Fifaninanana soratononina eto Paris/ Sabotsy 23 marsa
1. maholisoa
(
15/03/2013 18:22)
Amin'ny sabotsy 23 marsa izao indray no fotoana hanaovana ny fifaninanana soratononina izay karakarain'ny fikambanana Kolo.
Ny Kabary no lohahevitra amin'izany.
Fotoana amin'ny 2 ora sy sasany ao amin'ny amphi 2 - Inalco _ 65 rue des grands moulins - 75013 PAris.
Afaka misoratra anarana eto :
http://bit.ly/W6anBg
Tongava maro ooo!!

novalian'i maholisoa ny 13/04/2013 21:27
2. Tibao
(
15/03/2013 22:14)
Tsss... raha nisy fotoana aho mety nifaninana, fa saingy tara loatra ny nanoratanao ilay hafatra :/
3. maholisoa
(
16/03/2013 08:59)
Ka sao dia ho any amin'ny RNS ??? any koa misy
maholisoa:
Amin'ny sabotsy 23 marsa izao indray no fotoana hanaovana ny fifaninanana soratononina izay karakarain'ny fikambanana Kolo.
Ny Kabary no lohahevitra amin'izany.
Fotoana amin'ny 2 ora sy sasany ao amin'ny amphi 2 - Inalco _ 65 rue des grands moulins - 75013 PAris.
Afaka misoratra anarana eto :
http://bit.ly/W6anBg
Tongava maro ooo!!
4. ral_
(
12/04/2013 15:58)
Miarahaba antsika rehetra,
Nanao ahoana ny valiny?
Misy toerana afaka ahitana ny lahatsoratra nanaovana fifaninanana ve eto amin'ny tranonkala?
misaotra mialoha.

5. maholisoa
(
13/04/2013 21:27)
Manao ahoana,
Azonao jerena eto amin'ity rohy ity ny valiny :
http://www.madaplus.fr/Soratonon-2013-Kolo-Asabotsy-23-marsa-Inalco-Paris-13-eme_a6959.html
Misy santionany maromaro koa ao amin'ny fb,'i Kolo malagasy.
Toa mbola tsy misy sehatra azo ijerena ny lahatsoratra tokoa ....
Lazaiko eo ihany ...
Maholisoa

ral_: