilahy no tezitra rehefa...

41. mansoor ( 26/03/2008 08:29)
ikaretsaka:tsy haiko ny haiko ny hamaly n y fantanianao satria zà tsy mpanara-damôdy,fa raha mpisotro enao de mino aho fa hainao ny hamaly ny hvtr!:lol:
42. ari.malala ( 26/03/2008 14:13)
kelly13, nahazo marina ny cousine andry zany:-D:-D:-Dts mimme loza aky za!

43. ikaretsaka ( 26/03/2008 19:51)
mbola tsy tratran'ilay hoe.. "na misotro na tsy misotro samy ho faty ihany " aza ny tohin'io an'i kally io..

na le hoe

enao zakako de najanoko fa lery tsy mety zakako dia tsy manaiky aho raha tsy mahazaka azy dia mibata kely foana :-D
44. ari.malala ( 27/03/2008 08:40)
:-D:-D:-D
45. ikaretsaka ( 27/03/2008 19:03)
ari> nisy sinoa mpivarotra izay (fa mihidy hono izy izao) teo ampitan'ny stade couvert teo.
dia nisy rangaha mpisotro toaka izay dia io no namaliany an'ilay rafotsiny nitady azy efa daozidaozy tao

t@ zahay le mbola zaza maditran'i masindahy mpitrandraka tablier beige t@ fotoan'androny ireny dia mpihainohaino teo
46. ari.malala ( 28/03/2008 13:09)
ika, hay haiko io mpivarotra teneninao io;):-D:-D:-D:-Dloza kou zany toetran'olona izany:-D:-D:-D
47. mmmhh ( 01/04/2008 15:10)
tsy ny mpisotro tôka reetra no manao an'io fa le olona tsy te hiala @ toaka ireny satria efa diso tiany be lôtra le izy;
48. ikaretsaka ( 01/04/2008 16:00)
tandremo fa samihafa ny hoe mpisotro toaka sy ny mamolava an
49. niryna ( 14/04/2008 17:32)
mansoor:

slt daolo!manin ny lehilahy rehetra no tezitra refa tenenina hoé:"refa ts zaka ny toaka de ajanony!!!":?:de tezitra anie zany éé!!!:-/

satria mila tambitamby izy ka raha teny mankarary azy no tenenina dia vao maika manao fanahiniana izy.Raha resaka malefaka sy tantara nitranga no hitondrana azy dia mihaino izy ary mety hieritreritra kely avy eo,mila hivavahana koa izy fa misy antony maro no mahatonga ny olona hisotro,ao ny ratra ao anaty ,ao ny fahazarana vokatry ny namana ary ao ny zavatra tsy tiany kanefa tsy mety afaka na tsy misy namana hitarainana izy ary ao ihany koa ny adintsaina maro izay izy ihany no mahalala izany dia tsy zarainy ireo no santionany fa mbola misy maro ihany koa

50. xxx ( 14/04/2008 18:14)
mansoor:

slt daolo!manin ny lehilahy rehetra no tezitra refa tenenina hoé:"refa ts zaka ny toaka de ajanony!!!":?:de tezitra anie zany éé!!!:-/



:-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
51. mansoor ( 15/04/2008 15:17)
tsy zaka ngà lé fantaniana? :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
52. pupuce ( 19/04/2008 11:55)
mansoor:

slt daolo!manin ny lehilahy rehetra no tezitra refa tenenina hoé:"refa ts zaka ny toaka de ajanony!!!":?:de tezitra anie zany éé!!!:-/


tsy namaky ny hevitry ny rehetra fa miala-tsiny
ny mpisotro toaka rehefa tena tafiditra lalina de tsy azo tenenina izany intsony fa ny vokatry ny ataony no ilainy hita mivaingana sy mahavoa azy izay vao ampy azy
ka raha ny hevitro manokana de aza mifampiteniteny zany fa reraka sy marary fo eo enao miovca hoazy izy refa voa na raha manan-janaka de reha lehibe ireo zanany no manafay azy
53. lemiso ( 04/05/2008 16:24)
ka matoa izy misotro d mazaka toaka d zany no mahatezitra azy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.221