Ampidiro aloha ny tenimiafina
eseky ndray
1. penina
(
17/03/2008 02:26)
Raha mba mety dia mba asiana an'ity :-D amin'ilay simely azafady.
:wink:
2. penina
(
17/03/2008 02:29)
Ny antony: mba asiana vanivany fa izay ihany no mampiavaka antsika.
mba rehefa resy dia :cry: dia raha vao disodiso dia :-D dia raha vao naharesy vao :P
3. pitoussy
(
17/03/2008 13:11)
miom-bokevitra @ Penina :-D:-D:-D:-D
4. Rasiligaoma
(
18/03/2008 05:40)
nga any misy mi j'doube foana no disodiso kle
5. penina
(
18/03/2008 16:22)
6. ikaretsaka
(
18/03/2008 17:30)
sesekinjaza kosa iznay zadouby isaky ny mihetsika izany
7. penina
(
18/03/2008 17:45)
fialam-boly io fa tsy championat ka. :°)