Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i jolizoli, milahatra araka ny daty
jolizoli
(
17/03/2008 08:37)
mangataka tononkira
tononkira: firmin- "Ilay Jesosy Fitiavana"
Tahiry- "Ao moa e!"
Misaotra ô!...
tohiny
novalian'i EM12 ny 10/04/2008 04:23
jolizoli
(
25/01/2008 11:21)
hery a! miala tsiny alo za a!
miala tsiny za fa miara miasa zay sy ilay prince de bel air iny; de izy manao zvt tsy mety fona ngamba ; de za kou lasa tsy tafiditra miaraka aminy; mifona re tompoko milela-paladia ra avy am le joe-e...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 25/01/2008 16:42
jolizoli
(
25/01/2008 06:52)
hery a! tsy tafiditra chta ndray ne za e!
jolizoli:ps za nefa de farak ze tena hendry b mits!...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 25/01/2008 16:42
jolizoli
(
22/01/2008 11:09)
hery a! ts tafiditra chat mits zay !
tsy tafiditra karajia chat zay ô!
misaotra ô...
tohiny
novalian'i olomboavonjy ny 22/01/2008 18:22
jolizoli
(
22/01/2008 05:59)
tsy mety mits wa!
tsy mety tafiditra karajia chat mits reto ps reto tam ty janvier ty
ps: jolizoli;asnamlay
mba valio ne zay azafady ndrindra e!
de misaotra ô!
...
tohiny
jolizoli
(
21/01/2008 12:36)
fa maninn kay?
za zay efa ela b no tsy mety tafiditra ao am karajia chat mits nefa efa mapiasa teny miafina; ny ps voamarina tsara nefa de tsy mety fona;"serasera cannot join" io no miseho fona; mba valio kely oe za...
tohiny
novalian'i jolizoli ny 21/01/2008 13:54
