Aza ambaniana le olona rehefa vizana sy mafy ady

1. xxx ( 21/03/2008 00:04)
Fa tsy ampahafirin'ny mba tafita akory ianao. Ary izy rah teo tsy mangataka any aminao akory, na mafy ady aza. Ary aza ampiasaina ny fahantrany hangatanareo vola any andafy lava izao.
Tsy fidiny azy ny hikarama 1500 ariary isan'andro, fa raha nisy nanakarama nihoatra an'izay mba nanao izy
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:18
2. Jeankely ( 21/03/2008 01:24)
Io fa mody mivadika xxx indray ilay mpanambany Malagasy milaza ho favy tafita andafy ao Frantsa. Ny mafy ady resahiko tsy misy fanambaniana fa filazana hoe nohon'ny fahasahiranany dia tsy izy velively no mbola hampiana trotraka hiasa mafy fa ny mapanana izay tsy mivoatra manaraka ny toetrandrandro ny fomba fiasany, na ny manampahaizana variana mitsongolika nefa tsy nahavita inoninona. ireo afaka manao zavatra nefatsy mandeha @ fandrosoana no resahiko. Aza mampifamadika zavatra ka ny pataloha indray no atao satroka. Fanajana ny mafy ady ny filazana izany fa sanatria fanangolingiliana azy. Rehefa ilaina ny vatony fa hisy fifidiananadia tongavana fa avy eo lazaina hoe izay ihany no mananasy favy afaka mandeha Frantsa. Ny vizana tsy ambaniana fa ampiakarina ny herimpo sy herintsainy hisandratra ahafahany miady @ fiainany.
3. xxx ( 21/03/2008 04:16)
Izaho mpanaha patsa eto Galis dia mpively vary eto Sampang ka. Hay kay isika samy donendrina eto ihany koa
4. Jeankely ( 21/03/2008 04:39)
Izay indrindra, rehefa samy donendrina dia ny tena no manintsy na manatsara sy mitady hevitra hifandrimbonana hisondrotan'ny mpiarabelona fa tsy variana mifamptsongoloka. Tsara rehefa mahatsapa ho donendrina satria ny miseho milay no betsaka nefa hita fa samy tsy nahalasa alavitra ny firenena.
5. saranga ( 21/03/2008 07:18)
Zao nama, ity MAP ity ange no tena fototry ny mampiady atsika gasy e, na any Frantsa izany na eto an-tanàna. Ilay MAP nama dia MAPivaha satria ny mpanana ihany no toa mahazo tsirony sy be hatoka fa ny mafy ady dia hozonina ho voan'ny cyclone mba hisian'ny vola be mitobaka avy any an-dafy. mampalahelo e
6. Jeankely ( 21/03/2008 08:06)
Tsy momba izany kosa aloha izahay fa adin-tsaranga tsy mitombona ny anao. Ny MAP afaka amboarina sy hatsaraina hatrany fa tsy mijanona eo mandrakizay. Ny anarany fotsiny no hovaovaina fa ny loharanom-bola tsy ireo ihany. Tsy ny mpitondra no nitondra ny Cyclone fa izay voa dia voa. Lazao koa fa ny mpitondra no nitondra ny Tsunami tao Indonesia? Ianao mihintsy no mpanana fa aza mampiresaka. Ny mafy ady rehefa tsy mahay mandinika fa lalaovin'ny politika dia mandrora mitsilany ka iza no nandrora tena. Asaina mifidy tsy mahita izay halahatra koa raha voadona ve tsy ny tena no mandinin-tena sa nisy nanery tamin'ny basy. Ampianaro mandinika tsara amin'ny izy ny olona fa aza fahanana abobo na izay mampihetsipo azy fotsiny mba hanararaotana. Rehefa mahalala ny ataony izy mbola vizana soa ho azy izay.
7. xxx ( 21/03/2008 15:36)
saranga:

Zao nama, ity MAP ity ange no tena fototry ny mampiady atsika gasy e, na any Frantsa izany na eto an-tanàna. Ilay MAP nama dia MAPivaha satria ny mpanana ihany no toa mahazo tsirony sy be hatoka fa ny mafy ady dia hozonina ho voan'ny cyclone mba hisian'ny vola be mitobaka avy any an-dafy. mampalahelo e

Za aloha ry Saranga ny mba mampalahelo ahy amin'ity MAP ity, dia ilay Malagasy tsy mba ampahalala marina ny hoe inona no ao anatiny, eny marina fa misy ny internet sy ny web, fa firy amin'ny Malagasy no manana an'io. Fa dia ny vazaha sy ny mpamatsy vola no tena mahalala azy bebe kokoa noho ny Gasy ampiaharana azy. Izany tokoa angaha rehefa tsy misy vola koa. Ny omby mahia hono tsy lelafin'ny namany

8. kiadi ( 21/03/2008 16:20)
tena voaa-remarkéko mintsy wa fa betsaka reo gasy zay aty ampita fa tsy eto france fa any asie ohatra na any afrika na tsy aiko fa hotrany manana complexe be zany de manaratsy zay gasy eto france!
sa ve reny le tsy nety nahazo visa hakatia de ba tafavôka tampoka de iny fa miseho be vava?
9. Jeankely ( 21/03/2008 17:02)
Marina kely fa tsy ampy. 1)Ny Malagasy lasa ao Frantsa sasany, tsy mahatsapa fa ny dingana vitan'ny frantsay tsy izy Malagasy no nahavita azy.2) Mitomany hijanona any frantsa izy nefa ny vazaha tadiaviny tsy hiasa any Madagasikara. 3) Miseho manompa ny Malagasy izy ary milaza ho favy avy eo ao ambadika milaza ho tia an'i Madagasikara.4) Rehefa avy manompa ny Malagasy izy dia mihira hoe TIANAY MADAGSIKARA E.=))=))=))
10. kiadi ( 21/03/2008 17:27)
mila manova toetsaina ny sasany aminareo fa samy aty ivelina donc samy tsisy mpandroso firenena
11. Jeankely ( 21/03/2008 17:44)
Tsy valianao mihintsy ve ilay midongy ao Frantsa nefa tsy avela hiasa any Mada ny vozongo e? Ny zanaka vavy aza ataony vady faly koa maninona raha miasa any Mada izy?
12. kiadi ( 21/03/2008 21:18)
aza mamadika resaka ry jeanpetit an! tsisy nilaza oe tsy mamela vazah hiasa any madagascar ao!aza avadika hotrizany le resaka fa enao de misy hitovina @ dry tezitra sy ry ronaldo sy ny tariny ihany kay!
manratsy anay aty ivelany enao nefa ange enao aty ko eh! enao wa sô de manana ilay fiteny vazah oe "complexe d'inferieurité"
lasa tsy interressant ny mifandinika aminao raha izao no ataonao
13. Jeankely ( 22/03/2008 02:49)
Tsy mitady anao ho liana @ resako mihintsy aho fa kosa samy afaka mamaly ka na faly ianao na tsy faly dia mamaly aho. Izay takatro no resahiko. Ny takatro dia tia hijanona ao Frantsa, tia hanambady vazaha ary tia hatao vazaha any Madagasikara fa tsy avela hiasa any ny Vazaha. Na donto aza aho tsy izany no "Mondialisation, Globalisation" amiko. afaka mandeha eran'ny rehetra ary izay afaka mifehy ny asa manao. Izay kely hery manaraka
na manabe ny heriny raha tia hatanjaka fa tsy manimba toetsain'ny Malagasy tsy nivoaka. Ny "complexe d'inferieurité" volazanao tena ambany mihintsy aho ary tsy mihevitra ny ambony izay marary fo rehefa tsy ampy fahalalana.
14. zamanoro ( 22/03/2008 13:09)
Fahalalana inona aloha?
Ny zava-misy eto an-tananana aza tsy voafehy koa.
15. Jeankely ( 22/03/2008 16:24)
Milaza aiza indray koa le zamanoro?
16. bazylou ( 24/03/2008 16:11)
az mapme eee!:lol::lol::lol:
17. Jeankely ( 24/03/2008 16:18)
F'angaha tsy ianao moa no tian'io mpanokatra loha-hevitra io tenenina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0486