Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lazounet
(
17/03/2008 18:05)
ROCK GASY HO AN'I TESS MANOKANA
I Tess mirevy rock gasy fa ity atolotro azy manokana satria izy [b]TOVOVAVY GASY TENA ALLRIGHT.[/b]
http://www.dailymotion.com/bookmarks/Lazounet/video/x2nc30_pumpkins-tovovavy-allright_music
...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2008 21:52
badboy
(
17/03/2008 18:00)
Tourisme: Madagascar cible les Français
ECONOMIE
Tourisme
Madagascar cible les Français
Madagascar est présent à la première édition du salon «Le Monde à Paris». Tous les professionnels du tourisme du monde entier ont rend...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:33
cossuhary
(
17/03/2008 17:45)
Camera
mba anontany azafady, raha misy camera ny telephone portable ka tiako ampifandraisina @ ordinateur ahafahako mifampiresaka sy mitafa mivantana amin olona dia ahoana ny fomba rehetra ataoko ahatongavak...
tohiny
novalian'i lapino ny 18/03/2008 18:39
ramelina
(
17/03/2008 14:43)
jesosy no hazo mangasoa
izaho mba mangataka ny hiran'ny salala
fa tena mba ilaiko be izy sady napahery ahy
misaotra tompoko...
tohiny
diamondra27
(
17/03/2008 14:27)
fananan-janaka
Fomba fiteny ny hoe: ny zanaka de fanomezana avy @ Atra, nefa ahoana ny eritreritrareo raha teraka eo le zaza nefa tsy hanambola hikarakarana azy akory, zany we: jereo izao oh reny 4mi reny , miteraka...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 20/03/2008 08:49
ari.malala
(
17/03/2008 12:06)
Akon'ny JMJ tany Alarobia Ambatomanga
JMJ/ALAROBIA-AMBATOMANGA. Les jeunes catholiques ont fait preuve d’une grande piété et autant d’engagement vis-à-vis de leur foi chrétienne.
Ferveur et foi au rendez-vous
«Je n’ai ja...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 09/04/2008 15:17
ari.malala
(
17/03/2008 09:50)
fa maninona tokoa?
Ialako tsiny dieny mialoha raha sanatria manafintohina ity fanontaniako ity fa somary mivantambantana.
Misy miteny foana hoe ny nofo manohitra ny fanahy moa sa manin manin ny asan'ny nofo... ka mba...
tohiny
novalian'i niryna ny 20/03/2008 05:14
jolizoli
(
17/03/2008 08:37)
mangataka tononkira
tononkira: firmin- "Ilay Jesosy Fitiavana"
Tahiry- "Ao moa e!"
Misaotra ô!...
tohiny
novalian'i EM12 ny 10/04/2008 04:23
tafita
(
17/03/2008 08:19)
WESTERN UNION
Manahoana daholo e
Mba nandefa vola kely t@ WESTERN UNION aho teo ( herin'andro lasa izay ) , tsy haiko tsara na ahoana fa de nakan-dry zareo vola 2 alina mahery indray tonga tany Madagascar, (AMB...
tohiny
novalian'i fafamimi ny 28/04/2008 21:24
anjaV
(
17/03/2008 06:51)
fanontaniana ho an'i Hery (admin)
Hono ho 'aho, hitan'ny olona ve ny daty nahaterahana raha napetraka tao anaty fiche mombamomba anao. jereko mantsy ny an'ny sasany tsy misy . Mba mila fanazavana. misaotra mialoha !AnjaV...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/03/2008 20:13
penina
(
17/03/2008 06:27)
SMOTIG
Inona marina moa ireo asa tsy maintsy natao tamin'ny SMOTIG?
nanamboatra lalam-by, tonelina dia inona koa?...
tohiny
novalian'i ni81 ny 13/07/2008 17:48
kala
(
17/03/2008 05:25)
manina, ngôma ê! tsy haiko...
Sali daholo,
Asa na mbola mety hisy teny hafa mahasolo ny hoe "manina", malahelo, ngôma
Ireo no azoko ilazana ny tenako amin'ireo namana fahizay :diamondra27, dadabe,watafon, totofy, sasa, ari.m...
tohiny
novalian'i kiadi ny 17/04/2008 19:27
Rasiligaoma
(
17/03/2008 05:09)
nanasa tanana i Pilato
Mba nanaitra ahy kely io Evanjely androany io:
Satria nony niala i Pilato ka niteny fa tsy te ho tompon'antoka amin'i famonoana an'i Jesoa (Matio 27:24) dia namaly ny Jiosy hoe aoka "hiraraka amina...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2008 22:22
niryna
(
17/03/2008 04:56)
Ny vola ? Voa roa toy ny dakam-boriky
Hiaraha mahalala fa ny fiainana rehetra dia mila an-dravola avokoa,io no tadivintsika,hiasantsika andro aman'alina ary ny tsy fanana an'io koa dia miteraka ilay toetra hivadika ka ahatonga hanao ratsy...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/04/2008 14:40
penina
(
17/03/2008 02:26)
eseky ndray
Raha mba mety dia mba asiana an'ity :-D amin'ilay simely azafady.
:wink:...
tohiny
novalian'i penina ny 18/03/2008 17:45
bida
(
16/03/2008 23:45)
lasopy sokrila
mba mila hevitra aminareo, ahoana ny fikarakarana lasopy sokrila satria spécialité gasy io no fiheverako azy...
tohiny
novalian'i pseudo38 ny 14/06/2008 15:39
Veloo
(
16/03/2008 22:08)
Mahaleo ho avy ao New York
Mba tongava ry reto a
http://marovavy.piczo.com/?cr=1...
tohiny
novalian'i Veloo ny 02/05/2008 16:13
ikalamako
(
16/03/2008 21:40)
Zoaie Versera Cutie sy Nikopol
[img]http://www.moov.mg/forums/smileys/004.gif[/img]
Mirary soa hatrany e [img]http://www.moov.mg/forums/smileys/yees!.gif[/img]...
tohiny
novalian'i Veloo ny 19/03/2008 17:30
lazounet
(
16/03/2008 18:49)
Inspiration na aigam-panahy
Tsy sanatria manamarin-tena aho, fa raha izaho manokana dia sady tsy mifoka (na sigara na rongony) no tsy misotro.
Fa ny zava-misy, dia maro tokoa ny artista,na iaza na aiza, na mpihira izany na mpan...
tohiny
novalian'i sitlo ny 24/03/2008 16:39
pissoa
(
16/03/2008 18:03)
Je pense a un fils
Misy afaka manome ve ny tonon'io hira io ?
Je pense a un fils
Je veux qu'il grandisse
Sous mon toit, plus heureux qu'un roi
...
[tsy haiko] :-D:-D:-D
Mais qu'il ne soit pas soldat !
Misaotr...
tohiny
novalian'i pissoa ny 17/03/2008 16:40
