maninona ny lehilahy no tezitra rehefa...
21. mansoor
(
22/03/2008 09:56)
jemimah:oudryy!valiny ve zany sa fantaniana?enao ve vaovao aminy é!!!=))=))
22. ni81
(
22/03/2008 12:35)
Ny tena mahagaga sy mahavariana dia misy aza ireo olona maty fa mbola ampanarahan'ny havany toaka ihany ao anaty lambamena, fa hoe hono zavatra mba tiany io ka dia ampitondraina. 8O
23. kiadi
(
22/03/2008 12:46)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Boissons/trop-bu-927.gif[/IMG]
24. mansoor
(
22/03/2008 15:02)
ni81
messageeny hoà! de otran'ny de latsaina ery hoé iny no nahafaty anao fa de ento any iny!!!:roll:
27. soanja
(
22/03/2008 22:05)
mansoor:
slt daolo!manin ny lehilahy rehetra no tezitra refa tenenina hoé:"refa ts zaka ny toaka de ajanony!!!":?:de tezitra anie zany éé!!!:-/
Tsy ny rehetra no tezitra ka. Betsaka tokoa ny lehilahy tonga saina mamonjy toerana fanalana fangejana rehefa hitany fa latsaka amin'ny lalina mangitsokitsoka izy, ary hitany fa mirodana daholo izay manodidina azy mifandray aminy.
Ny lehilahy matetika tezitra ireo izay antsoina hoe lehilahy malemy. Tsy matanjan-tsaina ka afaka hijery ny ho aviny mateza. Tapi-dalan-kaleha izy matetika eo ary lasa miraviravy tanana. Ny antony matetika anefa dia satria tsy mafonja ny rindrina izay mba hianteherany na tsy atokisany fa mahazaka ny tohitra entiny hiotra izay eo amin'ny manodidina azy.
Tsy mandeha ila ny fitsaboana sy fioharana amin'ny fangejana mahazo. Toko-telo foana vao mamasa nahandro hozy ny gasy taloha.
Adidiny, adidinao, adidintsika ny mifanampy!
29. xxxx1
(
23/03/2008 15:16)
tokony sesefana toaka hatrany ampoto tsofiny tokoa ity jeankely ity hitsitra haingana ahitany zany coma etylika izany =))=))=))
31. Jeankely
(
24/03/2008 03:16)
Iza indray ity xxxx1 ity. Fa ahoana no ni-saute Jeankely tampoka nefa efa alavitra be ny soratro. Tsara rehefa mitadidy lesona.=))=))=))Boboy ary ataovy betsaka ny toaka fa malalaka ny fianan'ny tsy misotro avy eo =))=))=))
32. Rasiligaoma
(
24/03/2008 03:39)
ary maninona ny vehivavy no tezitra rehefa tenenina hoe rehefa "lanilany amin'ny lamaody ny vola dia aza mitaraina ho tsy manambola"
33. ni81
(
24/03/2008 09:55)
Ny olana mahazo ny fianakavian'ny mpisotro toaka.
http://www.dailymotion.com/Masombahiny/hiram-pivavahana/video/x34src_aza-manambady-mamolava-landy-ndrian
http://www.dailymotion.com/Masombahiny/hiram-pivavahana/video/x34src_aza-manambady-mamolava-landy-ndrian
35. kelly13
(
24/03/2008 13:10)
ny cousine-ko efa tratran'ny valiteny boraingina oe "enao nga fantatro alohan'ny toaka?" fay i kala :°)
36. ikaretsaka
(
24/03/2008 23:33)
mansoor:
Rasiligaomaka tsy mbola nisy matin'ny lamaody anie é!!!:roll:
ianao marina ...misy de misy ka...
le mihafy velona ny ao an-trano mba hahatakarana lamaody,
za tena nahafantatra voisines izay fa tena tsy nahafantatra yaourt ny zanany 8 taona raha tsy niaraka nilalao t@ niece-ko!
satria tsy mihinana izany izy any an-tranony fa lany @ lamaody ny vola
38. mansoor
(
25/03/2008 11:11)
ka le sujet anie: de hoé "mani ny lehilahy no tezitra refa tenenina hoé refa tsy zaka ny toaka de ajanony!!":lol::lol:
39. Kwasi
(
26/03/2008 01:01)
Inona tokoa moa no mahatezitra an'zalah @ zany? Za k'lo tsy tezitra e. Ohatra hoe beks iray cageot zao tsy zakako fa tsy maintsy mitondra olona aho hibata azy.
40. ikaretsaka
(
26/03/2008 01:30)
mansoor> de raha conjuguer-na hoa ilay izy dia atao hoe maninona ny vehivavy no tezitra rehefa tenenina hoe rehefa tsy ampy ny vola amidy lamody sy makizy sns dia aza mangataka vola aty