Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
16/03/2008 15:30)
ny hevitrareo?
Mbola fahita matetika ankehitriny ve zany lehilahy tsy mamela ny vadiny hiasa zany nefa le lhl aza tsy de mampidi-bola firy fa le vhv ndray no asaony mangataka any @ havany hiveloman-dry zareo.
Ny he...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 07/04/2008 07:30
xxx
(
16/03/2008 11:56)
Sary inona no hitanao?
[center][img]http://i31.tinypic.com/oa6tsk.jpg[/img]
http://i31.tinypic.com/oa6tsk.jpg
[/center]...
tohiny
novalian'i Bigma ny 04/04/2008 13:00
xxx
(
16/03/2008 11:51)
Fahafahana
Ho anao kristiana, na tsy kristiana, na tsy mpino: Inona no ataonao hoe: [b]Fahafahana[/b]?...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 24/03/2008 07:02
Fody
(
16/03/2008 11:24)
Vavaka ho an'ny Jody
Tsy fantatro na efa nandalo teto ity lohahevitra ity na tsia.
Miteraka olana ankehitriny ny hoe: "Kristiana mivavaka ho an'ny vahoaka Jody".
Ahoana no fahitanao an'io.
Mety ve sa tsy mety?
Ra...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/03/2008 22:28
lazounet
(
16/03/2008 11:00)
Nenitoa Sipagasy sy Dadatoa Ravatorano
Dia io agnay mamairigna y fierahabana @ izao andro ngaodalahy be izao.
[img]http://serasera.org/namana/media/sary/namana/ravatosipa.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i mihanta ny 18/03/2008 18:42
madekely
(
16/03/2008 10:58)
tononkira Zay anaovan'azy raboussa
sao dia mba misy mahay na manana re e!
misaotra mialoha e!
...
tohiny
fasaly
(
16/03/2008 10:35)
ROck....... RoCk ihany ....... Rock hatrany
eto indray izany izay mpakafy rock.....IZA ny group mbola favy mitàna hatramin'izao aloha, ny rock ankehitriny tsy de tiko.....ny ahy izao i Bon jovi tena mbola milay na de efa mé soir ny group.......
tohiny
novalian'i fanantenana2003 ny 21/07/2008 12:19
wooda
(
16/03/2008 10:27)
wap serasera
Manao ahoana o!
Efa nisy dinika momba an'io "wap serasera" io nande tato fa notadiaviko fa tsy hitako,
Momba ilay adiresy fidirana aminy no tena tsakaraiko.
Tsiky :D...
tohiny
novalian'i wooda ny 16/03/2008 16:44
maholisoa
(
16/03/2008 09:35)
soratonon 2008
Inty misy fihaonana mahafinaritra nadikako avy ao amin'ny site i-teny.org.
Soratonon'2008
Ny Asabotsy faha-5 aprily 2008 amin'ny 3 ora indray no fotoanantsika amin'ny Sora-tononina.
Ao ...
tohiny
novalian'i booboo ny 18/03/2008 12:49
bida
(
15/03/2008 22:56)
Tselatra
"Tselatra" misy antony ve ny tsy hisiany Concert Tselatra mihitsy aty France ? Efa elaela ihany manko raha tsy diso ny fahalalako no nisy izany taty...
tohiny
novalian'i bida ny 22/03/2008 22:03
bida
(
15/03/2008 22:12)
Bononoka
Mahafantatra bononoka ve ianareo, tsara ny tsirony fa somary misy fofona kely. Iza no tia, ary mety misy karazanjavatra hafa ve azo hafangaro aminy hahatsara azy sy hanome fofona manintona kokoa?...
tohiny
novalian'i nyainarindra ny 07/05/2009 16:23
xxx
(
15/03/2008 17:50)
resaka sigara
Miarahaba ny rehetra. Raha sendra mba misy manana solution nareo oe aona ny miala sigara zafad fa tena tsy mety mits fa efa accro loatra. Tsy aiko oe inona no azo atao raha eto am dago. Misy mahita c...
tohiny
novalian'i ainakelyio ny 30/07/2008 11:47
ainaheri
(
15/03/2008 13:01)
Josefa(joseph) pére adoptif_n'i Jesoa
Nanao aona ny fiainany taorian'ny nahafatesan'i Jesoa??...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 04/04/2008 12:56
karinah
(
15/03/2008 12:45)
Andriamanitra ve sa Kristy no hivavahana?????
Miarahaba ,
Lasa saina aho satria raha mino an'i Jesoa Kristy dia izy ihany koa hivavahana, ary misy teny ilay milaza oe raha misy vavaka ataonareo dia ataovy amin'ny anarako (Kristy) izany fa ho tan...
tohiny
novalian'i Mandefitra ny 17/03/2008 06:19
niryna
(
15/03/2008 11:40)
Teny farany teo ambon'ny hazofijaliana
Mety ho azontsika an-tsaina ve ny fangirifirina nahazo ilay Mpanavotra ho afaka amin'ny fahotana ary Mpamonjy antsika teo ambony hazofijaliana mba ho ahazo ny fanjakan'ny lanitra raha mino Azy?
Tsy...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 29/03/2008 07:42
vololomanitra91
(
15/03/2008 08:13)
LAHATRA SA ANJARA SA SAFIDY NY FANAMBADIANA?
slt daholy! aona ny valin-teny nareo amin'io?
zay fa mazotoa mamaly e!!!!
a+...
tohiny
novalian'i safidyandrianantenaina0 ny 28/05/2016 05:37
fijo
(
14/03/2008 23:18)
hira tsara be hoan'izay akamako izay
http://es.youtube.com/watch?v=2M_B3rmeSBg&feature=related...
tohiny
novalian'i cutie ny 21/03/2008 06:51
ikalamako
(
14/03/2008 22:56)
Zoaie versera zoky ravatorano sy sipagasy !
=D =D =D =D =D
[img]http://farm3.static.flickr.com/2369/2333239965_2e696e7288.jpg?v=0[/img]
:-* :-* :-* :-* :-*...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 19/03/2008 16:32
Rground
(
14/03/2008 22:09)
Fomba Fijery Kristiana
Voasoratra fa miha-ratsy hatrany ny tany, satria
ilay ratsy no manjaka ary mangeja izao tontolo izao, mandrampiavin'Izy namorona ny tany sy ny lanitra ka amin'izany fotoana izany dia hiraraka ireo ...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 06/04/2008 09:14
sipagasy
(
14/03/2008 22:03)
tratry ny fety dad'tou
Miarahaba ny tratry ny fety rehetra androany 15/03/08 e!!!!,
ravatorano,..... sy izaho koa e! hihihi
bizz aby e!!!
:-*...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 15/03/2008 20:02
