Liste des messages

Liste des messages, inserés par maholisoa, par ordre de date
maholisoa ( 30/05/2015 05:45)
Soratononina
Amin'ny sabotsy 6 jona indray ny fifaninanana soratononina eto Paris. INALCO, 65, rue des grands moulins 75013 Paris. Tongava maro.... suite
maholisoa ( 12/05/2013 11:28)
championnat du monde natation any barcelone Juillet 2013
Manao ahoana, Misy mahafantatra ve hoe misy gasy mandray anjara ve any barcelone ??? Misaotra... suite
maholisoa ( 15/03/2013 18:22)
Fifaninanana soratononina eto Paris/ Sabotsy 23 marsa
Amin'ny sabotsy 23 marsa izao indray no fotoana hanaovana ny fifaninanana soratononina izay karakarain'ny fikambanana Kolo. Ny Kabary no lohahevitra amin'izany. Fotoana amin'ny 2 ora sy sasany ao amin... suite
répondu par maholisoa le 13/04/2013 21:27
Maholisoa ( 15/07/2012 21:46)
Fanaganan-tsaina malagasy any amin'ny JO Londres
Manao ahoana, Sao dia mba misy mahafantatra hoe aiza sy amin'ny firy hono ilay fananganan-tsaina malagasy any amin'ny JO LOndres ny 23 juillet ??? Azo atrehan'ny be sy ny maro ve ???? Misaotra Mahol... suite
répondu par maholisoa le 30/07/2012 07:46
maholisoa ( 14/03/2012 10:52)
Soratononina any amin'ny RNS Vichy/sabotsy 7 Avrily
Manao ahoana, Misy soratononina karakarain'ny fikambanana Kolo any amin'ny RNS Vichy. Eto ny fisoratana anarana https://docs.google.com/spreadsheet/viewform?authkey=COTL4YsE&formkey=dFZuQmJUVkltNmE2L... suite
maholisoa ( 03/11/2011 12:55)
I Pad 2 ny loka voalohany
Tongava hanao soratononina amin'ny sabotsy. https://sites.google.com/site/soratononina2011/loka-s2011 Maholisoa... suite
maholisoa ( 24/10/2011 09:31)
Soratononina - 5 Novambra 3 ora hariva - Montrouge
Ny fifaninanana soratononina amin'ny teny malagasy eto Paris dia atao ny 5 novembre ao amin'ny faculté dentaire ao Montrouge. Tongava maro http://www.facebook.com/photo.php?fbid=10150359756489236&s... suite
maholisoa ( 24/10/2011 09:30)
Soratononina - 5 Novembre 3 ora hariva - Montrouge
Ny fifaninanana soratononina amin'ny teny malagasy eto Paris dia atao ny 5 novembre ao amin'ny faculté dentaire ao Montrouge. Tongava maro http://www.facebook.com/photo.php?fbid=10150359756489236&s... suite
maholisoa ( 05/09/2010 09:48)
Aleoko mihira
Manao ahoana, Sao dia mba misy manana mP3 an'ilay hiran'ny tarika dihy sy mozika taloha be hoe Aleoko mihira Ohatr'izao ny fanombohany ; Ry vohitra kelin'i dada sy neny Izay mirakitra ireo taolamba... suite
répondu par lembelo le 23/11/2010 16:32
maholisoa ( 26/08/2010 18:58)
Fifaninana soratononina amin'ny teny malagasy eto Paris
Manao ahoana Ny fotoana dia ny Asabotsy 25 septambra 2010 amin’ny roa ora tolakandro ka hatramin’ny dimy ora hariva ao amin’ny Faculté de Chirugie dentaire - 1 rue Maurice Arnoux - 92120 Mont... suite
répondu par ledala le 30/10/2010 23:45
maholisoa ( 08/09/2009 10:37)
Soratonon 2009-24 Octobre 14h30-Faculté dentaire MontRouge
Ny fikambanana KOLO dia manasa antsika rehetra handray anjara amin'ny taona faha-7 hifaninanana amin’ny sora-tononina "Soratonon'2009" Izay hatoa ny asabotsy faha 24 Oktobra 2009 amin'ny roa sy sas... suite
répondu par raozigasy le 09/09/2009 01:54
maholisoa ( 08/09/2009 10:36)
Soratonon 2009-24 Octobre 14h30-Faculté dentaire MontRouge
Ny fikambanana KOLO dia manasa antsika rehetra handray anjara amin'ny taona faha-7 hifaninanana amin’ny sora-tononina "Soratonon'2009" Izay hatoa ny asabotsy faha 24 Oktobra 2009 amin'ny roa sy sas... suite
répondu par raozigasy le 09/09/2009 01:55
maholisoa ( 08/09/2009 10:34)
Soratonon 2009-24 Octobre 14h30-Faculté dentaire MontRouge
Ny fikambanana KOLO dia manasa antsika rehetra handray anjara amin'ny taona faha-7 hifaninanana amin’ny sora-tononina "Soratonon'2009" Izay hatoa ny asabotsy faha 24 Oktobra 2009 amin'ny roa sy sas... suite
maholisoa ( 12/08/2009 07:37)
Soratononina 2009 amin'ny 24 Oktobra
Manao ahoana, Hitako tamin'inty site inty http://soratonon2009.blogspot.com/ fa amin'ny 24 Oktobra izao no atao ny fifaninanana soratononina amin'ny teny malagasy eto Paris karakarain'ny fikamb... suite
répondu par endrika01 le 24/08/2009 08:50
maholisoa ( 12/08/2009 07:36)
Soratononina 2009 amin'ny 24 Oktobra
Manao ahoana, Hitako tamin'inty site inty http://soratonon2009.blogspot.com/ fa amin'ny 24 Oktobra izao no atao ny fifaninanana soratononina amin'ny teny malagasy eto Paris karakarain'ny fikamb... suite
répondu par raozigasy le 19/08/2009 21:54
maholisoa ( 16/03/2008 09:35)
soratonon 2008
Inty misy fihaonana mahafinaritra nadikako avy ao amin'ny site i-teny.org. Soratonon'2008 Ny Asabotsy faha-5 aprily 2008 amin'ny 3 ora indray no fotoanantsika amin'ny Sora-tononina. Ao ... suite
répondu par booboo le 18/03/2008 12:49
maholisoa ( 17/11/2007 19:01)
beginning to sigh
Manao ahoana, Sao dia mba misy mahafantatra hoe hiran'iza kay ny originalen'ilay hira fihirahiran'ny ankizy hoe beginning to sigh ??? Raha misy sendra manana na mahita version azo adika na vidin... suite
répondu par maholisoa le 19/11/2007 00:54
maholisoa ( 08/03/2007 17:04)
CD Lalatiana
Manao ahoana, Sao mba misy mahalala hoe aiza no azo vidina ilay CD vaovaon'i Lalatiana ??? (Vente par correspodence eto Frantsa raha mety) Mandrampihaona. Maholisoa... suite
répondu par cutie le 19/03/2007 16:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0255