Soratononina 2009 amin'ny 24 Oktobra

1. maholisoa ( 12/08/2009 07:37)
Manao ahoana,

Hitako tamin'inty site inty
http://soratonon2009.blogspot.com/

fa amin'ny 24 Oktobra izao no atao ny fifaninanana soratononina amin'ny teny malagasy eto Paris karakarain'ny fikambanana KOLO.
Fihaonana manokana no tokony andraisantsika ity fotoana ity ho fanohizana ny asa natombok'i JARISOA izay vao nandao antsika tampoka tsy ela izay.
Manantena anareo hamandrika sahady io andro io na dia mbola tsy misy andinindininy azontsika aza.
Mandrampihaona.
Maholisoa
novalian'i endrika01 ny 24/08/2009 08:50
2. endrika01 ( 24/08/2009 08:50)
maholisoa:

Manao ahoana,

Hitako tamin'inty site inty
http://soratonon2009.blogspot.com/

fa amin'ny 24 Oktobra izao no atao ny fifaninanana soratononina amin'ny teny malagasy eto Paris karakarain'ny fikambanana KOLO.
Fihaonana manokana no tokony andraisantsika ity fotoana ity ho fanohizana ny asa natombok'i JARISOA izay vao nandao antsika tampoka tsy ela izay.
Manantena anareo hamandrika sahady io andro io na dia mbola tsy misy andinindininy azontsika aza.
Mandrampihaona.
Maholisoa



sady ry zareo an-dafy ireny izao efa manadino ny tenin-drazany avy ny hakabeazany,tsara kosa zany kou. :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.654